Mandeha ao anatin'ny tori-maso kanefa tsy mianjera?

1. niryna ( 01/12/2007 07:21)
Efa nahita ankizy ve hianao na lehibe matory izy a,tonga dia mitsangana ary mivoaka ny trano,midina ny totohotra fiakara-mideza ilay toerana kanefa dia tsy mianjera.Mikipy anefa ny masony amin'io an.
Inona tokoa no mahatonga ireny?
Mahafantatra ve ilay olona hoe mifoha izy sa dia fahazarana fotsiny? Arahin'ilay reniny fotsiny izy sao mianjera ary tsy fohaziny fa avelana andeha sy hiverina.
Efa nahita na misy mitovitovy amin'izany ve hianareo?
Misaotra mialoha
(l)niryna
novalian'i niryna ny 05/12/2007 05:15
2. pisougasy ( 01/12/2007 15:19)
niryna
Efa nahita aho, cousine-ko, efa lehibe izy tamin'izany ary dia mianika coco ireny nefa matory dia hantsoina dia miverina mandeha any ampandrinany milamina!somnambule ireny, miasa mafy ny sainy amin'ny alina dia mitohy anatiny nofy, tsy azo tairina satria matory ary ataon'ny olona hoe mety tsy mampiverina ny sainy raha tairina!
tsy misy hatahorana io fa afaka ho azy miandalana eny, izaho mananjanaka lahy 17 taona somnambule toa izany fony kely ka hatramin'izao fa rehefa fantatra ilay izy dia hidina tsara ny trano rehefa alina, dia tsy afaka mivoaka izy amin'zay ê! manokatra varavarana mantsy tian-dry zareo!
aza matahotra fa afaka miandalana io sady tsy aretina akory ê! rehefa vizaka be koa ny ahy ny zanako dia miresaka be ao ampandrinany ao elaela mihitsy, avy eo anefa mijanona ho azy ao!
tsy misy fisaorana ê!
3. niryna ( 02/12/2007 06:04)
pisougasy:

misaotra anao,ny cousine-ko koa no nanao izany ary avelan-dry zareo andeha kanefa antsana Ampahamarinana iny no misy azy ary dia tsy mianjera,ny tena no koditra.
Ary efa nanisy ranon-tsira ireny olona matory ireny ve hianao fahiny :D Matory tsara iny ny zokiko dia hoy ny iray hoe andao asiana ranontsira ny vavany ary dia nasiana tokoa ka nitsetsitra tsara. Maty ny fihomehezana fotsiny izahay fa samy mbola adala :D
4. sarobidy ( 03/12/2007 11:49)
Za ko efa nahita, panampy tao antrano fa sahirana mihitsy izhay mianakavy kely hoe atao aôna izy ity. Nenah le tena tsy laitrako le olona manonofy miteny reny,manaitra mihitsy fa le ranontsira a tsy mbola nanao fa siramamy no efa nataoko :^)
5. ikaretsaka ( 03/12/2007 18:55)
za t@ mbola kely. ny ahy izany noctambullism izany hono no nahavoa

(tsy herin'ny maizina na @ alina aza le izy no mitranga ry niryna sao de:twisted:)
fa ny nanazavain'ny dokotera azy dia betsaka ny olona no manainga ny tongony rehefa matory..
fa misy hono olona (izaho anisany) rehefa manainga lohalika dia lasa synchronized ny tongotra dia lasa mandeha!

dia ny nanaovana azy dia fatorana @ lamba ny tongotray mirahalahy.. mifanakaiky fandriana rehefa matory

ny fitandremana atao dia afenina aloha ny zava-maranitra rehetra sao voaray ka mety handratra tena sy olona.
raha misy mahita dia tenenina hoe "miverena matory .. dia miverina matory tokoa!

matetika dia tsy tadidin'ny mpatory mitsangana ny ataony mandritra iny fotoana iny, ka na asiana resaka na tsy asiana dia tsy fantany..

nony nanomboka vaky feo dia afaka ho azy teny

6. niryna ( 04/12/2007 05:44)
ikaretsaka:

:oops::oops::D raha :twisted: dia tany amin'ny fivavahana no nataoko.Mazava a :-*
Ny zokiko indray efa matory izahay mbola miresaka dia miantso ny anaran'ny vadiny izy mba hiisaka fa mianjera hono.Asa koa ireny olona miteny ireny ve mahatsiaro koa sa tsia . Again tsy :twisted: io an :D

7. ikaretsaka ( 04/12/2007 19:51)
misy sipa izay mpanofy miteny.. fa rehefa alina dia mivoaka daholo ny secret!
Raha i Bertrand* no anaran'ny vadiny, izany Germain* izany no atsointsoiny! (anarana fanahy iniako nosoloina ireo an :lol:)
nisaraka mihitsy moa izy mivady taty afara , dia nanambady an'i Germain ilay sipa...
any izy any eeee. Raha mbola mandalo eto izy dia .... miala tsiny aminy dia ny mialoha fa mitantara fotsiny aho:oops:
tsy teneniko eto hoe iza fa sao miverina eto indray izy miaraka @ xxx sy ny ompa variraraka ato !:oops:
8. niryna ( 05/12/2007 05:15)

hi,hi.angaha akaman'ika izany no hanompa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4097