amoureuse kofa tsy mbola hita, ahoana atao?
1. lunety
(
28/11/2007 14:11)
:(za reto a misy toa nitombée amoureuse na kofa tsy fantatro fa @phone foana zahay no miresaka
ny blem d zao: :oops:za efa manan-janaka 2, tsy misy blem @resaka coupleko (na sexe io na fitiavana)
fa d tsy azoko hoe pkoi za tia an'ilay kofa iray:oops::?:
mahafinaritra ahy ny miresaka @y, toa misy zvt manintona ahy aminy,tiako ny feony, mahafinaritra ahy e
te hihaona amiko @zao lay bandy ray io fa tsy mahasaky za fandrao lasa lavitra, nefa za toa tia azy
efa fantany ny situation familiale-ko
mampatahotra be lay izy fandrao voti-droa eo:^)
za manko t@ adolescence d olona 1 ihany no mba niarahako (ka izy no moseako @zao)
ny mariazynay prévu @ 2008 nefa:x ty toa:roll:
inona kay no mba hevitrareo:?:
ampio aho reto fa very hevitra:idea:
possible ve ny mitia olona roa sa taitaitra fotsiny aho:?:
sa:twisted:?
misaotra sahady ry zareo @valiny omenareo

novalian'i xxx ny 09/01/2008 12:12
2. salmo1
(
28/11/2007 15:05)
Jerevo akaiky aloha izy, ary rehefa afa-po enao aminy.
De anjaranao sisa no mifidy an'ireto hira ireto.
:} http://www.dailymotion.com/relevance/search/rampal+tiako+izy/video/x1i4sp_rampal-tiako-izy-toko-3_music
and
:( http://www.dailymotion.com/relevance/search/suspens+besaritaka/video/x2qa5l_suspens-besaritaka_music
;-)

3. xxx
(
28/11/2007 15:53)
Ny ankizy jerena
Fa aza tia tena
Tsy misy fiadanana ho anao akory any anaty telefonina fa raccrocher-o tany am'zay :wink:
Fa aza tia tena
Tsy misy fiadanana ho anao akory any anaty telefonina fa raccrocher-o tany am'zay :wink:
4. pissoa
(
28/11/2007 16:07)
refa tsisy blem aminao sy le iarahana amin'izao dia aza volena blem ... :wink:
5. lunety
(
28/11/2007 16:17)
:cry:ka za anie tsy te hisaraka @le ray e nefa ny ray manintona
ny ankizy jerena ahoana moa zany?
ny ankizy jerena ahoana moa zany?
6. xxx
(
28/11/2007 16:26)
Mba naka triple play Ramose
Dia nahazo telefôna illimité
Kanjo ilay madama vendran-t**
No 'tady lasa hanao triple play
Aleo ihany tele2 box le : http://www.dailymotion.com/video/x37250_20slessilencieuxmime_fun
Dia nahazo telefôna illimité
Kanjo ilay madama vendran-t**
No 'tady lasa hanao triple play
Aleo ihany tele2 box le : http://www.dailymotion.com/video/x37250_20slessilencieuxmime_fun
7. booboo
(
28/11/2007 17:01)
Lunety > araka² ny andrasanao @ ilay iraika ihany io. Ny hevitro manokana, raha efa amorezy zany enao midi-kizo klé :: tapohan'ilay miredareda @ voalohany manko ( tsy mino zà hoe hifampijery ratsantogotra fotsiny no hataonareo @ io :roll: ) dia lasa any fôôôôôôôôôna ny saina dia ho hitanao @ zay zao raha aby aby tsy manjary @ vadinao zao....aleo miala dieny mbola tsy tonga ny atambo....
