Mpitondra fivavahana Kristianina mamataveta zaza madinika
1. rakapy
(
29/12/2007 03:31)
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao Kristianina an'ireo mpitondra fivavahana kristianina maro be efa tratra nanao PEDOPHILIE sy nangalatra ary nanodikodina volan'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany fa eran'izao tontolo izao.
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:42
2. rijadolly
(
29/12/2007 06:11)
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao tsy mpino an'ireo manampahaizana tsy mpino maro be efa lasa mpitarika ao amin'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany fa eran'izao tontolo izao.
3. LazaDaddy
(
29/12/2007 06:33)
rakapy>
1) Raha ny Tenin'Andriamanitra dia mazava tsara momba an'io:
2) Tsy mampiova inona kosa ny fieritreritry ny Kristianina an'ireny olona ireny.
3) Ho ahy amin'ny maha Kristianina ahy dia i Kristy no filamatra fa tsy olona na mpitondra fivavahana nakoa lehiben'ny fiangonana, na fiangonana iza io na iza.
4) Ny tsy mpino kosa dia mijery ny ataon'ny mpitondra fivavahana sy ny Kristianina aloha izy. Noho izany dia tompon'andraikitra lehibe eo anatrahan'Andriamanitra ny mpitondra fivavahana sy ny kristianina amin'io lafiny io.
5) Mivavaha ho azy :)

2Petera 2:21:
Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny làlan'ny fahamarinana toy izay hiala amin'ny didy masina natolotra azy, rehefa nahalala izany izy.

4. hery
(
29/12/2007 09:54)
rakapy> Tahaka ny fieritreritro an'ireo Silamo (mpitarika na tsia) sasany (sy ny olona hafa) hafa mpametaveta zaza kely, mamono olona tsy manantsiny @ baomba sns...
Sa ahoana ny fieritreritrao?
Sa ahoana ny fieritreritrao?
5. pissoa
(
29/12/2007 10:41)
rakapy:
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao Kristianina an'ireo mpitondra fivavahana kristianina maro be efa tratra nanao PEDOPHILIE sy nangalatra ary nanodikodina volan'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany fa eran'izao tontolo izao.
Na eo anatrehan'Andriamanitra na eo anatrehan'ny fiaraha-monina dia tsy mendrika ny fametavetana zaza madinika.
Mitovy amin'ny tsy Kristianina ihany ny fahitako azy : ampiharo aminy ny lalana rehefa tratra izy.
:-D:-D:-D
6. paingotra
(
29/12/2007 14:58)
mazava ve fa tena nanao izany izy? tsara angaba raha vonoina izy ireny. Amin'izay tsy mamerina ny hadalany intsony
7. ikaretsaka
(
29/12/2007 15:48)
ampiharo ny lalana rehefa izany koh! miombon-kevitra @ pissoa
fa ny mahalasa saina ahy @ ity resaka ity dia ohatra hoe rehefa i dadanareo no manao pedophile de tsy tenitenenina fa rehefa olona hafa dia wawawa be

8. rakapy
(
30/12/2007 00:35)
Hery> Raha ny fahazako ny fiheritreritrao dia tsy misy finona hafa eto ambonin'ny tany afatsy ny Silamo sy Kristianina ihany? Misy anarivony ny karazana finoana fa ireo ihany. Ka raha niteny ianao momba ny aton'ny Silamo @ suicide bombing dia hita fa tsy mety nefa tokony hofantarina ny antony.Ity dia mbola ady hevitra iray lava be raha zohina ny tantara.
Rijadoly-Laza Daddy> Fa angaha moa rehefa tsy Kristianina dia tsy mpino? Mbola tsy nilaza teto ny tenako fa tsy mino an'A/tra.Ary ny ankamaroan'ireo lazainao fa tsy mpino eto @ furum dia mino fa misy A/tra fa ny fomba fitsaranareo Kristianina no " Black or white". Ny olana eo @ finoana dia tsara ho fantarao fa dia eo @ atao hoe mpanelanelana( Mpaminany, Jesosy, Mohamet, Boudah, Ikelimalaza...) .Ireo no mahatonga antsika olombelona tsy hifanaraka @ ity resaka finoana ity.
