tsy zakan'ny tim ny tgv e!!!
1. bazylou
(
08/12/2007 01:02)
ilay tramway nomen'ny suisse aza mbola natao cotisation ny hampandehanana azy!! pauvre gasy:lol::lol::lol:
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:42
3. tynah
(
08/12/2007 09:28)
zany refa mandeha avy eo tsy ho vola miditra any am-posin rda8 indray koa???
4. saranga
(
08/12/2007 11:29)
Zao nama ilay Tgv eo ihany fa i Andry izay olombaovao no atahorana. Ireny pokona bobaka teny Antsonjombe, Andohalo, Ambohimanarina, Ampasampito, ireny dia tsy ho ela no handrodanany ny fitondran-dra8. Inona moa no tian'izy ireo : mila fiovana fa voafitaka. Tsy TGV anefa no hitondra fiovana fa isika ihany
5. namana2008
(
10/12/2007 05:29)
aza adino zareo fa 75% ange ny vato azon-dravalo teto tanà tam fifidianana teo e. vo eritaona monja zay. aza adino iany ko fa maro reo olona tia ny TIM fa any an-tranony izy no mipetraka manaramaso sy mijery. Maro ny tanora tia TIM faza sodoka ny ivelany fotsiny ianareo oe B ol etsy sy eroa. ary tadidio fa ny olon-dehobe rehetra sy ny sportif rehetra dia OK am Faly daolo.
ka tandremo so d tapaka lalan-drà madinika eo ra sanatri misy tsy fahalaniana.
ka tandremo so d tapaka lalan-drà madinika eo ra sanatri misy tsy fahalaniana.
6. pitchou
(
10/12/2007 11:57)
firy tokoa moa ny taham-pahavitrihina teto Tana t@ fifidianana filoham-pirenena ireny?
ny ahy aleoko aloha tsy misouzy tanora vao misondrotra fa ireny mbola manan-kevitra e! fa ny sasany izany d boloky sisa! ka raha sendra tsy programmer ilay valinteny d lasa mivilana be!
fa d asa tokoa lahy izay hitranga raha sanatria tsy lany eo rafaly an! asa fôna! asa na i rafaly no hahazo daka vody mamay na i andry no hahazo kimondry marary!

7. tontavao
(
10/12/2007 19:42)
Lasa io boaikely io fa "minoa fotsiny ihany" satria tantanana amin'ny "fahamarinana sy fahamasinana" ny fifidianana.
Naheno an'ireo teny ireo ve ianao tato ho ato?
MPAMITA-BAHOAKA MAHATSIRAVINA
KA NY FIVAVAHANA NO ATAO TOHATRA FIAKARANA
:twisted:devoly amin'izay iherehana fa efa nanome lamosina an'Andriamanitra ianareo TIM:twisted::twisted::twisted::twisted::evil::evil::evil::evil::^):^):-/;-)