tena fety krstn tokoa ve sa soa-toavina avy @ sekta ny noely

21. niryna ( 28/12/2007 12:00)
.
. tsy kolon-tsaina sy fampianarana kristiana ny noely sy ny krismasy fa kolon-tsaina notovozina tamin'ny finoana hafa tamin'ny fotoan'androny (vakio ny mikasika ny finoana "mythréenne" na ny momba ny "dieu mithra" satria nifangaro tamin'izany finoana jentilisa izany ny fivavahana kristiana tamin'ny fotoan'androny (IIè et IIIè S. ap. JC) ka mba hampahatanjaka ny fivavahana kristiana dia tsy maintsy nifampiraharaha sy nifandamina tamin'ny mpivavaka tamin'ny "mythra" ny Emperora (Papa) tamin'ny fotoan'androny mba hahazoana mpino maro...

mitovy hevitra,fetin'ny pagan na ireo jentilisa ary ao anatin'ny baiboly ilay maka sapin ravahana izay nataon'ny jentilisa.Aiza moa no misy an'iny?

zaio:
Refa tsy te hankalaza enao de mijanona,fa aza asina commentaire.zay alou hankalaza e! iza ara mba maty nisolo ahy nefa izy tsy nanota akory tsy rariny ve rah mba misy andro iray natokana ho fahatsiarovana ny nahaterahany.Tsika ze tsinotsinona ity ary mankalaza anniversaire.

Ny tsara dia ny mandray ny krismasy amin'ny fanetren-tena ka andraisana an'i Kristy ho fahateraham-baovao mandrakariva ao anaty... manaiky sy mino ilay mpamonjy ka mandray Azy amin'ny fitiavana...

marina izany,izay ilay hoe vahao ny varavaran'ny fonao hidirany.Ao am-po Izy ary ny teniny dia tsy hiala ao am-bava mandrakariva mba hanaovana ny sitrapo sy ny didiny.
22. LazaDaddy ( 28/12/2007 12:38)
bosista>

1) Tsy misy maha ratsy ny fahatsiarovana ny nahaterahan'i Jesoa mihitsy.

2) Ny "25 Desambra" kosa dia "festival d'hiver" (fety "pagan") tao Roma, ka navadiky ny mpitondra tao ho fety "EKAR" noho ny resaka politika.

3) Averiko indray fa tsy misy maha ratsy ny fahatsiarovana ny nahaterahan'i Jesoa, na dia atao ian'andro aza izany. :)
23. ikaretsaka ( 28/12/2007 17:21)
raha atao isan'andro kosa dia mankaleo ny farany e e...
afa tsy ny vary angaha (ho an'ny malagasy):-D
24. pissoa ( 28/12/2007 18:00)
:roll::roll::roll:

inona no mankaleo ? ilay mihinana vorotsiloza sa le misaotra an'andriamanitra fa teraka jesosy ? :-D:-D:-D
25. fijo ( 28/12/2007 21:42)
le faharoa ka
26. bosista ( 29/12/2007 04:01)
misaotra an'izay namaly,fa hita fa misy ny sasany eto mbola tsy misokatra ny toe-tsainy,tsy mahay mamaly fa trop mafana fo loatra,za tsy nilaza fa tsy te-hankalaza, ary na tsy hankalaza ary aho tsy aha-foana ny noely velively,fa tiako ny ahafantatra ny tantaran'ny noely,aoka isika mba ho modely eto fa misy koa ny tsy mpino mahita ny fomba famalin'ny sasany dia maha-menatra,
27. cutie ( 30/12/2007 21:37)
hiverenako le tantaran'ny ny noely fa ndraso alou :)
28. fijo ( 01/01/2008 22:48)
efa taona vaovao izao ry cutie an,i dadabe noely izaoefa dodoooooo
29. cutie ( 02/01/2008 14:42)
oups
aleo indray aza @ noely manaraka :)
30. fijo ( 02/01/2008 21:49)
ie de za mba hanao tonton noely any
31. cutie ( 03/01/2008 13:23)
ie sady za mila mitsy :-D
32. fijo ( 03/01/2008 23:05)
ahhh hotsara ity taona ity ka
33. xxx ( 03/01/2008 23:10)
efa hitako eto mitsy :-D
34. fijo ( 03/01/2008 23:13)
sady taona ra8
35. xxx ( 03/01/2008 23:15)
:-D
hay
36. fijo ( 03/01/2008 23:24)
ra8=sosy ko
37. cutie ( 03/01/2008 23:25)
hoy iza
38. fijo ( 03/01/2008 23:26)
hoy ny pokona gasy
39. cutie ( 03/01/2008 23:28)
ka za tsy any dago koa
40. fijo ( 03/01/2008 23:32)
fa gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084