ry TIM

1. KAMBANA3 ( 13/12/2007 09:54)
Tena tsy rariny ity ra TIM aiza ka ny mponiny mahajanga matory @] 2 maraina no kotabaisinareo @ sirène sy horakoraka mahate hilaza mihitsy hoe tsy mahalala fomba ianareo ao @ consailé ao
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 11:05
2. hery ( 13/12/2007 10:05)
Tsisy Andry TGV koa angaha any? :-)
3. akama2006 ( 13/12/2007 11:05)
mbola tsy misy olona vonona hiasa fa matahotra ny fampitahorana koa!ao bira aza ny vatofotsy sy vatomaty no be lavitra noho ny tim izay kandida tokana!lollllllmampalahelo le tim fa ho ratsy fiafara toandry ignace tokoa moa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0627