Fikorontanana teknika eto @ serasera
21. kelly13
(
16/12/2007 20:15)
kiadi>aza masika ratsy eo, avelao ny helony fa tsy fantany ze nataony :°)
24. tendry77
(
16/12/2007 23:35)
efa lasa ny andro rats eh;mirary soa ho antsika rehetra ,de samia mivavaka ny mpiserasera rehetra mba ho manga ny dia ,-De aokizay n menomenonao fa za mataotra manosika masinina amn fety.:-D:-D:-D
25. Valala
(
17/12/2007 04:24)
za aloha tsy nahita fa za tsy miditra eto week end, fa d misaotra an'i SEfo izany misahirana.
27. xxx
(
17/12/2007 11:46)
Tsy aleo ve mba fafana amin'izay ilay hafatra niverimberina dia mba izay tsy diso rubrique sisa no ajanona ?
28. kiadi
(
17/12/2007 17:45)
kelly13:
kiadi>aza masika ratsy eo, avelao ny helony fa tsy fantany ze nataony :°)
avelao ny heloko aza de meo bisou amizay zah eh :-D:-D:-D
30. booboo
(
18/12/2007 08:09)
Tsy aleo ve mba fafana amin'izay ilay hafatra niverimberina dia mba izay tsy diso rubrique sisa no ajanona ?
eka ouz ( lasa ataon'ny hafa fihomehezana fotsiny ilay oul ; mivadika fanesoana ilay izy ny farany et c'est méchant ...)
31. hery
(
18/12/2007 08:22)
booboo> je suis méchant ouzzz :-) Indrindra rehefa ny serasera no kitihina.
Aleo izy aloha hiala tsiny :-)
Aleo izy aloha hiala tsiny :-)
32. fahamarinana
(
18/12/2007 08:59)
:arrow:eny e,fa na zany aza dia tsika ve dia haneso azy sy hiresaka azy foana,izy aza mba diso.D'accord amin'ny booboo koa aho hoe c'est pas gentil.Dia d'accord amin'ny hery koa aho hoe :Tsara izy raha miala tsiny ,dia tsara koa raha ajanontsika hatreo iny resaka iny ,sa ahoana hoy nareo na dia be aza ny tafitohina tamin'ny zava-misy teo.
Izay ange ry reto ny avantage amin'ilay serasera fa olona maro samihafa sy manana avis samihafa e dia mifananatra,mifampiheno dia mifamela koa fa izay no ahafahana mandroso.
Raha tsy d'accord nareo dia ialako tsiny fa hevitro iny an..sao dia masiaka be amiko eo an,zany an !!!.Aleo tonga dia omeko :-* :-*:-* aloha nareo rehetra sao bedy eo ndray koa aho.(l)

33. hery
(
18/12/2007 16:21)
fahamarinana> Ny olona mihaiky heloka ihany no azo avela heloka. Raha toa ka tsy fantany akory hoe nandratra olona izy, inona no havela aminy eo? Tsy meloka izy izany aminy.
34. xxx
(
18/12/2007 16:28)
io fo io entina mora ihany fa tsy hatao misendotra be! jereo tsara aloha ny zava-misy miseho izay vao mamoaka hevitra.....8)
tokony namaky tao amin'ny momba ny serasera aloha, mbola ho avy eo ihany i niryna hiala tsiny e!
tokony namaky tao amin'ny momba ny serasera aloha, mbola ho avy eo ihany i niryna hiala tsiny e!
35. fahamarinana
(
19/12/2007 07:10)
:arrow:Hery ,fantatro fa tena nandratra any hery izy dia ao ary fa hifona aho amin'ny place-ny e,:-*:-*:-*be dia be ho any hery ,mety ho za koa anie no tratra ireny fa za moa tsy manana patience mi-insiste satria vao hitako tsy nety nisokatra ilay takelaka dia hoy aho hoe aleo ndray rahampitso mandalo.Zay no tsy nahatonga an'ny Hery tsy ho voaratrako f'angamba dia ho tezitra tamiko koa i hery,::oops::oops:(l)
36. Mannou
(
21/12/2007 10:16)
Mba cool mo e ! hihihi d efa milamina v izy ao ry hery ! Misaotra anao an
37. tslem
(
21/12/2007 14:54)
pissoa:
http://farm3.static.flickr.com/2241/2113714990_c6a7fbb873_o.jpg
ary zao io vao hitako, zay vao mazava amiko lé dinika iray ary @ erotreritra mandalo ary
misy oul sasany d tsy mahatsapa mitsy oe tsy mora ané ny manao zavatra