DOC HOLLYDAY
1. rakapy
(
14/12/2007 02:55)
Mba mitady ny hiran'i Doc Hollyday le hoe" fitiavana" sy ilay hoe "lasa ianao fa tsy tamana". Merci d'avance!
novalian'i karandoha ny 04/02/2013 13:08
3. rakapy
(
19/12/2007 00:53)
Ilay tonony ihany Rabilabila fa ny hira angamba hanahirana anao ny momba azy !!!Merci be:o^oo^oo^o
4. rabilabila
(
19/12/2007 09:14)
AOKA (lasa ianao fa tsy tamàna)
Maizina mihitsy
'lay nofiko marihy
Nahita indray ilay tsiky aho
'lay tsiky hafahafa
Te-hahalàla ny marina aho
Fa hodianao fanina ihany
Dia manontany anao aho
Momba an'izany.
ref:
Aok'isika e!
hisara-dia
Dieny mbola tsy misy fery
Ny fitia e!
Tsy any intsony
Koa aza dia manantena.
Tsy nahatokisanao aho
Ka lasa vao maraina
Nohevirina aho fa
tsy hahafoy ilay hafanàna
Nahatoky tena ery ianao
Saingy lasa tena lasa aho
Sendra menaràna aho
ka lasa tsy tamàna.
ref.......
Maizina mihitsy
'lay nofiko marihy
Nahita indray ilay tsiky aho
'lay tsiky hafahafa
Te-hahalàla ny marina aho
Fa hodianao fanina ihany
Dia manontany anao aho
Momba an'izany.
ref:
Aok'isika e!
hisara-dia
Dieny mbola tsy misy fery
Ny fitia e!
Tsy any intsony
Koa aza dia manantena.
Tsy nahatokisanao aho
Ka lasa vao maraina
Nohevirina aho fa
tsy hahafoy ilay hafanàna
Nahatoky tena ery ianao
Saingy lasa tena lasa aho
Sendra menaràna aho
ka lasa tsy tamàna.
ref.......
5. rabilabila
(
19/12/2007 09:22)
Fitiavana,fitiavana.
Fitiavana (x2)
'zany , hono, no ady eo
Fitiavana(x2)
Ts'hita 'zay fitiavana eo
fitiavanax2
Na ny bodo na ny adala
Fitiavana x2
Marobe ny mifankahàla.
ref:
Kobaka am-bava
Mbola hanantena
Fa ny vali-marika
amin'izany no isaina (tsy sûre aho eto)
Kobaka am-bava
Mbola hanantena
Fiatsarambelatsihy.
Fitiavana x2
'zany , hono, no ady eo
Fitiavana x2
Ts'hita 'zay fitiavana eo
Fitiavana x2
Na ny kely na lehibe
Fitiavana x2
Hay ve ka resak'hehy
Ref:
.....
Fitiavana x2
'zany , hono , no ady eo
Fitiavana x2
Ts'hita 'zay fitiavana eo
Fitiavana x2
Zavatr'hafa no miseho
Fitiavana x2
Rehefa miara-miaina eo.
Ref x3
Doc Holliday.
'Zay 'zany,
Vita tompoko!!
Fitiavana (x2)
'zany , hono, no ady eo
Fitiavana(x2)
Ts'hita 'zay fitiavana eo
fitiavanax2
Na ny bodo na ny adala
Fitiavana x2
Marobe ny mifankahàla.
ref:
Kobaka am-bava
Mbola hanantena
Fa ny vali-marika
amin'izany no isaina (tsy sûre aho eto)
Kobaka am-bava
Mbola hanantena
Fiatsarambelatsihy.
Fitiavana x2
'zany , hono, no ady eo
Fitiavana x2
Ts'hita 'zay fitiavana eo
Fitiavana x2
Na ny kely na lehibe
Fitiavana x2
Hay ve ka resak'hehy
Ref:
.....
Fitiavana x2
'zany , hono , no ady eo
Fitiavana x2
Ts'hita 'zay fitiavana eo
Fitiavana x2
Zavatr'hafa no miseho
Fitiavana x2
Rehefa miara-miaina eo.
Ref x3
Doc Holliday.
'Zay 'zany,
Vita tompoko!!
6. rakapy
(
19/12/2007 19:59)
Amin'ny fo feno fisaorana no hisaorako anao Rabilabila fa tena ireo marina ilay tonon-kira tadiaviko. Mirary fety sambatra ho anao:wink::wink::wink:
8. karandoha
(
04/02/2013 12:57)
rabilabila:
Fitiavana,fitiavana.
Fitiavana (x2)
'zany , hono, no ady eo
Fitiavana(x2)
Ts'hita 'zay fitiavana eo
fitiavanax2
Na ny bodo na ny adala
Fitiavana x2
Marobe ny mifankahàla.
ref:
Kobaka am-bava
Mbola hanantena
Fa ny vali-marika
amin'izany no isaina (tsy sûre aho eto) fa valalanika ny saina no eto raha tsy diso koa aho
Kobaka am-bava
Mbola hanantena
Fiatsarambelatsihy.
Fitiavana x2
'zany , hono, no ady eo
Fitiavana x2
Ts'hita 'zay fitiavana eo
Fitiavana x2
Na ny kely na lehibe
Fitiavana x2
Hay ve ka resak'hehy
Ref:
.....
Fitiavana x2
'zany , hono , no ady eo
Fitiavana x2
Ts'hita 'zay fitiavana eo
Fitiavana x2
Zavatr'hafa no miseho
Fitiavana x2
Rehefa miara-miaina eo.
Ref x3
Doc Holliday.
'Zay 'zany,
Vita tompoko!!
