Tsy mananatra azy ianao?...hadiniko amin'ny tananao ny ràny.

21. cutie ( 14/12/2007 23:49)
tsy mazava
22. ikaretsaka ( 14/12/2007 23:51)
ka izy efa grad skull koo!:(
23. cutie ( 14/12/2007 23:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
io ndray
24. ikaretsaka ( 15/12/2007 00:50)
aleo @ zay aho hiala fa vita izay ny "fananarako"
ajanoko eo ny skoubidou ko fa mba mba kopakopahy kely azafady dia anaovy raha atonona anao!
25. cutie ( 15/12/2007 00:57)
ndraso eo paoly:-D
26. niryna ( 15/12/2007 01:33)
hery:

Indray miteny fotsiny fa tsy mi-insiste :-)

Mangataka ny hiditra (amim-pahalalam-pomba), dia avy eo mitory (miteny). Raha tsy mihaino izy dia adaboka any.

"Ary raha misy tsy mampiantrano anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia mialà amin'izany trano izany, na amin'izany tanàna izany, ka ahintsano ny vovoka amin'ny tongotrareo."

Mt. 10: 14 http://baiboly.katolika.org/?rub=baiboly/boky&boky=Matio&toko=10&andininy=14

misaotra anao

Raha misy olona izao lasa ny resaka ary dia nifanojo amin'ny zavatra ataony ilay izy .Tonga dia miala-pas izy na mampiaka-peo fa tsy nisy hidiran'ilay zavatra ataony akory ilay resaka ary tsy nisy nieritreritra na dia iray aza fa saingy kosa ny azy no nataony tonga aloha.Avy eo izy dia tsy niaraka ny rehetra intsony.Ela vao tonga saina hoe hay ilay resaka teo mitovy ny zavatra ataony ary tsy tiany.
Izay ilay izy.toy izany koa ny tenin'Atra maranitra manindrona toy ny sabatra ka raha voa ny tena dia marary ilay izy.Raha mahafantatra ny tena fa manindrona kanefa miverina sy mifona amin'Atra aingana dia ho voavonjy ny fanahy. :D
27. cutie ( 15/12/2007 01:38)
Raha misy olona izao lasa ny resaka ary dia nifanojo amin'ny zavatra ataony ilay izy .Tonga dia miala-pas izy na mampiaka-peo fa tsy nisy hidiran'ilay zavatra ataony akory ilay resaka ary tsy nisy nieritreritra na dia iray aza fa saingy kosa ny azy no nataony tonga aloha.Avy eo izy dia tsy niaraka ny rehetra intsony.Ela vao tonga saina hoe hay ilay resaka teo mitovy ny zavatra ataony ary tsy tiany.
Izay ilay izy.toy izany koa ny tenin'Atra maranitra manindrona toy ny sabatra ka raha voa ny tena dia marary ilay izy.Raha mahafantatra ny tena fa manindrona kanefa miverina sy mifona amin'Atra aingana dia ho voavonjy ny fanahy

de in ny position raisin-jy manoloana an'zany :)
28. niryna ( 15/12/2007 01:42)
fijo:

za izao efa nananatra an'i niryna fa tsy mety mihaino i niryna de avelako ho eo

ny amin'inona izany? Sao hianao tsy mety mihaino ny tenin'Atra? "Friendly warning" (fitiavana namana mba ahatsiaro ) daholo ireny,fampatsiahivana amintsika daholo ireny satria tia ny namana aho.Raha mandray hianao arahaba soa,tsy mandray moa dia izay izy izany. Hialako tsiny fa manohina ilay izy kanefa aleo lazaina mba hisy hisainana ary arahina izay marina.
Misy tsy mino an'Atra ? Tsy maninona,toy isika manamboatra trano :ahoana no nahatonga ny latabatra,ny seza ny entana tao an-trano raha tsy nisy ny tanantsika nanao sy nametraka azy? Toy izany koa ny herin'Atra avy aiza no nihavian'ireny rivotra tsy hita maso ireny,vidina ve? tovozina ve? Tongatonga ho azy ve?Ny masoandro ,ny volana ny kintana? Dia lazao koa hoe tongatonga ho azy?
Hoy ny teniny tamin'ny andro voalohany raha nanao ny tany sy ny lanitra Izy ary "tsara hoy Izy"
Nitohy hatrany ny fanamboarany ny zavatra rehetra fa rehefa tonga teo amin'ny olona izy dia hoe "tsy mety raha irery rahalehilahy fa andao anamboarana vady sahaza " Andriamanitra no nanome fa ny olombelona no be siasia " :D ary dia milaza an'Atra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy.

