MBA JEREO KELY FA MAHASOSOTRA BE RY TGV

1. tontavao ( 13/12/2007 11:32)
Mba jereo kely dia ahitsio ny ao amin'ny site Andry TGV fa misy diso tsipelina ka mahakamo be. Ary ataovy à jour io resultat io.
"résultats non officielle" ahitsio io fa mandreraka be ny mijery azy.
Mino aho fa tsy hitan'i Ben'ny tanàna akory io fa mba araho maso kely Mr LE MAIRE
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 18:27
2. salmo1 ( 13/12/2007 11:34)
zany ve de hatao hakarary fo :?:

;-)
3. DotMG ( 13/12/2007 11:35)
Soa fa teny baiko fa raha teny malagasy io tena narary mihitsy ny foko ka!

Fanajana ho an'i ZanRéNombre (prof de français nay t@ 6e)
4. akama2006 ( 13/12/2007 11:36)
hihihihihihih, misy tsy ahavita farany taona eto zalahy marina!kalma nama fa ny tanana noho ho tsara anie e!
5. niainalynx ( 13/12/2007 12:06)
Za koa rangahy mbo gaga ko ! Diso tsipelina aho diso tsipelina :lol::lol::lol::lol::lol:
6. bazylou ( 13/12/2007 17:47)
be sahady ny tapaka lalandra nefa tsy mbola nitaingina le seza i tgv !! tsssssssss povra gasy
7. akama2006 ( 13/12/2007 18:27)
lolllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438