Ny fiainana any amin'ny communauté
1. ari.malala
(
26/12/2007 12:16)
Mba lasa hoa ny saiko, t@ krismasy zay nivavaka tao am carmelite tao Ampasanimalo, de lasa teo ny saiko hoe ireto masera mihiboka ireto ve, mba toy ny olon-drehetra iany hoe mifanao ndry refa miresaka, manao basket na volley sa dia mihiboka ao de ao de ahoana rehefa misy havany mitsidika azy, sa moa refa any amin'ny communauté de any fa tsy azo tsidihina?
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:49
4. Mannou
(
26/12/2007 14:42)
tena za ko reto to tsy mahafantatra ko, mba hiangaviana izany ireo izay katolika mety afaka hanome fanazavana momba izay fa mahaliana tokoa an !
5. ikaretsaka
(
26/12/2007 14:52)
Arakarak'ilay communaute io ry ari an, sy ny charisme isan'isany.
misy tsy mahazo mifampiresaka akory aza (ny trappistes sasany ohatra) dia misy koa anefa ny mifampanao ialahy rehefa ao @ communaute( ny Zezoita ohatra) !
afaka mitsidika raha ny carmelites ka! fa misy elanelany fotsiny (mifankahita endrika afaka mifandray tanana sns..., ary afaka mifandefa taratasy, emails, telephone, sns.. fa ny contact @ outside world no ferana!

6. fijo
(
26/12/2007 23:04)
kay leee,de efa gadra anie izany e???????toa hanahirana raha toa izany kosa le finoana kle.
8. niryna
(
27/12/2007 05:52)
Mannou:
tena za ko reto to tsy mahafantatra ko, mba hiangaviana izany ireo izay katolika mety afaka hanome fanazavana momba izay fa mahaliana tokoa an !
:D hitovizana io fa miandry izay mahalala
9. ari.malala
(
27/12/2007 06:37)
Amin'izany tsy mahazo mifampiresaka izany de aona ftsn ny fianana ry ika? refa hisakafo ohatra d aona? hafahafa b zany:roll: fa mety hoe efa zatra ngamba le olona d ts mampanin anazy le fianana :roll:
Fa za mahita fa misy masera kizintina!!! ayayayayayay... tena tsitanao izay iresahana aminy... ndremande examen ny ankizinay mpianatra komonio voalohany, de nisy 3 ary ny mpianatro tsy afaka fa hoe manao repechage @ heriny, de nalahelo b zany za satria isan-taona premier tour de afaka daolo ny mpianatro, de hitan'le masera ny endriko nalaelo be, de nanontaniany alou zany za hoe fa manin, de noteneniko anazy hoe misy ts afaka ny mpianatro, de ozizy, de manin nefany zao zany? izy no tsy te hianatra any ko! fa gaga ftsn za hoe masera v zany!!!:roll: fa vao maika avo roa heny ny alaheloko, fa satria tsin ny fahalalako izany relojiozy izany na lahy na vavy tokony manana ny fanetren-tena sy halemem-panahy, nefa izay masera izay... mikolay mints ny FET entiny! za anisany t@ mbola mpanabe tao...

10. hery
(
27/12/2007 08:08)
ari> ie. Toy ny olon-drehetra ihany ireny kah. Tsy biby ary tsy anjely :-). Na izany aza anefa dia mahafoy zavatra betsaka ry zareo mba hahafahana mivavaka be be kokoa. Asa raha fantatrao fa farafahakeliny im-pito miditra ao amin'ny chapelle mivavaka izy ireny. Manomboka amin'ny maraina amin'ny 3 ka hatramin'ny 9 alina (isaky ny adin'ny telo).
Ankoatr'io vavaka isaky ny adin'ny telo io anefa dia tsy maintsy mamelon-tena koa izy ireo (mamboly, manjaitra, sns) satria tsy maintsy mivelona amin'ny zavatra karakarainy.
Mazava ho azy fa tsy dia misy fotoana firy intsony hanaovana zavatra hafa. Safidy izany io, ho an'izay mahavita. Ary isaorana an'Andriamanitra fa mbola misy mahavita... inoako fa manampy amin'izany koa Andriamanitra tsinona.
Ny zavatra azontsika atao dia ny mivavaka ho azy ireny sy misaotra azy koa satria mivavaka ho an'izay tsy mba afaka mandany fotoana be hivavahana koa izy ireny. Marina fa samy mamonjy ny fanahiny nefa manampy be ny mieritreritra fa misy olona tsy fantatrao akory mitondra anao ambavaka isanandro isanandro.

12. ikaretsaka
(
27/12/2007 14:44)
dia aza adino ny manampy azy ireny rehefa le misy fotoana iny koa, hanehoana eo anivony sy @ izao tontolo izao ilay "Endrik'A/tra" ao anatinao
13. fijo
(
27/12/2007 22:10)
izany izy hoe lasa kizitina ko inona indray ary.manky zavatra be de lasa kizitina be ny hiafarany.
14. ikaretsaka
(
27/12/2007 22:27)
iza no niteny an la fa za kizitina nefa za mi vivre en communaute?:roll:
15. fijo
(
27/12/2007 22:29)
ka elahy izao miaraka aminay ato,fa tsy hoe tsy mahazo miresaka,ialahy mifandray amin'nyakama sasany ivelany,fa raha gadraina ao ialahy mety ho izay koa
20. ikaretsaka
(
27/12/2007 23:53)
ny maha samihafa azy dia ity safidy fa tsy didy aman-dalana no nampigadra