29. niryna ( 15/12/2007 01:44)
ikaretsaka:

miombon-kevitra amin'i hery @ ilay tsy mi insiste!:wink:
Ny ahy ny principe-ko dia" izay tia: manaraha" !

...raha izaho no asainao mitoriteny dia tsy hoe Andriamanitra mpanasazy na hoe mibebaha no voiziko voalohany fa ny fitiavan'Andriamanitra antsika amin'ny mahaolombelona antsika : zany hoe ny fanovany ny fiainantsika hisy zavatra positive eo anivontsika, ny fampaherezana antsika amin'ny fiainan-tsarotra, ny fahatsapana fa tiany isaka na manana kilema aza saingy afaka mila tanteraka izany kilema izany raha manana ny Fanahin'Andriamanitra ianao ka mandray azy ao am-po. Dia izy olonamandray an'Andriamanitra no mahalala ny otany rehefa avy eo dia miezaka mibebaka fa tsy izaho mihitsy ny hanizingizina aminy vao manomboka ny toriteny hoe : isika dia mpanota, io otanao io antony nahatonga na'Andriamanitra nandefa ny zanany sns....

Ka rehefa maheno ny positive outcomes ny fandraisana an'Andriamanitra izy dia manontany izy hoe ahoana ny fomba hamojeko sy handraisako an'Andriamanitra satria toa mahalina sy tsara izy izany dia eo amin'izay ianao manome ny hoe:
-Tiavo amin'ny fonao iray manontolo Andriamanitra
-Atokano aminy ny fanahinao sy ny vatanao ary ny asa ataonao; ampiseho amin'ny alalan'ny fitondran-tena sy asasoa ary fihetsiak mendrika ny zavatra ataonao rehetra.
- Tsinjovy ny namanao zany hoe ny hafa ary toroy ny lalana mahitsy izy sns
-Miala amin'ny ota mety manasaraka antsika amin'ilay Ray.

Efa any amin'ny farany ilay olona vao mety hanontany hoe inona avy kay izany ny ota mety ananako tokony hanaovako tena mba hampadio ahy dia eo ianao mi-list ny zavatra mety tazanao mila fiovanana any aminy. Dia aleo izy handin-tena fa tsy hoe io fahotany io no asesinao voalohany aminy fa amiko tsy truthful ny zavatra tenenina amin'izany fa ampitahorona ny olona hanantona an'Andriamaniatra ka hoe AFOBE ny hiafaranao sns mampitahotra ao anaty baiboly ao.

Bref, tsy mandiso ny fombanao aho fa samy manana ny fomba hampitainy ny tenin'Andriamanitra isika fa ny hany tsy mampitovy angamba dia ny anao ao anaty baiboly daholo ny Ref, fa ny ahy tsy dia mila baiboly loatra matetika fa ny fiainana andavanandro no entiko manomboka azy izay vao mirona mankany amin'ny baiboly na boky masina hafa arakarak'izay ahitako ny fahamarinana miteny amiko eo sy mifanaraka amin'ny hevitra eo.

Ny zavadehibe dia tokony hijery izy fa tsy vitan'ny vatana ny fiainana fa misy ny Fanahy ary io Fanahy io no mahaolombelona anao sy hitovizanao amin'Andrimanitra izy nanamboatra anao.

