i hebdo de mada

1. bazylou ( 30/11/2007 23:14)
tamin'ny ity semaine ity dia nanome chiffre fa 50%n'ny gasy hono tsy manana WC..:wink::wink:
Misy fandrosoana ve izany ??:-/:-/
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 11:53
2. niryna ( 01/12/2007 06:44)
bazylou:

tamin'ny ity semaine ity dia nanome chiffre fa 50%n'ny gasy hono tsy manana WC..:wink::wink:
Misy fandrosoana ve izany ??:-/:-/

:D:D ka na aiza alehantsika dia misy indro kely daholo ny fiainana.Raha avy aty ivelany hianao no mitsidika ny any dago dia mahita fihovana marrrrooooo be tokoa.Eny fa na ny ankanjo fitafin'ny olona na dia mahantra aza izy.Ny toerana dia saika madio avokoa ary ny fokonolona iray manontolo no samy mifanentana manadio ny tanana.Aiza hianao no ahita izany any amin'ny tany mpanan-karena? Samy maka ho azy,samy mifampidera,na trano atsimo sy avaratra izao aza tsy mifampiharahaba raha tsy ny tena no miarahaba,tsy dia misy fifandraisana firy. Mbola hafa ihany ny fihavanana malagasy e.Tahakan'inona ireo trano mijoalajoala etsy sy eroa,ny fiara tsy lazaina intsony,saiky misy daholo izay tadiavina :D Aleo izay tsara no jerena fa efa reraka ny fitadiavana sy ny fiainana miakatra andro aman'alina ny olona. :-*

3. bazylou ( 01/12/2007 21:32)
resaka gabone anie ity fa tsy trano mijoalajoala e!!
WC aza izany hifampitadiavan ao Mada ka inona moa.TSy indro kely izany fa tena indro beeeeurrkkkkkkk.
4. sarobidy ( 03/12/2007 11:53)
de aveo maimbo ny tanĂ na rehefa tsy misy WC hanaovana beurkkk. Ny aty aminay zao efa misy miandry ny morondranomasina fa izay tratra manao zavatra hafahafa na inona na inona de efa tratra eh, mandoa lamandy. Fa tatoato tsy ny mpanao maloto no malaza tratra fa ny mampiaraka eny ambody coco d vola b hono no haloa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1614