Hafatra ho an'ny rehetra.
21. melody
(
21/12/2007 17:23)
mahita lazaina tokoa indry ity ka:-D:-D:-D efa ela aho izay tsy naheno io 'tompoko' io, mampahatsiaro ny fahiny e!
23. bonbongasy
(
21/12/2007 18:36)
niryna:
Misaotra antsika rehetra ary hialako tsiny izay zavatra nitranga teto ka mety nanafitohina ny hafa sy hitsaratsaraina foana ihany koa.
Voaray ny fisaorana sy ny fialana tsiny nataonao niryna
Ny hafatra voafafa dia marina, nefa mazava ny fitsipika ary misy tompon'andraikitra ao. Koa izy no mahafantatra izay tokony ataony, izay no nametrahana azy ao.
Ankoatr'izay, mamafy voa no asanao, fitaovana fotsiny ihany ianao. Fa Ilay naniraka anao sy ilay Inoanao no hanabe izany voa izany sy hiasa mahery @ mpamaky
Misaotra anao @ fanazavana sy ny hafatra ary ny fampaherezana omenao; tohizo ary mahereza
24. xxx
(
21/12/2007 19:10)
soanja:
Ny olantsika mpitondra hevitra miavaka na mpanoratra miavaka mantsy dia mihevitra fa manam-pahavalo miafina na manimba antsika antsokosoko. Io ilay Satana resahinareo. Zay tsy heveriko fa misy.
Amiko anefa dia rehefa hanao zavatra miavaka isika na mifanohitra aza indrindra indrindra matetika amin'ny hevitry ny hafa dia isika ihany manangana izany efitra sy lefona hanindrona ho antsika izany.
Eny raha misy aza inzany dia tokony efa hivonona amin'izany isika rehetra manana an'io toetra io. Ampiakaro ny ampinga saingy aparitaho izay tsara hitanao fa aparitaka. Milamina, mitonia, matokia tanteraka eo ampanaovana izany.
Tadidio fa ny Tompo tsy manary fa isika no mandositra manalavitra azy.
:roll::roll::?: Tsy mahazo resaka koa ianao ty,miala tsiny sy manazava anie ilay olona eto fa tsy mila fitsaràna na fananarana.Efa milaza izy fa nisy fifandrifin-javatra tamin'ity ndray mitoraka ity ary niala tsiny tamin'ny hery izy dia inona ndray no ilainao?
25. xxx
(
21/12/2007 20:33)
xxx:

Izaho indray tsy mahita fialantsiny eo fa fanamarinan-tena no hitako. Miampy fiampangana aza !!!
27. soanja
(
21/12/2007 21:17)

Manoro ny mahaolombelona antsika aho fa tsy miresaka mivantana akory amin'ny Niryna.
Afaka manoratra izay tiany soratana eto dia io no mba hevitro.
Fantatro fotsiny fa miavaka noho ny hafa ny fomba famoahany hevitra eto dia izay no nanoratako an'io. Zah manko mpanoratra lavabe koa ary mety mandreraka na mampamonamonaina ny olona, ohatra toa anao aza. Raha ianao mahita an'io hoe mitsara dia tsy manahy fa ataovy zay zany koa.
Samy manana ny fomba fijeriny zavatra ny olona dia hajaiko ny fijerinao ny hevitra namaliako ny hevitry ny Niryna.
Samby tsara amin'ny taniny baba!
Peace be with you! Soanja
28. fahamarinana
(
22/12/2007 12:29)
xxx:
xxx:
:roll::roll::?: Tsy mahazo resaka koa ianao ty,miala tsiny sy manazava anie ilay olona eto fa tsy mila fitsaràna na fananarana.Efa milaza izy fa nisy fifandrifin-javatra tamin'ity ndray mitoraka ity ary niala tsiny tamin'ny hery izy dia inona ndray no ilainao?
Izaho indray tsy mahita fialantsiny eo fa fanamarinan-tena no hitako. Miampy fiampangana aza !!!
:arrow:Mba jereo kosa ny teny nataon'ny niryna eo amin'ny hafatra napetraky bonbongasy e,rahatoa tsy fialantsiny izao dia inona no ilazàna azy kay:?::?:(l)
29. Mannou
(
22/12/2007 12:38)
Fa maninona hoa ra tsy asina fitsikerana be toy izao e, lasa mihitatra be le resaka. Samy mandray izay fandraisany azy fotsiny d zay fa niharaha nahita fa hoe olana tsy miankina am tompond'andraikitra ilay izy d zay; na niala tsiny nyrina na tsy niala tsiny, anjarany mandinika izany ra nahatsiaro tena ho diso izy d zay fotsiny ary n am manaraka no tandremana mba ts hanendrikendrehana olona toy ireny.
Tsy mora ny mandrindra ny zavatra toy itony ka tsy tokony hanome tsiny izay mahavita rehefa misy ny tsy fetezana satria izy koa mba manana ny anton'asany fa tsy hoe hanao fanahiniana hamafa izay hevitry ny sasany.

30. xxx
(
22/12/2007 13:11)
marina izany mannou! otran'ny tsy mba misy manao fahadisoina daholo koa ireo mpanakina ireo8)
32. fanno
(
23/12/2007 15:05)
Kay ve otrzany ny ato e;alamino ny tanana fa hoavy ny taona vaovao:lol::lol:
33. ikaretsaka
(
24/12/2007 03:21)
boksa anaty tonelina feno fotaka marina ity
ze tafavoaka mandio tena aby
ze tafavoaka mandio tena aby
34. niryna
(
26/12/2007 04:36)
fahamarinana:
:arrow:Misaotra indrindra an'ny nyrina nanome fanazavana dia mirary fety sambatra ho anao koa aho,homban'ny fahasoavan'ny Jesoa ary dia mino sy manantena aho fa mazava amin'ny rehetra ny antony aorian'ity hafatrao ity.:-*:-*(l)
Tsy misy fisaorana ka,ary tsy misy tsiny ihany koa raha mandiso ny anarako foana fahamarinana ka,ny minambary aza misy latsaka kou.:D:-* Tratry ny krismasy ihany koa ho an'ny rehetra ary manaova fety sambatra.Aza adino ny misaotra an'Atra tamin'ny nanomezany ny Zanany ho antsika,fetiny io ary midera ny Anarany fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindram-pony.(l)(l):-*
35. niryna
(
26/12/2007 04:36)
fahamarinana:
:arrow:diso foana akia aho rehefa manoratra ilay anarana,niryna.1000excuses(l)
:D:D:-*
38. niryna
(
26/12/2007 04:39)
melody:
tena tara train mihintsy izaho izany, inona daholo hono izany e, mitovy ilay resaka tao @ vavolombelona ve sa hafa mihintsy?:?
:lol::D:roll::D
40. niryna
(
26/12/2007 04:40)
xxx:
zà maharaka ary mahazo tsara....de zay zany ry nyrina, tsy hifanomeza-tsiny zà kou nefa tsy nanome tsiny....:-P
misaotra tompoko :-*