Raha manontany izy hoe aiza no tokony hivavaka dia hiteny aho hoe aiza ny tianao fa ny zavadehibe dia mifandray amin'ilay ao anatinao ianao ary tokony hita taratra ety ivelany izany hatsarana ao anatinao izany. Ka n'aiza n'aiza efa fantatrao ny hafatra fa Fitiavana an'Andriamanitra sy ny hafa sns tsy voatanisako eto intsony

ka hatramin'izao aloha dia tsy mbola hitako ny principe-nao,ny mifanohitra no hitako.Izay voalazan'ny baiboly dia toherinao daholo,hadininy amin'izany isika raha toherina foana ny tenin'Atra .
30. niryna ( 15/12/2007 01:46)
cutie:

Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-12-2007 22:20:13
Lohateny : Re : Tsy mananatra azy ianao?...hadiniko amin'ny tananao ny
za izao efa nananatra an'i niryna fa tsy mety mihaino i niryna de avelako ho eo

:-D:-D:-D:-D
fa nanin nyrina ry fijo

Izaho koa aza mba manontany tena kou.Tsy avelan'izy ireo hitory ny tenin'Atra hatrin'ny ela aho fa tsy nahasakana ahy na iza na iza.Raha sitrapon'ny Tompo koa no mbola hitoriko eto dia tsy miala aho raha tsy izaho no mifindra :D

31. niryna ( 15/12/2007 02:08)
ikaretsaka:

efa nanariny kosa i niryna ry cutie a!

Zahako sy i Fijo :
My business is to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it makes thorns grow in the marshes and flowers in the gardens."

anarina tsy hitory ny tenin'Atra a =D :-$:-$ =))=))
Faly aza aho fa vao maika mitombo ny finoako an'i kristy.Ny an'ika mantsy tsy kristy no toriany,jereo daholo fa na misy iray miresaka an'i kristy any,ny saplet sy ny manoko ilay saplet no betsaka ary izaho miteny ny rehetra fa Fanahy Andriamanitra,Fanahy no resahina,ny fanahintsika no miresaka aminy dia tsy tiany izany.
Izaho miteny fa ao anaty baiboly fa kristy irery ihany no mediator manasaraka sy teteza-mita ahafahantsika ho any amin'ny ray.Ika milaza fa misy an'i Masina Maria,sy ny fiankohofana ny sarin-javatra sy ny sarisary sy ny maty.Izay toheriko satria tsy manaiky an'izany ny baiboly.
Dia izay ilay izy.Izay mandray tsara,satria ny marina mandratra kanefa raha miaiky sy mahatoky fa Atra efa nanangana an'i kristy tamin'ny maty,raha manaiky an'i kristy fa any amin'ny irery ihany no lalana mankany amin'Atra dia ho voavonjy izay mino an'izany.Ny azy tsy izany fa lazainy fa mbola misy mediator hafa dia ny reniny,ary lazainy fa nangalarinay indray hono ny baiboly .:miam::miam::miam:=))=))

Ny baiboly dia avy any amin'ny jiosy,ary ny famonjena dia avy ao amin'ny jiosy voalohany indrindra ary dia manaraka ny jentilisa(The salvation comes from the jew ,first and the gentiles.)kristy no famonjena ho an'izay mino azy sy manaiky fa any aminy irery no misy ny famonjena.
Tsy an'ika izany ny baiboly fa ny jiosy no nanana azy,taty aoriana vao nihorina io finoanao io ka aza manao ny baiboly hoe anao. =))=)) :-$:-$
Tadidinao ilay tantaran'ilay samaritana?
Nangataka rano taminy i kristy dia hoy izy hoe ny jiosy tsy miaraka amin'ny samaritana koa nahoana hianao no mangataka rano ahy? Mitovitovy izay ilay tantara a.Dia hoy i kristy hoe raha mba fantatrao mantsy fa raha hisotro rano avy aty amiko hianao dia tsy angetaheta intsony?[color] Izay mino Ahy dia tsy angetaheta intsony fa hanana ny fiainana mandrakizay[/color]Tsy niteny izy hoe izay mino an-dranona na i ranona fa ny tenany Irery.
Omeo izany rano izany aho hoy ilay samaritana.Mandahena alaivo hoy ihany kristy ny vadinao.Tsy manambady aho hoy izy.Marina ny teninao hoy i kristy fa tsy manambady hianao fa miara-mipetraka amin'ny lehilahy.Fantan'i kristy daholo ny momba azy ary io samaritana io no nijoro vavolombelona ny olona tao aminy.Ary dia nino an'i kristy izy sy izay nino ilay fijoroany vavolombelona.

