"Clasico" :REAL MADRID sa FC BARCELONE?

1. ronaldo09 ( 18/12/2007 11:14)
Dia amin'ny alahady 23 decembre izao izany ilay daty andrasan'ny mpitia baolina kitra rehetra indrindra ho antsika izay mpanaraka ny LIGA any Espagne.
I Barcelona no handray an'i Real Madrid ao Camp Nou kianjan'i Barca .
Raha atao ary ny jery todika tamin'ireo lalao 12 farany nihaona'ireto ekipa roa ireto dia toy izao no vokatra:
Les matchs Real Madrid - FC Barcelone depuis la saison 2001-2002.

04-11-2001 11è journée Real Madrid 2-0 FC Barcelone
16-03-2002 30è journée FC Barcelone 1-1 Real Madrid
23-11-2002 11è journée FC Barcelone 0-0 Real Madrid
20-04-2003 30è journée Real Madrid 1-1 FC Barcelone
07-12-2003 15è journée FC Barcelone 1-2 Real Madrid
25-04-2004 34è journée Real Madrid 1-2 FC Barcelone
21-11-2004 12è journée FC Barcelone 3-0 Real Madrid
10-04-2005 31è journée Real Madrid 4-2 FC Barcelone
20-11-2005 12è journée Real Madrid 0-3 FC Barcelone
02-04-2006 31è journée FC Barcelone 1-1 Real Madrid
22-10-2006 7è journée Real Madrid 2-0 FC Barcelone
11-03-2007 26è journée FC Barcelone 3-3 Real Madrid
Raha sokajiana izany dia toy izao :
Matchs joués 12
Matchs gagnés 4 (Pour le Real)
Matchs nuls 5 (Pour le Real)
Matchs perdus 3 (pour le Real)
Buts marqués 17
Buts encaissés 17

Raha io tabilao eo ambony io zany no jerena dia manan-tombony ry Raul sy ny namany !satria nandresy in-4 resy in-3 ary ady sahala in-5.
Raha ny ho mety filaharan'ny mpilalao kosa dia ireto no mpilalao hiantrana eny ambony kianja ny alahady izao ho an'ny andaniny sy ny ankilany:
Real Madrid:
Casillas(mpiandry tsatokazo), Sergio Ramos (vodilaharana ankavanana),Marcelo(Ankavia),Pepe (Stopeur),Canavarro(Libero),Diarra(irakiraka mpiaro),Sneijder(Irakiraka afovoany),Robinho (Elier gauche ou droit),Baptista(Elier gache ou droit),Raul sy Van Nistelrooy (samy mpanafika).
Barcelone:
Victor Valdes(Mpiandry tsatokazo),Abidal (lateral gauche),Yaya Toure sy Marquez (Vodilaharana afovoany),Puyol(lateral droit),Zambrotta (irakiraka mpiaro),Xavi(irakiraka),Bojan,Ronaldinho ,Eto'o ary i Gudjohnsein na i Henry no ho ao amin'ny fanafihana!
Marihana fa tsy afaka hilalao i Lionel Messi ary mety ho toraka izany ihany koa i Henry!
Raha izaho manokana aloha dia ho volosan-dry Van Nistelrooy toy ny akoho ry lavanify (Ronaldinho) sy ny namany indrindra moa fa tsy afaka hilalao i Messi izay hany andry iankinan'ity ekipa ity!
Tsara ho marihana kosa fa tsy hampiova n'inoninona eo amin'ny filaharana ny voka-dalao satria hijanona ho voalohany hatrany i Real!
ALLEZ Y REAL


novalian'i ronaldo09 ny 25/12/2007 15:28
2. ronaldo09 ( 18/12/2007 11:23)
AZAFADY AILIER FA TSY ELIER
3. salmo1 ( 18/12/2007 12:43)
Barsa mbola hita oe favory, satry ny Real mbola tsy nandresy 3 sy donga tamin'ny Barsa.

4. zandikely ( 18/12/2007 17:57)
REAL MADRID MANDRESY AMIN'IO KA
5. salmo1 ( 18/12/2007 18:09)
otro madrileño ^:^

Tena tsy azoko maintsy ny fitiavany elisany gasy any real madrid, kanefa FC Barcelona no milay, sady manampy ny mahantra no mitondra ny marika UNICEF.

Lisany reto tsy mba mahay mifidy ra maintsy ka!!!

:b
6. bonbongasy ( 18/12/2007 18:39)
za koa aloa tia real fa saingy barca no alaiko @ity indray mitoraka ity

salmo1: safidy malalaka lesy io ka izay tiany ihany a
ry zala aza haka ekipa ho resy koa :@
7. ronaldo09 ( 20/12/2007 11:37)
salmo1 :Ny an'la tena nisy namosavy t@Barca mihitsy satria efa hitam-poko hitam-pirenena fa matanjaka ary manana ny mahaizy azy ny real amizao!
2-1 io dia i Real no mandresy !
8. salmo1 ( 20/12/2007 11:45)
Ny any elah i Raul ao Real Madrid efa tsy kaonty intsony amin'ny mpilalaony Espana.

Ny antony: vendrana loatra dia tsy tiany vahoaka sy pitia baolina kitra espanol ntsony.

za mino fa hiverina indray lay 3 sy donga (3-0) mandresy barsa

:@
9. ronaldo09 ( 20/12/2007 11:55)
Mampalahelo ahy leisy elah ty ry bandy akama !I Raul mihitsy no tsy te hilalao sady tsy misy dikany aminy zany filalaovana ao amin'ny ekipa ny Espagne izany!Hitan'la fa izy izao no mpampidi-baolina be indrindra eo amin'ny tantaran'ny Champ.Lig.?Ary iza moa no ho pichichie am'ty ?Mazava ho azy i Raul!
I Ramos sy Casillas tsy azo atao n'inoninona ao amin'ny ekipan'ny Espagne ary aiza aloha ty Valdes nao no tsy mijoro mihitsy e!
3-0 tsy fantatrao moa fa ao i toton Canavarro sy cousin Pepe ,i mon frere Diarra moa tsy ho teneniko intsony ,dia aiza l'isany no hahita 3-0 ?
10. salmo1 ( 20/12/2007 12:19)
ronaldo09:
I Raul mihitsy no tsy te hilalao sady tsy misy dikany aminy zany filalaovana ao amin'ny ekipa ny Espagne izany!


Hoy i Raul: Tiako ny hiverina amin'ny Seleccion, ny faniriko dia hilalao amin'ny Euro2008 na lalao Amistoso.
Kanefa izany arakarakiny mpanazatra ihany, satry ny mpanazatra no nandroaka any Raul mpilalao any Real Madrid.

Hoy ny Mpanazatra: Hatram'izao aloha dia manana ny bandiko aho, ary ampy ho ahy ry zalahy. Ary ny mpanazatra dia nilaza fa tsy mila any Raul maintsy amin'ity lalao EURO2008 ity.

http://es.youtube.com/watch?v=vXFw9eBGNrk

:-D
11. naughtyboy ( 24/12/2007 16:33)
tena vitany real ndray barca t@ iny less ry salmo fa aza asina komantera tsony:-$:-D0-1barca real
12. ronaldo09 ( 25/12/2007 15:28)
Merci ry bandy akama ka le salmo1 ange tsy mahay baolina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263