Gasy eran-tany!

1. kallie ( 17/07/2006 16:38)
aty aminay mo d efa azo atao oe madagasicara kely mintsy fa d isaky ny elakelatrano feno, sady isakarazany :lol:
2. lemenakely ( 17/07/2006 17:07)
izaho koa sur fa any ICELAND tsy misy gasy !
3. valie ( 17/07/2006 20:25)
Mahagaga an! oe mahantra mahantra ny gasy nefa n'aiza2 aleha iny e fa ahitana azy! Marina aloha oe misy ny mahantre fa saingy ao koa le tena laibany b.Mahantra mo d mihamahantra eny iany, fa misy koa ny tena enjana ka!miaiky za e!Fa dia nahoana loatra ary?,,:?::?::?:
4. valie ( 14/12/2007 14:41)
Mba eritreritra mandeha iany oa ny ahy e!Aiza ho aiza eto amin'izao tontolo zao ary no tsy ahitana gasy? Mba ilazao 1 oe za zay mahafantatra!
novalian'i koloinah ny 02/02/2008 05:06
5. ainga ( 14/12/2007 15:29)
hatrany Madagasikara aza misy koa !:D
6. salmo1 ( 14/12/2007 15:38)
valie:
Mba ilazao 1 oe za zay mahafantatra!

1 - Any amin'ny volana.
(Ny volana efa ao anatiny zao tontolo zao)

;-)
7. bazylou ( 14/12/2007 16:37)
vanuatu, pole sud
8. badouda ( 14/12/2007 18:17)
Groënland (DK),
http://www.carte-du-monde.net/84-groenland.html
Saint Christophe & Niévès
http://www.carte-du-monde.net/73-saint-christophe-nieves.html
Saint Vincent & Grenadines
http://www.carte-du-monde.net/74-saint-vincent-grenadines.html
Montserrat (RU)
http://www.carte-du-monde.net/70-montserrat.html
Kirghizstan
http://www.carte-du-monde.net/130-kirghizstan.html
Turques & Caïques
http://www.carte-du-monde.net/77-turques-caiques.html
Izay aloha ny androany:roll::roll::roll:
Raha misy gasy mamaky ity hafatra ity @ ireo firenena ireo dia mba hiangaviko mba manoreta E!!!!
9. naughtyboy ( 14/12/2007 18:23)
Bora Bora
10. pitchou ( 14/12/2007 18:57)
ao behoririka
11. Veloo ( 14/12/2007 19:14)
badouda any Turques misy ko,
any @ Pole du nord tsy misy
za tsy mba ande any na omena vola be ary:-D:-D
12. Bafota ( 14/12/2007 19:37)
Misy gasy daholo ireo tany tononon'i badouda ireo,Efa nandalovako jiaby ireo,na any amin'ilay nosy kely atao hoe fidji aza misy.Fa ny tsy misy gasy aloha dia any amin'ny fonkontany iray ao am'desert de saharah e(angamba).
13. niryna ( 14/12/2007 22:32)
Veloo:

badouda any Turques misy ko,
any @ Pole du nord tsy misy
za tsy mba ande any na omena vola be ary:-D:-D


fa ahoana ? :D
Ilay hoe inona no fieritreretan'ny olona antsika gasy no tena tsy misy na iray aza nahalala hoe gasy afatsy ny ao europe angamba o !
14. ikaretsaka ( 14/12/2007 22:40)
Iceland... za rery ny gasy tao taloha:°) (nandritra ny 5 andro)
15. cutie ( 14/12/2007 22:56)
Ika
aza mampime eo:-D
16. ikaretsaka ( 14/12/2007 23:23)
mbo serie e... nanatsika conference:-D
17. Papoose ( 14/12/2007 23:38)
za rery koa no tany Honduras!:lol:
18. ikaretsaka ( 14/12/2007 23:42)
ieeeeeu!
19. cutie ( 15/12/2007 00:07)
za rery koa no tany Pago Pago :)
20. Papoose ( 15/12/2007 15:46)
Zay le hoe mahazaka maniraka ny fitadiavana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0276