Izay ilay izy,anjarantsika no manampy ny olona raha azo atao,lazao ny marina ,raha mihaino izy ka manapaka izany tady mandrirotra azy amin'ny satana dia voavonjy ilay olona raha tsy mihaino kosa izy dia manadio tanana isika fa ny fanahiny dia ho faty.
32. niryna ( 15/12/2007 02:09)
cutie:

za tsy naharaka :-D

=))=)) tsy mahazo mitory teny hono aho ry cutie a,kanefa mahazo mamadika sy mi-clik ny sujet-ko fotsiny izy dia izay . finito.
33. niryna ( 15/12/2007 02:27)
ikaretsaka:

final katesizy any @ advantista re! duh!

:D
34. niryna ( 15/12/2007 02:30)
ikaretsaka:

ka izy efa grad skull koo!:(

mbola tsy tonga ny farany fa mifindra indray raha tsy nisy nandray hianao.
35. niryna ( 15/12/2007 02:39)
cutie:

Raha misy olona izao lasa ny resaka ary dia nifanojo amin'ny zavatra ataony ilay izy .Tonga dia miala-pas izy na mampiaka-peo fa tsy nisy hidiran'ilay zavatra ataony akory ilay resaka ary tsy nisy nieritreritra na dia iray aza fa saingy kosa ny azy no nataony tonga aloha.Avy eo izy dia tsy niaraka ny rehetra intsony.Ela vao tonga saina hoe hay ilay resaka teo mitovy ny zavatra ataony ary tsy tiany.
Izay ilay izy.toy izany koa ny tenin'Atra maranitra manindrona toy ny sabatra ka raha voa ny tena dia marary ilay izy.Raha mahafantatra ny tena fa manindrona kanefa miverina sy mifona amin'Atra aingana dia ho voavonjy ny fanahy

de in ny position raisin-jy manoloana an'zany :)

Mifampiarahaba azy aloha aho ary mbola manasa azy hiaraka aminay ihany raha tiany izany.Satana anie ry cutie ka mitady arapaka foana e,izay olona manatona an'Atra dia fahavalona daholo ary tsy tiany isika hiaraka amin'Atra.Ataony daholo izay power rehetra hiverenantsika aminy. No way jose! Tsy misy miverindalana intsony.Mivavaka aminy no nataonay misy olona mbola misotro ronona ary dia mora tohina sy fitahin'ny satana,kanefa raha mivavaka foana isika,tsy kivy na inona mitranga.Une fois isika an'i kristy dia tsy afaka haka antsika intsony satana.Matoa isika miverina dia marivo ilay finoana.Efa tao anaty maizina isika no voasinton'i kristy ka andeha hiverina any indray ve?
Mivavaka azy izahay,satria mbola marivo ilay finoany ary raha fialonana no misomebiseby ao anatintsika dia mila mivavaka ainga mba hiala amin'izany.
Mivavaka no atao hoy aho fa Atra no manova ilay olona,mino sy mahafantatra fotsiny koa isika fa tsy maintsy miova ireny olona ireny.Ny fotoana ,tsy fantatra,ny andro? Atra no manova azy fa isika no mamafy ilay blessing aminy.

