Ny fiainana any amin'ny communauté

21. fijo ( 28/12/2007 21:51)
ô ry ika an,misy fiteny izay manao hoe"tsy misy gadra ratsy toy ny gadra mpitiavana"io koa safidy,fa ny olona azon'io fitiavan aio tena tsy mahita ary tsy tafavoaka mihintsy.na mpamono olona aza ilay tiany ,aminy iny tsy olana fa ilay tiany ihany no zavadehibe
22. ikaretsaka ( 29/12/2007 15:39)
ka nga io gadram-pitiavana irery fa sady gadram-pivavahana koa
23. fijo ( 01/01/2008 22:52)
de vao miha manahirana be.
24. ari.malala ( 02/01/2008 12:46)
tsitako izay manahirana amin'izany ry fijo a! isika ety ivelany no maita hoe hafahafa fa zareo ao anatiny ao maita hoe manja b zany fiainana izany! zay le hoe tsika ndray no torana alohan'ny mihevoka:-D
25. fijo ( 02/01/2008 21:58)
arian,isika ety ivelany koa no mahita hoe "ny olona ao anaty sektadi asimba,fa izy ao anatiny di amahatsiaro sambatra"nefa isika mahatsiaro manana adidy hiezaka ny hanala azy ao.
26. ikaretsaka ( 02/01/2008 23:47)
ialahy koa anie ra fijo miaina @ community fa tsy tsapan'ialay fotsiny e..
ny fianakavian'ialahy community
ny asan'ialahy ao am-piasana commnunity
ny lalan'ny fiara andehanan'ialahy community!:-D
27. ari.malala ( 03/01/2008 07:05)
fijo, za ndray ts manala ol anaty secte zany mints! avelako izy alou hiaina izay iainany ao, fa refa itany fa ts mamely ny ao d miala hoazy izy! arakaraky ny iezahanao hanala azy ao no otran'ny hoe alentikao ao izy tsin!
28. fijo ( 03/01/2008 23:32)
ika,fa ilay community misy antsika amin'izay mivelatra be sy malalaka fa tsy misy firehana tokana

ari,za mihezaka fa tsy manao izany mivantana.le mivantana tsy mety fa toa vao mih amanosika azy hiditra lalina
29. ikaretsaka ( 04/01/2008 03:03)
ari> tsy manala kosa fa manazava ny sainy e! rehefa mbola zanaky ny maizina izy dia tsy hahita ny mazava ny sainy

fijo> fa iza no miteny an'ialahy fa misy firehana tokana ireny community ireny na ireo lazain'ialahy fa mihidy be aza?
30. ari.malala ( 04/01/2008 06:13)
ka na hiezaka faha 100 faha 1000 eo aza ianao rehefa ny sainy mihintsy no mbola mihidy aloha fa mbola mankamamy ilay azony ao tsy hahita vokany eo mihintsy ianao... ny vahaolana izany amiko dia avela izy aloha hiaina sy handinika ao hoe inona no mety inona no tsy mety... hitako tamiko mantsy izany...
31. ikaretsaka ( 04/01/2008 15:57)
ari> izay manko.. tsy misy ohatran'ny examen de conscience ihany e
32. fijo ( 04/01/2008 23:49)
ka izay mihints yry ari no tsy hanoavana treitery an'ireny.aseho moramora eny hoe tia azy enao,ary tsy manary azy,di atsapany miandalana eny io.

ny community "mihidy"tsy mety loatra ngamba le hoe tery.dia misy fisainana iray eken'ny rehetra.ohatra samy mino an'i jesoa,ary samy manao ezaka hampiantra izay finoana izay.io iraisana.
fa ny community mivelatra kosa dia samy maka izay mety aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456