Antsonjombe sa Tsena ho an'ny vahoaka?
21. patrick2002
(
08/12/2007 02:22)
Raha programa oa ,resa-be izany ,fa ny commune tsy hana-mbola amin'izany ,fa mbola vola hotrosaina @ mpamatsy vola izany ,ka miankina @ mpamatsy vola .
Raha tsy hoe hamorona taxe afa any ho any angamba.
22. tendry77
(
08/12/2007 12:44)
fijo:
miandry izahay aty e.mahaiza mifidy ianareo ao
-fa ngah nareo tsy membre alefaso mail ny vatonareo!
23. istraky
(
08/12/2007 12:56)
efa hatramin'ny Andron'RAVALOMANANA maire, no nilaza hanao TSENA e, TRAMWAY e, PARKING e !!!!!!!!
Fika B an'TIM fotsiny zany e!!!
Fidio eo izy dia hitanareon-dray ny
hahazo anareo mandritran'5 taona !!!!!!
Sady ngah RAVALOMANANA tsy hoe SADY BOGOSY no PANANA e!!! sa efa dépassé ??????
ANDRY TGV ihany ny anay na hisy ho faty aza eo!!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0378