tononkira

1. ntha ( 18/12/2007 12:00)
mba mangataka ny hiran'i Majeur7 "Galeoka" reto ze mba maita.
Merci:lol:
novalian'i lazounet ny 18/12/2007 21:10
2. lazounet ( 18/12/2007 21:10)
Manakory!
Jereo ao @, http://fianarantsoa.c.la ,misy artikla mitondra ny lohanteny hoe: "Galeoka" dia misy ny clipn'ny Majeur 7 koa ao. Mahazotoa
Laza:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437