Fanavahana:toerana,fomba,ahoana,vahaolana

1. niryna ( 30/11/2007 14:42)
Hatramin'izay toerana nandehananao na hitanao na vaovao renao teto an-toerana izany(dago ) na tany ivelany.Inona no fanavahana hitanao faran'izay ratsy indrindra ary no nahatonga izany sy ahoana no nataon'ireo mpanavaka ? Nisy vahaolona ve sa dia mbola mitohy foana hatramin'izao?

Miandry anareo hitantara ary e.:D
novalian'i niryna ny 02/12/2007 05:46
2. niryna ( 30/11/2007 18:06)
Na resaka fivavahana aza dia nisy firenena izay tsy tia ny finoan'ny hafa ka nodorany tao daholo ireo olona.
Ary any am-piasana ve nahatsapa fa misy manavaka hianao?
3. sarobidy ( 01/12/2007 06:44)
Ny finoana zany manana ny azy de matetika tsy maintsy miseho foana io fanavahana io amin'izay aleha na de tsy any ampesana aza
4. niryna ( 02/12/2007 05:46)
sarobidy:

Ny finoana zany manana ny azy de matetika tsy maintsy miseho foana io fanavahana io amin'izay aleha na de tsy any ampesana aza


ie,anisany iray io fa tany amintsika toa nisy komoriana sy malagasy niady,tsy dia fantatro tsara ilay niandohany fa resaka ankizy. Vao nisy niady indray koa izao ary nodoran'ireo tanora daholo ny tranom-barotra sy ny fiara toy ilay tamin'ny 2005 .Mbola tohin-dry zareo tavaratra ihany ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1305