Olona faran'izay lava volo indrindra !!!

1. niryna ( 14/12/2007 22:29)
http://www.metacafe.com/watch/54309/worlds_longest_hair/
Mihoatran'ny 5 metatra ny halavan'ilay volon'ilay rangahy ary ny an'ilay karana vavy indray dia ny mpiara-monina no manasa ny volony isan-kerinandro azy. 8O

Tianareo ve raha lava be toy izao ilay volonareo :D

novalian'i niryna ny 19/12/2007 06:37
2. cutie ( 14/12/2007 22:42)
mbola tsy nijery an'le video alou za fa raha alou de tsy tia volo lava e :-D
3. ikaretsaka ( 14/12/2007 22:45)
raha volondoha kosa tsy de maninona ry cutie fa raha volo hafa no hafahafa
4. cutie ( 14/12/2007 22:46)
shhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. cutie ( 14/12/2007 22:47)
fa reny native americans reny alou tiako ny volony e , na lahy io na vavy:-D
6. niryna ( 15/12/2007 01:14)
cutie:

mbola tsy nijery an'le video alou za fa raha alou de tsy tia volo lava e :-D

fa ahoana ?

7. niryna ( 15/12/2007 01:17)
ikaretsaka:

raha volondoha kosa tsy de maninona ry cutie fa raha volo hafa no hafahafa

sady ny volo no harem-behivavy .

8. cutie ( 15/12/2007 01:20)
: niryna [ Valio ] 15-12-2007 02:14:59
Lohateny : Re : Olona faran'izay lava volo indrindra !!!
Hoy i cutie:

mbola tsy nijery an'le video alou za fa raha alou de tsy tia volo lava e


fa ahoana ?

mbola mihaino mozika :)
9. niryna ( 15/12/2007 01:22)
cutie:

fa reny native americans reny alou tiako ny volony e , na lahy io na vavy:-D

Ny ahy koa ireny olona maity mirandrana ireny ny volony mahafinaritra ahy ny mijery azy sady manendrika an-dry zareo.
http://www.flatrock.org.nz/topics/lifestyles/assets/longest_hair.jpg
toa choral izany vehivavy izany ry cutie.Ahoana aky no hitaritana io volo io :roll::D
10. niryna ( 15/12/2007 01:25)
cutie:

: niryna [ Valio ] 15-12-2007 02:14:59
Lohateny : Re : Olona faran'izay lava volo indrindra !!!
Hoy i cutie:

mbola tsy nijery an'le video alou za fa raha alou de tsy tia volo lava e


fa ahoana ?

mbola mihaino mozika :)


Mazotoa ary e. http://hustlerofculture.typepad.com/me_we/images/hair.jpg
inona aky io trotroin'io rangahy io ?
11. cutie ( 15/12/2007 01:26)
toa choral izany vehivavy izany ry cutie.Ahoana aky no hitaritana io volo io

:-D:-D:-D:-D:-D
tsa haiko
12. cutie ( 15/12/2007 01:27)
Mazotoa ary e. Jereo eto
inona aky io trotroin'io rangahy io ?

mampatahotra :-D
13. niryna ( 15/12/2007 02:26)
cutie:

Mazotoa ary e. Jereo eto
inona aky io trotroin'io rangahy io ?

mampatahotra :-D

hitakou

14. kallie ( 16/12/2007 12:33)
dain, d tsitako oe in ny tombotsoa? sady manahirana no mavesatra no tsy tsara akory (mangirana sns)
15. tynah ( 16/12/2007 13:56)
Hatreo am valahana ihany ny halavan'ny volo no tsara. Raha mihoatra an'izay indray toa tsy tiako kah.
16. niryna ( 19/12/2007 06:36)
kallie:

dain, d tsitako oe in ny tombotsoa? sady manahirana no mavesatra no tsy tsara akory (mangirana sns)



=))=)) inona moa no anaran'ireny olona tsy azo bangoina ireny ny volony? Randrananahary e.Toa izany no fahitako ilay rangahy.Miraikitra be toa tafo-bozaka ity izy :-$
17. niryna ( 19/12/2007 06:37)
tynah:

Hatreo am valahana ihany ny halavan'ny volo no tsara. Raha mihoatra an'izay indray toa tsy tiako kah.


sady tsy misy azo atao na inona na inona rehefa lava loatra ,tsy misy bikany koa e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.305