appel d'urgence
1. niryna
(
17/07/2006 21:21)
Hoy i ikaretsaka:
izao ary .. diniho ity ry niryna.. ny teny rehetra nolazain'ny vavan' A/tra ve dia voasoratra ao anaty boky 2000 pejy?
Ny teny noteneninao 1 taona fotsiny aza mihoatra lavitra ny 2000pejy koa
mba logique hoa
aza ahodikodina hoy aho ny baolina fa ny lelanao ihany no hamatotra anao amin'ny farany.Izay fahaizana tandrifiko no omeko ny olona,toy izany koa hianao raha misy fanahy masina ao aminao dia mandeha ho azy ilay tenin'Atra ao anatinao,satria tsy misy ao dia avelan'ny satana hiodikodina etsy sy eroa,indrindra moa fa efa voasasany ny lohanao hoe tsy misy an'izany satana izany sy tsy mino ny fisiany dia vao maika tafaray ny tia sy ny manina"Good luck" fa tojo amin'izay nirianao hianao.
rijadolly:
Hoy i iak:
-Tsy voafehin'ny Boky 2000 Pejy navondron'ny Apostoly siekla 2 taty afara ny zavatra rehetra nambaran'Atra sy ny momba azy! tsy manam-petra Andriamanitra ary mandrakizay izy ary @ zavatra rehetra fa tsy ao anaty taratasy ihany
Hoy i rijadolly:
Ny voasoratra aza anie zany ry ika tsy zakanao(satria tsy vakinao akory angamba izay alefan'ol izay toherinao) maika fa izany tsy voasorratra teneninao izany,aoka fotsiny.Marary anié ny teny lazaiNy amintsika tsirairay avy é
"Atsipy ny tady ry ilay o antandroky ny omby izy ireny,atsipy ny teny ry lahy o ao am-po mahalala."
2. diamondra27
(
08/12/2007 14:15)
"Antsoy aho dia hovaliako ianao"
Dia samia mandray izay tandrifiny avy ô!
:-*:-*(l)
miala tsiny fa @ teny vazah an!
copier coller io tsinona
La Bible répond à toutes nos questions. Voici quelques numéros de téléphone d'urgence, pour que la Bible devienne réellement le livre de Vie dans notre quotidien.
Quand vous êtes troublés, appelez Jn 14.
Quand les hommes vous harcèlent, appelez PS 27.
Si vous voulez porter du fruit, appelez Jn 15.
Quand vous avez péché, appelez PS 51, Mt 11.28-30, Luc 15, Jean 3.16.
Quand vous êtes inquiet, appelez PS 46. Mt 6:19-34, Philippiens 4.6-7, 2 Tm 4.16-18.
Quand vous êtes en danger, appelez PS 91.
Quand Dieu semble loin, appelez PS 139.
Quand votre foi baisse, appelez Hé 11.
Quand vous vous sentez seul et effrayé, appelez PS 23.
Quand vous vous sentez batailleur et critiqueur, appelez 1 Co 13, cela vous calmera.
Pour savoir le secret de Paul concernant le bonheur, appelez Col 3.12-17.
Pour avoir une idée de ce qu'est l'état de chrétien, appelez 1 Co 5.15-19.
Quand vous vous sentez abattu et dépassé par les événements, appelez Rm 8.31.
Quand vous avez besoin de paix et de repos, appelez PS 37, Mt 11.25-30, Jn 14, Rm 5.1-5.
Quand le monde vous semble plus grand que Dieu, appelez PS 90, vous verrez qui est le plus grand.
Quand vous voulez une assurance que la vie chrétienne est la seule vraiment valable ici-bas, appelez Rm 8.1-30.
Quand vous partez en voyage ou au travail et que vous voulez être rassuré sur votre sécurité durant votre absence de votre maison, appelez PS. 27; 121; Mt 10.16-20, Lu 15.11-32.
Quand vos prières vous semblent devenir mesquines et égoïstes, appelez PS 67.
Quand vous sentez que vous vous croyez plus intelligent que Dieu pour créer des choses, appelez Es 55.
Quand vous voulez du courage pour accomplir une tâche, appelez Josué 1
Quand vous vous sentez seul dans le monde ou dans l'Eglise, appelez PS 23, Jn 14, Rm 12,2.
Quand vous pensez aux richesses, à la débauche et à la puissance, éloignez-vous-en vite, et appelez Me 10, Lu 12.13-21.
Quand vos poches sont vides, appelez PS 37.
Quand vous vous sentez abattu, appelez PS 27.
Si vous perdez confiance et amour envers les gens, appelez 1 Co 13.
Quand les gens sont peu aimables à votre égard, appelez Jn 15.
