Advent:Andro 1 fanantenana(hope)2 finoana(faith) inona 3-4?

21. cutie ( 13/12/2007 22:32)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 13-12-2007 22:48:02
Lohateny : Re : Advent:Andro 1 fanantenana(hope)2 finoana(faith) inona
manantne dia mino dia manga ny lanitra e.

:-D:-D:-D:-D:-D
sur wa :-D
22. niryna ( 14/12/2007 06:46)
cutie:

Ahoana tokoa no ahalalantsika fa tia antsika Andriamanitra

nomeny ny zanany lahitokana :D
Ahoana no hanehoana izany fitiavana izany amin'ny mpiara-belona?

mitory :D


=D=D=D ^:^^:^ arakaraky ny hanatonana Azy no omeny hery hianao ahalala sy ahatadidy ny tenin'Atra. :-*
bravo cutie.I give you a holy kiss :-*
23. niryna ( 14/12/2007 06:47)
ikaretsaka:

anao ny tohiny

ao moa ika mba azavao fa tsy mahay matoa manontany a.

24. niryna ( 14/12/2007 06:53)
ikaretsaka:

Voalaza teo :
Ahoana no hanehoana izany fitiavana izany amin'ny mpiara-belona?

mitory

pfffff:roll:



omeo courage kosa izy ry ika fa tena marina izany a.
Ity misy mora ho tadidiana:ny tenin'Atra dia mampianatra antsika hihaino ny fahamarinana,manintsy amin'ny lalana tsara tokony aleha,mampahatsiaro antsika rehefa manao zavatra tsy mety isika,manoro antsika ny hibebaka sy hifona amin'Atra ary mizara izay fantatra avy amin'ny alalan'ny famakiana ny baiboly.
c c c e The word of God corrects us,cleans us,convicts us and equips us. Mora tadidiana ireo.
25. niryna ( 14/12/2007 06:54)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D
pfff nga no betsaka any :-D:-D:-D:-D



:roll::D:D
26. niryna ( 14/12/2007 06:59)
ikaretsaka:

mizara vavakao , asanao, hafalianao, fijalianaao, ary mamita ny adidinao ny valiny anefa ry cutie:wink:
tsy afaka katesizy ndriko


misaotra anao nizara. Afaka izy ka,manaraka ny teny omen'ny namana izy ary raisina ny marina + raha mamaky baiboly izy na mijery ireo soratra masina nalefan'ny ankizy ireo dia efa tena zava-dehibe izay ary tsy vitan'izany ihany koa fa manitikitika azy ny tenin'Atra ka vonona foana ny ankizy mamaly azy fa tsy mba manao valimboraingina .Ny tenako no anisany iray hiezaka hizara izany ho an'ireo izay mangetahetan'ny tenin'Atra sy izay kely fantatro dia zaraiko azy ireo. (l)(l)
27. niryna ( 14/12/2007 07:00)
cutie:

ka za wa tsy be kabary fa raiso @ ze valinteniko eo ny tokony ho izy :-D:-D:-D:-D:-D:-D


ie =D
28. niryna ( 14/12/2007 07:01)
cutie:

de ampiako koa zany le ery ambony ery :
manao asa soa :-D


Afaka a,nifindra kilasy i :-*
29. niryna ( 14/12/2007 07:11)
fijo:

manantne dia mino dia manga ny lanitra e.

