Gasy eran-tany!

21. diamondra27 ( 16/12/2007 15:13)
na de t@ le titanic aza mbola nisy hira gasy ihany nolalaovin'ny mpitendry zavamaneno

donc tsika mety tsy mahalala fa ny gasy de misy azy doly na aiza na aiza



22. simplex ( 16/12/2007 17:37)

any Afghanistan mety tsisy kle :) sy izay firenena mifarana @ -stan retra :P
23. xxx ( 16/12/2007 17:51)
simpl> misy miaramila gasy any
24. simplex ( 16/12/2007 18:03)

nandefa tany nga ny gasy? :)

ary Any Argentine ve misy? :P
25. tendry77 ( 16/12/2007 18:38)
misy malagasy ao argentine ao Parana sy ao Santa fe.
26. tendry77 ( 16/12/2007 18:50)
tendry77:

misy malagasy ao argentine ao Parana sy ao Santa fe.
,ary le olona mihinana olona ireny ve mbola misy(



27. simplex ( 16/12/2007 18:54)

:D:D:D
azo hiskoatiavana ve any @drizareo :roll:


ary any Brazil lesy? :P
28. tendry77 ( 16/12/2007 19:11)
:?: :?: :?: tsiako mintsss le tin'lah atao any.
29. simplex ( 16/12/2007 19:42)
mafinaritra ilay tanana, feno zava-tsoa :^):^):^):-$:-$:-$

;-)
30. diamondra27 ( 17/12/2007 09:32)
simplex: any bagdad aza misy koa, mila fampaherezana b ihany ry zareo any @ tany be korontana 'reny an!
31. bobone ( 17/12/2007 13:23)
Diams: eny akia fa mila fampaherezana ry zareo any!
zaho aloha tsy tamana @ tany be ady tahaka ny any e! aleo ihany aho eto:D
32. Veloo ( 17/12/2007 14:47)
niryna [ Valio ] 14-12-2007 23:32:33
Lohateny : Re : Gasy eran-tany!
Hoy i Veloo:

badouda any Turques misy ko,
any @ Pole du nord tsy misy
za tsy mba ande any na omena vola be ary



fa ahoana ?
Ilay hoe inona no fieritreretan'ny olona antsika gasy no tena tsy misy na iray aza nahalala hoe gasy afatsy ny ao europe angamba o !


Nyrina a an3 ka mangatsika be any ka tsy tiko hihihih
33. bazylou ( 18/12/2007 23:23)
Fa iza no gasy any bagdad ???:roll::roll:
34. pitchou ( 19/12/2007 20:23)
t@ za tany moncton d za rery no maintsy hoditra tao sady gasy! d nony lasa za asa na mba nisy hafa tonga nipetraka tany?
35. koloinah ( 02/02/2008 05:06)
ptchou> nga mo gasy mainty ratsy maron e?:-P:-P
aty hawaii lo d 2 ihany zahay aty e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076