tena fety krstn tokoa ve sa soa-toavina avy @ sekta ny noely

41. cutie ( 03/01/2008 23:37)
42. fijo ( 03/01/2008 23:42)
de mahay ilay resaka iznay ko
43. cutie ( 03/01/2008 23:44)
non :-D
44. fijo ( 03/01/2008 23:51)
tsssss io fa mody non
45. cutie ( 03/01/2008 23:55)
fa ahona hoy ra8
46. ratonga ( 04/01/2008 00:01)
minoa fotsiny ihany:-D
47. cutie ( 04/01/2008 00:08)
:-D
zany ve tsy efa rediredy
48. ratonga ( 04/01/2008 00:24)
tena marina zany kà:-D
lazaovy fa mirediredy dray zany ny prézidà:-D
49. cutie ( 04/01/2008 00:26)
ka efa zany foana koa :-D
tsy mba miova filamatra kely, ny taona vao2 :-d
50. prime ( 04/01/2008 11:01)
bosista> fa na izany na tsy izany, tsy fahadisoana velively koa ny tsy fankalazàna krismasy tsy akory...
51. niryna ( 05/01/2008 20:38)
ratonga:

tena marina zany kà:-D
lazaovy fa mirediredy dray zany ny prézidà:-D

H.S =))=))=))


bosista:

misaotra an'izay namaly,fa hita fa misy ny sasany eto mbola tsy misokatra ny toe-tsainy,tsy mahay mamaly fa trop mafana fo loatra,za tsy nilaza fa tsy te-hankalaza, ary na tsy hankalaza ary aho tsy aha-foana ny noely velively,fa tiako ny ahafantatra ny tantaran'ny noely,aoka isika mba ho modely eto fa misy koa ny tsy mpino mahita ny fomba famalin'ny sasany dia maha-menatra,

ok, izay izy izany aminao. :D
prime:
04-01-2008 12:01:16

bosista> fa na izany na tsy izany, tsy fahadisoana velively koa ny tsy fankalazàna krismasy tsy akory...
=D
Tsy ratsy ilay valin-teny:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518