Ikaretsaka> Ka ny Dadanay anie efa fantatra sy nitono tena hoe jiolahy fa tsy mba niatsara velatsihy tahaka ireo mpitondra fivavahana ka tsy sahy mi wawawa ny olona satria efa mazava ny resaka.

9. ikaretsaka
(
30/12/2007 01:00)
ah raha izay indray rakapy dia resaka hafa an (saingy tsy noteneninareo) .. fa misy rehefa tratra dia traingo dia esorina @ asany na nanala tena, fa misy kosa ny manambady 4 fa ..apokalipsa hono dia mandeha foana fa profesia
10. rijadolly
(
30/12/2007 06:32)
rakapy:
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao Kristianina an'ireo mpitondra fivavahana kristianina maro be efa tratra nanao PEDOPHILIE sy nangalatra ary nanodikodina volan'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany fa eran'izao tontolo izao.
rakapy:Tsy HS zay ka kristianina no resahina eto dia anjaran'tsi 1,1 mandray ny tandrifiny na dia tsy niteny anaran'olona na finoana hafa aza aho.Oh zao sé mino an'Andriamanitra(Zanahary)fa tsy mino an'Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy dia izay koa zany ny dikan'io teneniko eo ambony io satria ireo manampahaizana niova fo anie ka Andriamanitra Ilay inoantsika mihitsy aza no tsy ninoany é!Mazava ho azy fa ao anatiny koa zany ny tsy finoana(tsy mpino)an'Jesoa Kristy.
Rijadoly-Laza Daddy> Fa angaha moa rehefa tsy Kristianina dia tsy mpino? Mbola tsy nilaza teto ny tenako fa tsy mino an'A/tra.Ary ny ankamaroan'ireo lazainao fa tsy mpino eto @ furum dia mino fa misy A/tra fa ny fomba fitsaranareo Kristianina no " Black or white". Ny olana eo @ finoana dia tsara ho fantarao fa dia eo @ atao hoe mpanelanelana( Mpaminany, Jesosy, Mohamet, Boudah, Ikelimalaza...) .Ireo no mahatonga antsika olombelona tsy hifanaraka @ ity resaka finoana ity.
11. pissoa
(
30/12/2007 12:36)
Miala tsiny ! Izaho nahita ilay resaka tary ambadika hoe i Rakapy silamo. Raha diso dia ahitsio, ary miala tsiny sahady.
Ny mahagaga ahy mantsy dia
nefa vao eo ambony izy no milaza hoe
:-w:-w:-w
sa jiolaha mana-marin-tena ...
Ny mahagaga ahy mantsy dia
rakapy:
Ikaretsaka> Ka ny Dadanay anie efa fantatra sy nitono tena hoe jiolahy fa tsy mba niatsara velatsihy tahaka ireo mpitondra fivavahana ka tsy sahy mi wawawa ny olona satria efa mazava ny resaka.
nefa vao eo ambony izy no milaza hoe
Hery> Raha ny fahazako ny fiheritreritrao dia tsy misy finona hafa eto ambonin'ny tany afatsy ny Silamo sy Kristianina ihany? Misy anarivony ny karazana finoana fa ireo ihany. Ka raha niteny ianao momba ny aton'ny Silamo @ suicide bombing dia hita fa tsy mety nefa tokony hofantarina ny antony.Ity dia mbola ady hevitra iray lava be raha zohina ny tantara.
:-w:-w:-w
sa jiolaha mana-marin-tena ...
12. ikaretsaka
(
30/12/2007 18:29)
rijadolly> ilay nataonao bold no misy ahitsiko kely
ny atao hoe mino an' A/tra dia tsy midika hoe tsy mantsy ho Kristianina!

