rns

1. xxx ( 14/12/2007 09:56)
....
Si le cru 2007 a été exceptionnel pour la participation des équipes, l’année 2008 devrait être encore meilleure .D’ores et déjà, des équipes venant d’Espagne et de la Réunion se sont manifestées pour nous informer de leur participation à la RNS.
Gageons que la RNS 2008 sera sans nul doute, encore plus riche en émotions et en exploits sportifs.

http://www.rns-cen.com/
novalian'i Ralay ny 20/12/2007 13:16
2. rabetokotany ( 20/12/2007 12:20)
salama oh!za de maniry ny handray anjara @Rns fa ny olana mipetraka de de manana ekipa za ny tiako ho tenenina de mpilalao basket ny tenako ka mba man-paniriana ny hilalao ny rns raha misy equipe vonona ny handray ana de faly tanteraka za ,ny fanontaniako manaraka de rovina ny Rns de aiza ,mba afaka homenareo calendrier na program raha toaka efa misy
3. Ralay ( 20/12/2007 13:16)
rabetokotany:Rehefa nojereko ny momba² anao dia any @ raiboto ianao no mipetraka ka ny tsaratsara aminao angamba dia manotany ireo namana any akaikikaiky any oh:Strasbourg na suisse fa ireo manana ekipa mpanao basket ary mino aho fa afaka handray anao ireo.
Eto no ahitanao ny programa rehetra http://www.rns-cen.com/
Dia mazotoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3737