Si vous êtes découragé dans votre travail, appelez PS 126.
Si vous pensez que le monde est médiocre et petit, et que vous vous croyez assez grand pour dominer sur lui, appelez Pi 19, et il vous remettra à votre juste place.
Quand vous êtes découragés, appelez Rm 8.28-29,1 Co 15.57-58,1 Pi 4.12-13,1 Jn 3.1-3.
Quand vous vous sentez abandonné par vos amis, appelez PS 27, Mt 10.24-31, 2 Timothée 4.16-18.
Quand vous êtes en difficulté, appelez PS 16, Jn 14.1-4, Hé 7.25.
Quand vous êtes las, triste ou chagriné, appelez PS 6;27;40;55, Mt 11.28-30, Jn 14.1-4, Rm 8.31-39, Hé 12.6-13.
Quand vous êtes malade ou souffrant, appelez PS 32:91 Rm 5.3-8, 2 Co 12.9-10.
Quand vous avez peur, appelez PS 4, Me 4.35-41, Hé 13.5-8,1 Jn 4.15-19.
Quand vous êtes tenté de retomber dans le péché, appelez PS 6:51; Mt 26.33-35,69-75, Jn 21.15-22.
Quand vous vous sentez reconnaissant, appelez PS 84:92,100,103.
Quand vous vous sentez exposée la tentation, appelez PS 1;73, Je 1.12, 2 Pi 2.9.
Quand vous êtes dans l'adversité, appelez Mt 10.16-39.
Quand vous avez des problèmes avec l'amitié, appelez Jn 15.12,17.
Quand vous avez des problèmes avec la lecture de ta Bible, appelez Jn 5.39, Mt 24.35.
Quand vous êtes en colère, appelez Mt 5.22-24.
Quand vous avez besoin de compassion, appelez Lu 10.30-37.
Quand vous êtes tenté par la médisance, appelez Mt 15.11,17,20.
Quand vous avez des problèmes avec les critiques, appelez Mt 7.1-5.
Quand vous avez des problèmes avec la cupidité, appelez Mt 6.20, Lu 12.15-21.
Quand vous avez des doutes, appelez Jn 20.24-29.
Quand vous avez des problèmes avec la droiture, appelez Mt 5.20, Jn 3.13-21.
Quand vous avez des problèmes avec vos ennemis, appelez Mt 5.10,43-48.
Quand vous avez des problèmes avec l'extravagance, appelez Lu 12.16-31.
Quand vous avez des problèmes avec l'amour fraternel, appelez Jn 13.34-35.
Quand vous avez des problèmes avec la haine, appelez Mt 5.43-48.
Quand vous avez des problèmes avec l'honnêteté, appelez Lu 19.11-26.
Si vous avez des problèmes avec l'honneur dû aux parents, appelez Mt 15.4, Me 10.19.
Si vous êtes intempérants, appelez Lu 21.34-37.
Si vous avez des problèmes avec le mariage, appelez Me 10.2-12.
Si vous avez des craintes au sujet de la mort, appelez Lu 16.19-31, Jn 11.25,26.
Si vous avez des problèmes avec le pardon, appelez Mt 18.21-35, Me 11.25,26.
Quand vous avez des problèmes avec le péché et que vous voulez en être délivré, appelez Jn 8.24,34-36.
Quand vous avez des problèmes avec la prière, appelez Lu 11.1-13.
Si vous avez des problèmes avec les serments, appelez Mt 5.33-37.
Si vous voulez savoir ce qu'est la sincérité, appelez Mt 7.15-27.
Si vous avez des problèmes avec la tromperie, appelez Mt 23.27,28.
Si vous avez des problèmes avec la vanité, appelez Lu 18.9-14.
Si vous avez l'esprit de vengeance, appelez Mt 5.43-48.
Pour savoir ce qu'est la vérité, appelez Jn 14.6.
[ Ajouter un commentaire ] [ 5 commentaires ]
# Posté le dimanche 29 juillet 2007 20:59
Modifié le lundi 30 juillet 2007 11:24
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:21
3. karinah
(
08/12/2007 14:49)
merci Diam, mazava rehefa détaillé-na ohatr'izao ny verset etc...,pour ce qui est toute vérité c'est de lire: Jn 14.6 donc!..:-*:-*:-*
8. diamondra27
(
08/12/2007 16:30)
ika: :-D:-D:-D
hay v tsy feno tsara le phrase-ko fa tenin'Atra io fa tsy tadidiko le izy, we antsoy aho de hovaliako ianao sy asehoako zava mahagaga ze tsy fantatrao ...
