Ianao ve mba mijery ny malagasy?

1. salmo1 ( 13/12/2007 13:47)
Tsy ny malalanareo ihany no azonareo homena fitiavana, fa ny malagasy miaina amin'ny fahantrana ihany koa tokony hojerena kely raha tena be fitiavana ianareo.

Matetika ianareo namana ato mahavita fivoriana sy fety lehibe ho anareo manokana, fa tsy mba jerenareo akory ny namanareo mijaly ny fahantrana. Tsara ve ny fitiavan-tena?

ohatra: http://www.dailymotion.com/relevance/search/madagascar/video/x2s6ox_un-regard-sur-madagascar_travel

Izaho mahita ankizy be dia be, mangataka eny amoron-dalamby, fa mijaly ny fiainany.

;-)

novalian'i reve ny 16/12/2007 13:35
2. lapino ( 13/12/2007 13:56)
salmo1:
Tsara ve ny fitiavan-tena?

ENY :b
3. xxx ( 13/12/2007 14:11)
salmo: be môral ndray an!:b aiza no hahalalann' i salmo hoe tsy manampy ny mahantra ny olona raha mifety...tsy hadino ny maahandtra fa tsy hadino koa ny tena donko tsy tia tena ;-)
4. booboo ( 13/12/2007 14:14)
Tsara ve ny fitiavan-tena?


eka ouz
5. Samoana ( 13/12/2007 14:18)
Fa efa voasoratra hoe: "Tiavo ny tenanao tahaka ny namanao:-D"
6. pissoa ( 13/12/2007 16:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. slym ( 13/12/2007 18:00)
Za alo manome fa le efa baina be sy bofy be reny ihany.Le 4mi bandy kely reny tsina ôtrany be teny ratsy be nefa refa mahita anao de mody manao mampalahelo kely,de mandreraka na ny hanome vola azy ary.En+ ra manome ary enao,hanaovany babyfoot iny na ilokany any @ zavatra hafa.de pas la peine
8. kelly13 ( 13/12/2007 18:57)
fa maninona no hoe "ianareo", ianao nga tsy mpiserasera eto na d tsy mande @ ireny fihaonana ireny aza?

Izaho mahita ankizy be dia be, mangataka eny amoron-dalamby, fa mijaly ny fiainany


satry tokou ny hanome sy hanampy fa raha manana 20 ariary ianao ohatra tokony hividiananao sakafo ho an'ny zanakao (fantatro fa tsy mbola manan-janaka ianao, fa alaivo sary antsaina), d iza no omenao io 20 ariary io, ny zanakao sa ireo ankizy mangataka? za klou miala tsiny fa ra hifidy entre ny zanako sy ankizy hafa d mazava b oe aiza ny safidiko e :)
9. xxx ( 13/12/2007 19:00)
marina koa izany e! matetika koa anie mora ny mi kritika sy miteny anefa sarotra ny manantateraka e!
10. salmo1 ( 13/12/2007 19:19)
kelly13:
satry tokou ny hanome sy hanampy fa raha manana 20 ariary ianao ohatra tokony hividiananao sakafo ho an'ny zanakao

Zay 20 ariary ve?
kelly13:
d iza no omenao io 20 ariary io, ny zanakao sa ireo ankizy mangataka?
ireo ankizy mangataka.

Mino aho fa ny zanakao dia miaina tsara amin'ny ara-dalana, ary tsy mitovy amin'ny 4mi.

;-)
11. kelly13 ( 13/12/2007 19:30)
tsy mahazo resaka hatrany hatrany salmo1
12. xxx ( 13/12/2007 20:07)
:-D:-D:-Dmampmé mitsy nareo dahy:-D
13. xxx ( 13/12/2007 20:08)
i salmo mba te hiresaka am quote quote anefa tsy mahazo resaka hatrany hatrany......somary ampio fanazavàna e!:-D
14. kelly13 ( 14/12/2007 06:26)
xxx number 12>mandreraka b ny manazava zvt @ le namana 1 io fa aleo tsy hahazo resaka izy! lollll! enao zao sure aho fa mahazo ny tiko tenenina :wink:
15. xxx ( 14/12/2007 06:39)
tena azoko ny tinao lazaina ka!:-D:-D:-D
ka atao ahoana fa mbola miofana foana izy e! efa mba hita mandroso be anefa fa mbola tsy ampy:-D mbola tsy mahazo resaka hatrany hatrany fa ny manipy hevitra sy mamaly hevitra kosa efa mba lasa lavitra lery:wink:
16. soanja ( 14/12/2007 06:46)
Salmo>=D=D=D=D tohizo hatrany saingy aza manahy loatra ny olona manao fety fa izy koa efa manana ny zavatra ahiany.

Amiko tena efa misy fandinihana lalina ny fiainana ny fametrahana io fanontaniana io. Enga anie ho betsaka ny tanora toa an'i Salmo mba handinika ny fiainana toy izany fa ny io no fiatombohana amin'ny firosoana amin'ny fanaparitahana fitiavana sy fiantrana olona.
17. kelly13 ( 14/12/2007 07:22)
sa heveriny ngamba oe ra mitsinjo ny zanako aho aloa vao hihantra ny sasany d tena fahotana mahafaty izany? :roll::roll::roll:
18. DESCARTES ( 14/12/2007 14:31)
=D=D=Dtena ilaina mits lé mampatsiahy ôtr'zay ra salmo1 an satria misy olona mpanao "gaspillage"be mits any @zô
kanefa tsy ao an-tsaina fa misy koa any ho any olona tena mijaly tsy manan-kohanina.Donc mahaiza mizara sy manolo-tanana @mahantra fa voasoratra hoe"Izay ataonareo @reny madinika ireny dia ataonareo amiko koa"(...)
19. reve ( 16/12/2007 13:35)
"fa fitiavana no.......nomeny ny zanany lahy tokana mba tsy ho very......."
"io fitiavana io ihany, no maha tonga izany..."
andao hamafisina foana ny fifankatiavana e!satria io no miteraka ny fifampizarana de ho tena mendrika ny FITIAVAN'NY TOMPO isika satria IZY efa nanome antsika izany Fitiavana milay be zany de mba anjaratsika no manamparitaka izany !:-*(l):*:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2468