36. niryna ( 15/12/2007 03:09)
cutie:

za tsy naharaka :-D

Mandehana vereno jereo ny sujet-ko fa mi-stick like glue ika kanefa toheriny daholo ny tenin'Atra ary misy aza teny any hila hiteny ratsy mihitsy izy amin'ny hatezerana.Mampalahelo
.
Misy koa aza milaza fa misy mipetra miaraka amin'ny sipany 15 taona???? Aiza ao amin'ny baiboly no milaza izany fa mahazo miara-mipetraka ny olona raha tsy mpivady? Satria indraindray ilay marina ao anaty baiboly milaza hoe raha toa ka tsy maharitra ny fiarahana ireo olondroa dia mandehana manambady.Izay no mitovitovy ao anaty baiboly.Tsy tian'izay olona manao an'io ilay tenin'Atra ary dia toheriny ilay izy mba hialany pas. Izay anie ilay izy e. Aza mangalatra raha mpangalatra izany aho ka tsy te-hiala ilay toetra ratsy dia hiadivako ilay mpitory teny ahy ary avy aho amin'ny angady sy ny harona hiteny hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina.Tsy mitsara anefa fa ny baiboly no mitsara antsika.Ilay miaiky fa diso na tsy marina no tenenin anie no olana e.

Amin'ny fotoana ahalalantsika fa tsy mety ny zavatra atao dia tapahina aingana ilay toetra na zavatra atao ary dia mivavaka sy mitomany ary mitalaho any amin'Atra fa tsy hanindroa intsony ary dia tsy manao an'iny intsony.
Misy mandray an-tendrony ilay hoe na mena toy ny jaky aza ny fahotantsika dia ho fotsy toy ny oram-panala.Hatreo ihany,kanefa hoy Atra hoe avia isika hifandahatra.Na koa hoe lazao amiko izany fahoriana mahazo anao izany na tantarao ahy na hoe aza afenina fa ny vavanao no tiako hifona amiko ary tsy hamerina izany intsony.Rehefa mahatsampa fa manao ratsy isika ka mibebaka aminy izay no tadiaviny dia hovonjeny ary ho voafafa avokoa izany.
37. niryna ( 15/12/2007 03:31)
ikaretsaka:

efa nanariny kosa i niryna ry cutie a!

Zahako sy i Fijo :
My business is to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it makes thorns grow in the marshes and flowers in the gardens."

Satria ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra ka izay lazainy antsika dia marina avokoa saingy isika no tsy manaiky.

38. ikaretsaka ( 15/12/2007 03:55)
ka hatramin'izao aloha dia tsy mbola hitako ny principe-nao,ny mifanohitra no hitako.Izay voalazan'ny baiboly dia toherinao daholo,hadininy amin'izany isika raha toherina foana ny tenin'Atra .

-tsy manohitra ny voalazan'ny baiboly aho fa manohitra kosa ny fampiasanao ny fampianarana diso momba ny voalazan'ny baiboly mba "mody" hanamarinanao tena, hizestiavanao fa mamaky baiboly ianao sy ny "fampiasanao tsimpona (izany hoe ny fangalanao ireo verses izay tiatianao ihany"sy hitorianao ny cause-nao iza tiatianao ihany!

Fantatro fa tsy mety izany! ka ahitsiko..
Ireto no ahitsiko
-ny fotom-pinoanao momba io lazainao ho "Tenin'Andriamanitra io" aza d'efa mivaralila sy mivilana tanteraka, efa nomeko anao imbetsaka ny antony mampivilana azy! izany no ahitsiko sy ezahiko ampidirina ao an-tsainao... izany no ampianariko! izany "dance-ko"... averiko aminao foana fa Tsy io ihany...fa betsaka lavitra noho io ny Tenin'Andriamanitra,

-Tsy voafehin'ny Boky 2000 Pejy navondron'ny Apostoly siekla 2 taty afara ny zavatra rehetra nambaran'Atra sy ny momba azy! tsy manam-petra Andriamanitra ary mandrakizay izy ary @ zavatra rehetra fa tsy ao anaty taratasy ihany

