Aza misy avela hisaraka mihitsy

21. lapino ( 13/12/2007 13:15)
Fa rehefa manambady ve ny olona dia ny tenany no tiany sa ny vadiny ? ;-)
Raha za zao no mitsara, hoe fa maninona ny amerikana no mahery misara-bady noho ny sinoa (araka ny voalaza), dia hoy aho hoe : satria tia tena kokoa ny amerikana. :idea:;-)

Fa zao, ndraindray koa mba hirahirao ihany tahak'itony dia mba misaina hafa kokoa e : :wink:
http://www.youtube.com/watch?v=sbFEnoITiWE (Tonony sy tondrom-peo : http://www.chordie.com/chord.pere/www.willamette.edu/~jbanks/tab/sg/BridgeOverTroubledWater.chopro )

simp:
Et encore, manimba tontolo iainana ve ny fampiasana herin'aratra sy rano?
eny indrisy :-P
fampiasana rano :
- "ressource epuisable" ny rano kanefa sady fonenan'ny trondro sy ny zavamanan'aina anaty rano, no fampiasa amin'ny fambolena, no ilaina be amin'ny indostria sy tanĂ n-dehibe (cf problema Clear Lake, Californie)
- ny rano avy ampiasaina matetika dia rano maloto

fampiasana herin'aratra:
- satria fotsiny mandoto tontolo iainana ny loharanon'angovo tena fampiasa amin'izao. (afa-tsy Andekaleka sy Antelomita :p)
- (mandray anjara amin'ny GW koa ny effet Joule :b:b)

simp:
tsy ho efa afaka mipetraka eny @ volana sy marsa kosa ve ny zanak'olombelona refa tonga ny tena fahasimban'ny tontolo iainana tanteraka eto antany :) nofinofy :P
Tena ohatra ny tsy mino aho kle. Ampitahao nge ny hafaingan'ny fivoaran-javatra eto an-tany sy ny hafaingan'ny "conquete"-n'ireny planeta hafa ireny. Amin'ny fotsiny 2050 isika dia efa ho 9 miliara no isan'ny mpanimba tontolo iainana. :-P
22. pissoa ( 13/12/2007 16:27)
Soanja sy xxx tsy ilay "mariazy" no mitondra ny olana raha ny fazahoako le resaka eto, fa ny mpivady (na vita mariazy na tsia) dia avy eo misaraka dia manangana "tokan-trano" hafa indray (na hanao mariazy na tsia). Ny tsy vita mariazy fotsiny mety tsy tafiditra ao anaty statistika.

Fa mety hoe ny "fiaraha-mipetraka" no foanana dia mety :-D:-D:-D

lapino:
Fa rehefa manambady ve ny olona dia ny tenany no tiany sa ny vadiny ?
Raha za zao no mitsara, hoe fa maninona ny amerikana no mahery misara-bady noho ny sinoa (araka ny voalaza), dia hoy aho hoe : satria tia tena kokoa ny amerikana.

ny tenany sy ny vadiny :-D:-D:-D
23. ikaretsaka ( 13/12/2007 16:30)
asa simbana ny environnement!
"Faites l'amour pas la guerre"
24. Papoose ( 13/12/2007 21:33)
sady n andro zao mi-snow:-D
25. Veloo ( 14/12/2007 18:18)
cutie [ Valio ] 12-12-2007 02:33:47
Lohateny : Re : Aza misy avela hisaraka mihitsy
refa tsy mifanaraka tsy maintsy misaraka Miverina ery ambony
3. Mpandefa : Veloo [ Valio ] 12-12-2007 02:47:39
Lohateny : Re : Aza misy avela hisaraka mihitsy
hahahha misy solution foana aky fa ilay devoly no manimba ny rehetra a Miverina ery ambony
4. Mpandefa : cutie [ Valio ] 12-12-2007 02:50:43
Lohateny : Re : Aza misy avela hisaraka mihitsy
manimba ny tontolo iainana koa


ka izay mihitsy manko ka...Ny mariazy dia nataon'Antra ho an'ny olombelona,mba ahazoana fihadanana eto an-tany ary raha nahita an'izany i satana dia tezitra (satria izy tsy tia an'Antra) ka zany no hataony ny hanasimba ny mariazy...
26. soanja ( 15/12/2007 15:56)
pissoa:

Soanja sy xxx tsy ilay "mariazy" no mitondra ny olana raha ny fazahoako le resaka eto, fa ny mpivady (na vita mariazy na tsia) dia avy eo misaraka dia manangana "tokan-trano" hafa indray (na hanao mariazy na tsia). Ny tsy vita mariazy fotsiny mety tsy tafiditra ao anaty statistika.

Fa mety hoe ny "fiaraha-mipetraka" no foanana dia mety :-D:-D:-D

lapino:
Fa rehefa manambady ve ny olona dia ny tenany no tiany sa ny vadiny ?
Raha za zao no mitsara, hoe fa maninona ny amerikana no mahery misara-bady noho ny sinoa (araka ny voalaza), dia hoy aho hoe : satria tia tena kokoa ny amerikana.

ny tenany sy ny vadiny :-D:-D:-D


Raha ny fahitako azy aloha dia "ny fitiavana" zany no manimba tontolo iainana fa tsy "ny fiarahana." Satria ny fitiavana no mitarika fanambadiana na fanaovana tokatrano maso. Ny fitiavana no mitarika fanomezana cadeau etsy sy aroa ka mahabe taratasy sy baoritra hamonosana azy sns... ny fitiavana no mitondra anao hamonjy restaurants... nefa io koa no mitondra anao hananika bar matetika.
Ny fitiavana no mampiteraka be dia be any ambanivohitra ka zary simbaina ny ala hananganana tanana vaovao na toerana hambolena satria mitombo ny vava.



27. pissoa ( 15/12/2007 16:55)
:-D:-D:-D

mety manimba tokoa ny nolazainao, fa tsy mbola nisy nanao fanadihadiana fotsiny niteny hoe tahaka izao ny fahasimbana aterany ! misy fomba tsy hanimbana koa nefa, na manimba kely kokoa noho ny hafa. tsy ny mpifankatia rehetra ohatra no mifanome cadeau isaky ny st val sns ! tsy ny olona rehetra no manangana tokan-trano imbetsaka sns. izany hoe tsy ny fitiavana amin'ny maha fitiavana azy no nanimba (na manimba be) fa ilay olona. :-D

miteraka be dia be ---> asaivo mamboly hazo le voateraka fa tsy nanongotra fotsiny dia tsy simba ny tontolo iainana any ambanivohitra ! :-D:-D:-D
28. soanja ( 16/12/2007 00:32)
Zavatra tsara indrindra ananantsika olombelona sady afaka hanaovana safidy ny Fitiavana ka!
Afaka anaovana fanadihadihana ny tsara sy ny ratsy ary ny marimaritra iraisana momba an'io saingy rehefa manana samy maka fanapahan-kevitra ny tsirairay ary mahalala ny acts na ny asa nataony eo amin'ny Natiora dia mora ny mamaha izany.

Ny olana mantsy dia tsy ampy ny fanabeazana ijerena io elanelana io.
29. reve ( 16/12/2007 14:01)
"halako ny fisaorambady hoy JEHOVA!" koa mieritrereta tsara alohan'ny hidirana ao e! zay ihany no fanafodiny,"ary ny fatahorana an'Andriamanitra no voaloham-pahendrena"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3157