13. rakapy
(
30/12/2007 18:34)
Pissoa> Izaho tsy Kristianina, tsy silamo tsy secte,tsy Bodhist, tsinots'inona fa mino an'A/tra iray fotsiny. Io dia A/try ny zavaboahary rehetra raha tianao ho fantatra.Fa tsy toy ny anareo kristianina sy ny secte ary ny hafa hoe misy mpanelanelana toy i Jesosy, Mohamet,mpaminany....
Izao dia tsy manamarin-tena velively fa tonga dia tsoriko aminao etona fa JIOLAHY sy mpanota gaigy lahy ny tenako.

14. cutie
(
30/12/2007 21:48)
ny fahitako an'reny ndray manana aretina fa tsy misy idiran'ny resaka kristiana na mpitondra fivavahana na tsia :)
15. rakapy
(
31/12/2007 02:40)
Ka ny mampalahelo anie ry Cutie de izy ireny indrindra no mitono-tena sy milaza fa mpitarika ny vahoaka ho any @ lalana sy ny sitrapon'A/tra e! ka nefa dia izany no ataony. Ekeko fa misy aretina fa tsy tokony hitarika raha manana aretina. Hanaiky ve ianao raha Jamba ny soferan'ny taxi brousse hitondra anao any Antsirabe?
16. ikaretsaka
(
31/12/2007 02:52)
atao pilotage automatique:wink:
ka izya le izy.. tsy ny manana permis ihany sy ny mahay mitondra fiara ihany no atao hoe saofera fa ny manana sy mahay an'izy 2 (misy ny 1 @ ireo 2 ireo ihany no ananany dia mizesta be hoe izy no sofera...)
dia tsarovy koa na ny saofera ela nitondrana nitondrana aza, ka na lalana hainy ohatran'ny paosiny aza io dia mety ts'inontsinona eo dia midofotra sy voan'ny accident

17. rijadolly
(
31/12/2007 04:19)
rijadolly:miobon-kevitra ka!fa tsy misy ny mino an'Jesoa nefa tsy mino an'Andriamanitra.Izay ny antony nitenenako an' Rakapy hoe na inna finoanao na inna dia raiso amin'ilay finoanao ilay niteneniko.
rijadolly> ilay nataonao bold no misy ahitsiko kely
ny atao hoe mino an' A/tra dia tsy midika hoe tsy mantsy ho Kristianina!
rijadolly:
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao tsy mpino an'ireo manampahaizana tsy mpino maro be efa lasa mpitarika ao amin'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany fa eran'izao tontolo izao.
rakapy:Rakapy kosa tsy manaraka tsra fa efa voavaly io é!
Ka ny mampalahelo anie ry Cutie de izy ireny indrindra no mitono-tena sy milaza fa mpitarika ny vahoaka ho any @ lalana sy ny sitrapon'A/tra e! ka nefa dia izany no ataony. Ekeko fa misy aretina fa tsy tokony hitarika raha manana aretina. Hanaiky ve ianao raha Jamba ny soferan'ny taxi brousse hitondra anao any Antsirabe?
karetsaka:(azafady ika fa nahitsiko ilay izy à)raha manaraka tsara koa ianao dia ady hevitra eto foana io.misy valiny marobe any dia mba tadidio dia alaivo ny tsara.
ah raha izay indray rakapy dia resaka hafa an (saingy tsy noteneninareo) .. fa misy rehefa tratra dia traingo dia esorina @ asany na nanala tena, fa misy kosa ny manambady 4 fa ........:roll: hono dia mandeha foana fa profesia
18. niryna
(
31/12/2007 05:34)
Miala tsiny aho fa valiako indray mitambatra a
rakapy> rehefa manao ratsy dia ratsy fa ilay hoe kristiana mihitsy no tsy zakan'ny vavoninao.
=D ,tsy misy izay miafina ka tsy ho hita,na iza izy na iza.
