Firaisam-pinoana
21. rakapy
(
20/12/2007 00:28)
Io ndray le we rehefa tsy mitovy @ hevitrao na samihafa ny lalan-kaleha de we Satana. Raha te hampiray ny finoana inao dia tokony hiverina hianatra hihaino sy mandinika ny hevitry ny hafa. Izany hoe tokony ho hateraka indray ianao.:(l):-D:oops:8-)8O
22. ikaretsaka
(
20/12/2007 00:45)
sekta izy manao an'io!
exclusivite secte io ry rakapy an.. fenoina ny taksi borosy dia rehefa tsy mety mandeha aminy dia haratsiana ny sasany
exclusivite secte io ry rakapy an.. fenoina ny taksi borosy dia rehefa tsy mety mandeha aminy dia haratsiana ny sasany
23. rakapy
(
20/12/2007 00:48)
Marina ny anao ry Ika. Angamba koa le vam-ndry lerony mbola bache ka tsy mahita kil mihintsy de mi-wawawa be oa @ satantionement ao fotsiny:-D8O:-D
25. rakapy
(
20/12/2007 01:57)
hoy Rabilabila hoe " all el hoy aho" dia ataoko heo " all hell" hoy aho:-D:-D:-D
27. LazaDaddy
(
20/12/2007 06:27)
ikaretsaka:Fa inona ny tsy azon'ikaretsaka? Sa tsy mirafitra tsara ilay fehezanteniko? :)Tafiditr'y Satana ny fiangonana, ary ny fampianarany no mibahana ao fa tsy ny an'ny Tompo.azo velabelaruina misy2 kokoa ve raha tsy mahadiso?
28. rakapy
(
20/12/2007 06:49)
:-D:-D:-D Ko efa hoe mila fanazavana fanampiny hono izy fa tsy nilaza akory fa tsy nirafitra tsara ny fehezan-teninao . Ataovy serieu ty razoky an!:@
29. LazaDaddy
(
20/12/2007 06:52)
io fehezanteny tsotra be io aza tsy zakany ka mbola ampiana inona indray? :)
30. rakapy
(
20/12/2007 07:15)
Tsotra ny valiny Ralaza. AVELAO HIDABOKA raha tsy te hanazava ianao:@:@:@
31. prime
(
20/12/2007 12:41)
fody:... dia hoy ny tenin'Andriamanitra araka izay voasoratra amin'ny anaran'i Kristy : "4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; » Eksodosy 20:4-5
2 - Mikasika ny sary sikotra sy ny sary dia tsy misy mandrara ny fanaovana an'izany ao anaty ny Baiboly. Ny voarara ao anatin'ny Baiboly dia ny fanompoan-tsampy, izay miseho amin'ny endrika maro fa tsy amin'ny alalan'ny fivavahana amin'ny sary ihany. Ao ohatra ny atao hoe: astrolatrie, zoolatria, idolatria... Ary amin'izao fotoana izao koa dia mbola maro ny endrika isehoan'io fanompoan-tsampy io, saingy tsy hivalapatra amin'izay aho
Ho sarotra tokoa izy izany...
33. fijo
(
20/12/2007 22:28)
cutie an,ndao isika hiboda fa tssssss.
ika ,izay mihintsy,ezao aloha ny hifampihaino aminareo samy mpin,de avy eo mihezaka mifanaja sy mifandefitra.raha vita izay hiray elahy isany.
fa manomboka amin'ny 2008 dia mianara aloh aianareo rehetra "mifampihaino"
avy eo atoroko eo ihany ny lalana,
de aza hadino ny 10% ny fika an
ika ,izay mihintsy,ezao aloha ny hifampihaino aminareo samy mpin,de avy eo mihezaka mifanaja sy mifandefitra.raha vita izay hiray elahy isany.
fa manomboka amin'ny 2008 dia mianara aloh aianareo rehetra "mifampihaino"
avy eo atoroko eo ihany ny lalana,
de aza hadino ny 10% ny fika an
40. rakapy
(
21/12/2007 03:57)
Io Dia aza manantena fa hiisy izany firaisam-pinoana izany. NOFY IZANY. Araka ny voalazanareo aza dia na i A/tra sy ny anjeliny aza dia niafanipaka tany aloha tany ka vao maika ve fa isika olombelona???