-Samihafa ny hoe "teny" sy ny "soratra"! ary tsy izay "notenenina" rehetra dia midika hoe "nosoratana" aby (ny kely voasoratra sy voavondrona ao aza ny anareo mbola "tsimponinareo araka izay itiavanareo azy" ihany:roll:)

ny fisainanao/nareo momba ireo no toheriko fa ianaio/ianareo no diso fandray satria zatra mandray an-tendrony

izay no principe-ko
Inoako fa manan-tsaina ianao handinika ary hazava aminao izay nosoratako izay
39. niryna ( 15/12/2007 04:53)

=))=))=)) izany ve. Dia aleo tokoa Atra no hitsara antsika dahy fa tsy isika olona .Maninona no sakanana tsy ahazo hiteny intsony? Maninona no manoratra lava kanefa tsy mamela ahy hiteny.Matahotra,sa sao lasa kristiana ireo izay toronao voana?
Vakio ny baiboly ,averiko indray vakio ny baiboly.Truth hurts ,but the truth will set you free.
Ny marina mandratra kanefa ny marina no hanafaka anao amin'ny fahotana sy ny fanagejan'ny satana.
40. rijadolly ( 15/12/2007 04:53)
niryna:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 14-12-2007 08:59:06
Lohateny : Tsy mananatra azy ianao?...hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
Ahoana izany? Raha manam-pitiavana amin'ny olona na namana na fianankaviana isika dia mila mananatra azy hono raha mahafantatra fa tsy mety ny ataony,satria raha mahafantatra isika ka tsy miteny dia isika no hianjadian'ilay fahotan'ilay olona?

Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.

Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao. Eze 3:18-19

Dia ahoana no ataonareo raha izany,hiteny ve sa avela amin'izao ?
Tsimaintsy miteny na hamoizana ny ainao aza izany.Matahotra ihany aho milaza io fa saingy mangataka an'Ilay tompon'Hery mba hanantaterahiko izany hatramin'farany http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=22&andininy=31-34&dika= .Jesoa Kristy raha nisy nanenjika dia tsy nitsahatra nitory fa nanantanteraka hatramin'farany ny iraka nampanaovina Azy "VITA".Raha ara-panahy dia tsy tokony hitsahatra hitory ny mpino na im-piry na im-piry.Ny mpanohitra matetika no miinsiste manantona ny fitorina hanoherana ilay fitorina,fa tsy ny mpitory no mi-insiste manantona ny mpanohitra,nisy izany satria tsy avelan'Andriamanitra in-dray fotsiny izireny ny aheno mandrapaha tonga ny fotoana farany:?::?:.Tsy nisy nahilika ny mpanohitra fa navela iheno foana,ary izireo aza matetika mahazo ny fampianarana raha nahay nandray.
hery:
Indray miteny fotsiny fa tsy mi-insiste
Noho ireo voalazako etsy ambony dia toheriko io voalazan'hery io.Ny mpino dia tsy tokony hitsahatra raha mbola manantona azy ny mpanohitra,na inona ny fomba hanatonan'izereo ny mpitory na inona.Raha io mantsy dia tsy dia ilaina ity "forum Fivavahava,finoana" ity,fa dia tenin'Andriamanitra fotsiny dia samy miala ary voky ny vovoky ny kapa ny mpitory eto daholo fotsiny.:-*:-*:-*
iak:
-Tsy voafehin'ny Boky 2000 Pejy navondron'ny Apostoly siekla 2 taty afara ny zavatra rehetra nambaran'Atra sy ny momba azy! tsy manam-petra Andriamanitra ary mandrakizay izy ary @ zavatra rehetra fa tsy ao anaty taratasy ihany
Ny voasoratra aza anie zany ry ika tsy zakanao(satria tsy vakinao akory angamba izay alefan'ol izay toherinao) maika fa izany tsy voasorratra teneninao izany,aoka fotsiny.Marary anié ny teny lazaiNy amintsika tsirairay avy é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0917