Ny hoe faizana any am-ponja na atao sazy izay sahaza no mety ,izay no nanaovana ny mpitsara,fa iza isika no hanala ny ain'olona? Tsy antsika ny fitsarana fa an'i kristy. Jereo ny fiainana raha tsy mihamaizina ny olona,na dia tsy mamaly faty aza, jereo ny fiainana mahazo,miharatsy,mihamihemotra amin'ny finoana ny olona,ary minoino foana,efa ho feno ny mpankahala an'i kristy izao tontolo izao,mila miambina isika ary "fitiavana no nasetrin'ireny nampijaly Azy ireny dia ny mitia ny olona toa antsika koa no tokony atao.
miandry izay nampifantaran'ireo anao izahay.Mamono ny mpiara-belona aminy izany ,tsy avy amin'Atra fa avy amin'i satana na inona antony na inona finoany:twisted::twisted:.
efa voavaliko io fanontaniana io,Atra iray ihany fa misy atra be dia be ,ka raha tsy manaraka an'ilay Atra ,Jehovah dia tsy izy izay amin'i kristy.(Atra Izy )
no not one,tsy nisy na iray aza nitovy Azy,ary tsy hisy .Iza avy aloha ireo Atra lazainao fa mitovy ny Atra hinoan'i kristiana ireo e.Manana Zanaka atao hoe Kristy ve izy ireo? Raha tsia ny valiny dia tsy mitovy ary tsy hitovy na aniry nify aza ny akoho.
Taha-dray izany hianao koa.Izay tokoa no hilazana hoe raha salama ny zaza dia ny rar no salama. :oops: tsy ho azonao koa io fa spiritual language oops,sorry.

rijadolly:Mitovy hevitra aminao.
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao tsy mpino an'ireo manampahaizana tsy mpino maro be efa lasa mpitarika ao amin'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany fa eran'izao tontolo izao .
LazaDaddy :^:^^:^
Hoy i 2Petera 2:21:
Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny làlan'ny fahamarinana toy izay hiala amin'ny didy masina natolotra azy, rehefa nahalala izany izy.
=D^:^
2) Tsy mampiova inona kosa ny fieritreritry ny Kristianina an'ireny olona ireny.
3) Ho ahy amin'ny maha Kristianina ahy dia i Kristy no filamatra fa tsy olona na mpitondra fivavahana nakoa lehiben'ny fiangonana, na fiangonana iza io na iza.
5) Mivavaha ho azy
pissoa :
Na eo anatrehan'Andriamanitra na eo anatrehan'ny fiaraha-monina dia tsy mendrika ny fametavetana zaza madinika.
Mitovy amin'ny tsy Kristianina ihany ny fahitako azy : ampiharo aminy ny lalana rehefa tratra izy.
=D ,tsy misy izay miafina ka tsy ho hita,na iza izy na iza.
paingotra :
mazava ve fa tena nanao izany izy? tsara angaba raha vonoina izy ireny. Amin'izay tsy mamerina ny hadalany intsony
Ny hoe faizana any am-ponja na atao sazy izay sahaza no mety ,izay no nanaovana ny mpitsara,fa iza isika no hanala ny ain'olona? Tsy antsika ny fitsarana fa an'i kristy. Jereo ny fiainana raha tsy mihamaizina ny olona,na dia tsy mamaly faty aza, jereo ny fiainana mahazo,miharatsy,mihamihemotra amin'ny finoana ny olona,ary minoino foana,efa ho feno ny mpankahala an'i kristy izao tontolo izao,mila miambina isika ary "fitiavana no nasetrin'ireny nampijaly Azy ireny dia ny mitia ny olona toa antsika koa no tokony atao.
rakapy:marina izany fa Iray ihany no Famonjena dia izay Mino an'i kristy,izay tsy mila famonjena dia tsy maninona ka avelao izy hivavaka izay hivavahany any fa tsy misy olana ( Eks 20-3-4)
Hery> Raha ny fahazako ny fiheritreritrao dia tsy misy finona hafa eto ambonin'ny tany afatsy ny Silamo sy Kristianina ihany? Misy anarivony ny karazana finoana fa ireo ihany.
rakapy:
Ka raha niteny ianao momba ny aton'ny Silamo @ suicide bombing dia hita fa tsy mety nefa tokony hofantarina ny antony.