za koa mifaly na tsy mino aza ka.fety io ko


fety be fotsiny amin'izao ve?
Maro tokoa ny olona no mankalaza ny fety a,ary tsy misy hidiran'ny fahatsiarovana an'i kristy maty teo amin'ny hazo fijaliana,ilay kristy mpamonjy.Misomebiseby ny olona miditra ny mpivarotra ary boka-trosa satria tsy misy vola aloha izay vidiana raha tsy any amin'ny volana aprily 2008 any.:roll:
Hoy aho mantsy ilay rangahy nitondra ankizy mianadahy izay ,mahafatifaty kely ireto zanakao hoy aho fa raha azo atao dia tarito manatona an'Atra ny fitaizana azy.Misaotra anao hoy izy fa fanindroany izao no nisy nilaza ahy izany ary dia ataoko tokoa,hitady fiangonana tokoa aho ka taizako amin'ny fivavahana ny zanako.Lasa any amin'ny resaka dadabe noely ny resakay satria ilay vavy kely nihirahira tamiko ilay dadabe noely.Ampahafantarinao azy ireo ve hoy aho ilay dadabe noely? Ny marina ? Tena ela aho vao nino fa tsy misy kay ilay dadabe noely hoy izy.
Izay ilay izy ry fijo,lalan-kafa no nitaizan'ny rar ny sasany ary tsy nampahafantariny ny andro fankalazana an'i kristy ilay andro malaza.
Boka trosa,variana sy marary an-doha eo amin'ny fividianana karazana fanomezana ny olona,fa ilay tena anton'ilay fety dia tsy misy miraharaha.:cry:
Soa ihany fa maro ny olona no midera sy mankalaza Azy amin'io vaninandro io.:D
30. niryna ( 14/12/2007 07:15)
Ho antsika rehetra izany dia isan'andro dia fahatsiarovana an'i kristy foana ao am-po Izy,mitady Azy isika? Sokafy ny varavaran'ny fonao hidirany.(Open the eyes with my heart Lord,I want to see you,I want to see ,you..)Izay ilay hira.
Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko hoy Izy.
Izaho ao aminao ary hianao ato amiko.(Remain in me and I will remain in you) Jaona 15:4
31. fijo ( 14/12/2007 21:21)
amiko aloh aio dia andro fety e,dia mifaly aho,izay fankalazana any ,an'ny tsirairay izay,fa ny ahy fety io dia izay
32. ikaretsaka ( 14/12/2007 22:56)
rasain-kaly tsy manaiky an!
33. niryna ( 15/12/2007 03:48)
fijo:

amiko aloh aio dia andro fety e,dia mifaly aho,izay fankalazana any ,an'ny tsirairay izay,fa ny ahy fety io dia izay



:roll:
34. ari.malala ( 17/12/2007 13:14)
fa ts azoko e, isanandro iniryna mitory hoe toy izao ny fitiavana d eto amty dinika ity izy manontany hoe ahoana indray izany fitiavana izany, mananiany sa mitsapa lela?
35. niryna ( 19/12/2007 06:54)
ari.malala:

fa ts azoko e, isanandro iniryna mitory hoe toy izao ny fitiavana d eto amty dinika ity izy manontany hoe ahoana indray izany fitiavana izany, mananiany sa mitsapa lela?

fa maninona aho aky no hitsapa lela?
Fanomanana ny fahatongavan'ny andro nahaterahan'i kristy no fahalalako an'io ary isan-kerinandro dia misy teny omen'ireo mpitondra fiangonana .Izany no nahatonga ahy hanontany ka.
1- ny fanantenana
2- ny finoana
3-vao tamin'ity herinndro ity indray izao io dia" ny fitiavana"
4- mbola miandry aho fa andeha hiangona indray dia holazaiko ilay fahaefatra,raha misy mahalala moa dia arahaba soa .:D

36. ari.malala ( 19/12/2007 12:53)
raha te hahalala ny fitiavana enao d vakio ny 1Ko1 1-13 mino aho fa hainao tsianjery ny ao...
37. ikaretsaka ( 19/12/2007 18:27)
dia aza tenitenenina fotsiny fa ataovy izany fitiavana lazalazainareo izany
38. fijo ( 19/12/2007 22:16)
ika an,ka amin'izao fotoanan'ny kere izao letsy kaly ihany aloha an,kibo voky no hery anie e
39. ari.malala ( 20/12/2007 06:50)
fijo, :-D:-D:-D
40. fijo ( 20/12/2007 23:31)
kozy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.253