amoureuse kofa tsy mbola hita, ahoana atao?

21. Veloo ( 30/11/2007 16:54)
ny zavatra mahagaga ahy dia izao:

ilay bandy mbola tsy itanao dia tonga ianao dia tombee amoureuse ianao?
ary ahona raha tena gidro be ilay izy?
na kilemaina?
aza milalao afo aky a jereo ny zanakao tsisy afa tsy ireo ny harena hanananao...
adinoi aky a mba marina moa
22. rdanyl ( 05/12/2007 18:54)
eh aza maika ny hanambady rehefa mbola izany noheritreretina;zay foana ange no mahavoa anareo vehivavy tony e,ny feony a ny feony nefa rehefa voa avy vao hoe ampio a ry reto an. ka izao no tor- hevitra omeko anao ampiasao ny sainao dia alefaso lavitra ny eritreritra rehefa manao zavatra fa tsy taitai-baombina fotsiny,tsy tafa ny tokatranonao raha izany no entinao miaina.zay
23. tynah ( 09/12/2007 19:34)
Raha hiaraka amin'ilay iray ianao, ka ho sarahinao ny ramose anao dia rehefa any aoriana any ka raikitra ny ady dia hoy ilay bandy hoe: ny rain-janakao aza tsy najainao fa vao naheno ny feoko ianao d babo.Koa ahoana no hahatokisako anao fa hanaja ahy?
Mipetraha tsara akia ah!!!
Sa tsy mbola tena tafalatsaka ao am-po nao ilay fitiavana ny zanakao sy ny ramose anao?
Aza tia tena sao hanenenana.:-*
24. mylenium ( 05/01/2008 16:02)
lunety:

ny ankizy jerena ahoana moa zany?

ny ankizy jerena ahoana moa zany?
[/quote]

Hanembatsembana sy mety hanimba ny relation'ny zanakao amin'ny Rainy ianao raha miditra lalina am zany :-/, D noho ny antony hoe: :arrow:olona fantatrao au téléphone d mahafinaritra anao ny feony (pitié :roll:)
Ny momba ny olontianao iray sady Rainjanakao moa izany dia no comment, .... :!:
Marina fa hanambady ianao, raha te hanao enterrement de vie de femme célibataire ho mariée am 2008 mafy ianao dia mitadiava moyen hafa.
Araka ny hira malaza tato ho ato: the regret is never before, ny nenina zany any aoriana foana e
Sorohy dieny mialoha ny mety ho "loza" fa aza miditra lalina am zany.
Raha hisarahanao izy ka hoe hiverina indray aoriana ao: efa nisy effet-ny tamin'ny éducation sy ny vie familialen'ny zanakao izany.
Aza atao an'izany ny ankizy fa ny kamboty aza tsy fidiny.
Torohevitra ihany ny ahy fa anjaranao ny manapa-kevitra.

25. xxx ( 09/01/2008 12:12)
zay fantatrao fa tia anao ary mbola hitia anao no tazomy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0959