miala tsiny fa misy trou kely le memoara
Tsy izaho akory no antsoina sy hamaly ka:oops::oops:

9. ikaretsaka
(
08/12/2007 17:04)
ka tsy voatery zava mahagaga @ Soratra Masina ihany anie io fa zava mahagaga @ lafiny be dia be mihitsy e..
na ny fiainanao andavaandro aza
na ny fiainanao andavaandro aza
13. ikaretsaka
(
09/12/2007 00:10)
"hitsomponako andalandalan-teny ao @ SM izany lazaiko izany an! ohatra hoe resak'i Paoly t@ i Timoty no averina dia tsimponina dia lazaina fa mihatra amiko hono! kozy kosa tsy mihevona izay izy mirahalahy any am-pasana any!
14. niryna
(
09/12/2007 06:54)
ikaretsaka:
"hitsomponako andalandalan-teny ao @ SM izany lazaiko izany an! ohatra hoe resak'i Paoly t@ i Timoty no averina dia tsimponina dia lazaina fa mihatra amiko hono! kozy kosa tsy mihevona izay izy mirahalahy any am-pasana any!
dia ny tena no menatra hoy ny mamanay izay.=)) tsy zakanao mihitsy mantsy ilay fitoriana ny filazan-tsara na izany aza dia omeko holy kiss ihany hianao sao mba .
16. ikaretsaka
(
09/12/2007 18:59)
niryna ka tsy izany tokoa ve no mitranga ary.. @ saina tsy miangatra.. i paoly no manoratra taratasy ho an'i timoty dia lazaina fa ho anao ohatra?
sa lasa timoty i niryna?
aza mihambo hoa fa tss
sa lasa timoty i niryna?
aza mihambo hoa fa tss
17. xxx
(
10/12/2007 10:58)
Ny SM dia vakiana andraisana anatra sy hafatra avy amin'Andriamanitra sy Jesoa Kristy. Raha manoratra ho an'i Timoty i Paoly dia ny hevitra voarakitr'i Paoly no dinihina ary mandray ny toeran'i Paoly ny mpamaky ka rehefa ampian'ny Fanahy Masina izy, dia mazava aminy ny tian'ny mpanoratra lazaina ka ampihariny araka ny fotoana izay mahamety azy eo amin'ny fiainany andavanandro.
Rehefa tsy ampy solika (Tenin'Andriamanitra) ny Kristiana dia tsy mahita havaly loatra raha sendra misy olona mangetaheta te-hahafantatra an'Andriamanitra sendra tonga eo anoloany. Izany no hamahanana ny tena mba hazava hatrany ary afaka hizara izany hazavana izany ho an'ny hafa araka ny fandaharan'ny Tompo eo amin'ny fiainana.

18. ikaretsaka
(
10/12/2007 15:57)
Tadidio aloha fa samihafa ny Soratra Masina sy ny Tenin'Andriamanitra!
Tsy hoe izay notenenin'Andriamanitra rehetra dia voasoratra: diso izany!
manarak'izany dia tsy ny tenin'Andriamanitra ihany no solika, fa be dia be mihitsy, Izy mihitsy aza no solika tsy mety ao amintsika raha lazaintsika fa tempolin'A/tra ny vatantsika sy honenan'ny fanahiny raha nandray azy t@ batemy

19. niryna
(
11/12/2007 07:01)
xxx:
Ny SM dia vakiana andraisana anatra sy hafatra avy amin'Andriamanitra sy Jesoa Kristy. Raha manoratra ho an'i Timoty i Paoly dia ny hevitra voarakitr'i Paoly no dinihina ary mandray ny toeran'i Paoly ny mpamaky ka rehefa ampian'ny Fanahy Masina izy, dia mazava aminy ny tian'ny mpanoratra lazaina ka ampihariny araka ny fotoana izay mahamety azy eo amin'ny fiainany andavanandro.
Rehefa tsy ampy solika (Tenin'Andriamanitra) ny Kristiana dia tsy mahita havaly loatra raha sendra misy olona mangetaheta te-hahafantatra an'Andriamanitra sendra tonga eo anoloany. Izany no hamahanana ny tena mba hazava hatrany ary afaka hizara izany hazavana izany ho an'ny hafa araka ny fandaharan'ny Tompo eo amin'ny fiainana.
=D=D ^:^^:^ misaotra ry xxx a,misaotra diamondra a.
ika> ny soratra masina sy ny tenin'Atra dia iray ihany amiko.Ny hitan'ny masonao aza toherinao koa maninona no manakatra ny tsy hita maso? Izany ve tsy hafahafa be . =))=))
20. ikaretsaka
(
11/12/2007 15:29)