miandry izay nampifantaran'ireo anao izahay.Mamono ny mpiara-belona aminy izany ,tsy avy amin'Atra fa avy amin'i satana na inona antony na inona finoany:twisted::twisted:.
rakapy:
Rijadoly-Laza Daddy> Fa angaha moa rehefa tsy Kristianina dia tsy mpino?
efa voavaliko io fanontaniana io,Atra iray ihany fa misy atra be dia be ,ka raha tsy manaraka an'ilay Atra ,Jehovah dia tsy izy izay amin'i kristy.(Atra Izy )
Mbola tsy nilaza teto ny tenako fa tsy mino an'A/tra.marina tokoa izany fa tsy nilaza hianao fa ilay fipetraky ny fanontaniana manankiana lava ny kristiana dia porofo mivaingana fa tsy mpanaraka an'i kristy hianao,manana Atra hafa ? asa lahy ,eny angamba,tsy angamba fa hianao no mahalala.
Ary ny ankamaroan'ireo lazainao fa tsy mpino eto @ furum dia mino fa misy A/tra fa ny fomba fitsaranareo Kristianina no " Black or white".ah,ah,hianareo kristiana ,mazava ho azy fa tsy izy hianao,tsy maninona ka,raha tsy mila famonjena hoy aho aza mivaky loha fa efa voaheloka avy hatrany eo anatrehan'ilay Kristy Mpamonjy.
Ny olana eo @ finoana dia tsara ho fantarao fa dia eo @ atao hoe mpanelanelana( Mpaminany, Jesosy, Mohamet, Boudah, Ikelimalaza...) .Ireo no mahatonga antsika olombelona tsy hifanaraka @ ity resaka finoana ity.ireo mpanelanelana aloha aminay kristiana dia i kristy irery,tsy mitombona io tompoko,tadidio fa kristy dia natao sorona ho antsika rehetra,Mohamet angaha natao sorona,nanambady ,firy ny vadiny,azo klasena toy ny mpitondra fiangonana izany fa tsy hanelanelana an'Atra Iray Mahefa ny Zavatra rehetra mihitsy? Boudah koa angaha tsy mba nanana kilema,ahoana ny tantaran'i Boudah,inona daholo ireo sakafo apetraka eo akaikin'ilay sariny,dia toy ireny mivavaka amin'ny sarin-javatra ireny ihany koa izany,nanambady,nanan-janaka? i kristy? Zanak'Atra,Atra,Mpanelanelana anay amin'Atra,mino hianao tsara tsy mino moa dia efa izay.
no not one,tsy nisy na iray aza nitovy Azy,ary tsy hisy .Iza avy aloha ireo Atra lazainao fa mitovy ny Atra hinoan'i kristiana ireo e.Manana Zanaka atao hoe Kristy ve izy ireo? Raha tsia ny valiny dia tsy mitovy ary tsy hitovy na aniry nify aza ny akoho.
ny taranam-boanjo hono ny fotony voanemba :roll:
Ikaretsaka> Ka ny Dadanay anie efa fantatra sy nitono tena hoe jiolahy fa tsy mba niatsara velatsihy tahaka ireo mpitondra fivavahana ka tsy sahy mi wawawa ny olona satria efa mazava ny resaka.
Taha-dray izany hianao koa.Izay tokoa no hilazana hoe raha salama ny zaza dia ny rar no salama. :oops: tsy ho azonao koa io fa spiritual language oops,sorry.
19. LazaDaddy
(
31/12/2007 05:57)
Rakapy> nifandiso ny resaka fa azafady. Ny mpino resahiko eto dia ny mpino ilay Andriamanitra Nahary izao tontolo izao, ilay Rain'i Jesoa Krosty...araka ny nambarako hoe "amin'ny maha Kristianina ahy"
[quote = 1 Petera 5:5] Iza moa no maharesy izao tontolo afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra?[/quote] :)
[quote = 1 Petera 5:12] Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana[/quote] :)
[quote = 1 Petera 5:21] Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.[/quote] :)