9. mandy
(
28/11/2007 17:17)
marina ny an'i booboo. Lasa mamoron-javatra tsy itiavanao intsony an'i mose-nao eo enao ny farany fa ataovy tsara
fa taiza alou no nahitanao an'lé vao² e (raha tsy mahadiso)
fa taiza alou no nahitanao an'lé vao² e (raha tsy mahadiso)
10. kenza
(
28/11/2007 20:00)
Mila sahisahy raha manao double jeux zany fa aza atao tratra fotsiny ny objectif dia tsy tratran'ny ramose fa araka ny tenin'ny vazaha hoe on ne vit qu'une fois ,ny teny filamatra indray dia @ teny anglisy hoe never tell, never explain.N'inona n'inona mitranga avy eo dia jamais rien dire et jamais expliquer.Ka dia ianao ihany io.Bon courage.
13. lancia
(
28/11/2007 22:12)
Saino tsara foana aloha izay hatao, mba tsy hisian'ny nenina any aoriana. Mety ho anisan'ny fankam-panahy hoanao io mitranga io ka tokony ho mailo hatrany.
Ny tsara aleo tsy mandeha.
Ny tsara aleo tsy mandeha.
14. selepa
(
29/11/2007 00:27)
Ôtran'sarotra ihany zany situation misy anao zany. Rà zà nefa D mampirisika wé ndana izy jereo akaiky, D anjaranao no misafidy @'izy roalahy aveo... nefa rà ohatra ka tena tafalatsaka aminy enao D tsy hay zé iafarany... ny olona miaraka aminao nefa efa vonona ny hiroso @raharaha, midika izany fa tena tia anao izy. nefa koa raha fantany izany zvtr miseho @zao fotoana izao mety ho tztr koa izy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_9.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_8.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_hair.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105ooo_thats_bad_cut.gif[/IMG] D raikitra ny gidragidra [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_slap_3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/D_PUNC_1.GIF[/IMG]iny no tsy hita... ninoninona ataonao zany mba mitandrama mafy sao hanenenana refaveo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/colerk.gif[/IMG] zay vô hanakapoka loha @rindrina ;-) zay fa mazahoa zé iriana eee! tapitra ny teniko [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0241.gif[/IMG]
15. riri9412
(
29/11/2007 05:16)
zao ry lunety a!, ndao ndray tsika sy enao mba hifampiresaka sao de mba tia ana enao za ko efa manambady
16. soanja
(
29/11/2007 05:22)
lunety:
:(za reto a misy toa nitombée amoureuse na kofa tsy fantatro fa @phone foana zahay no miresaka
ny blem d zao: :oops:za efa manan-janaka 2, tsy misy blem @resaka coupleko (na sexe io na fitiavana)
fa d tsy azoko hoe pkoi za tia an'ilay kofa iray:oops::?:
mahafinaritra ahy ny miresaka @y, toa misy zvt manintona ahy aminy,tiako ny feony, mahafinaritra ahy e
te hihaona amiko @zao lay bandy ray io fa tsy mahasaky za fandrao lasa lavitra, nefa za toa tia azy
efa fantany ny situation familiale-ko
mampatahotra be lay izy fandrao voti-droa eo:^)
za manko t@ adolescence d olona 1 ihany no mba niarahako (ka izy no moseako @zao)
ny mariazynay prévu @ 2008 nefa:x ty toa:roll:
inona kay no mba hevitrareo:?:
ampio aho reto fa very hevitra:idea:
possible ve ny mitia olona roa sa taitaitra fotsiny aho:?:
sa:twisted:?
misaotra sahady ry zareo @valiny omenareo
Misy tokoa io taitaitra io amin'ny fiainana. Miseho tokoa io rehefa somary akaiky ny fotoana hakana fanapahan-kevita goavana toy ny mariazy sns satria miasa mafy ny saina; "ity tokoa ve le olona hiara-mandry amiko mandrapahafatiko sns.... "
Normal be zany zavatra mahazo anao izany. Betsaka ny tia roa.
Ny torohevitro dia resaho amin'ilay olona ho vadinao , enga anie ka mbola tianao sy tia anao izy, izay manahirana anao. Aza misalasala akory. Raha tena tia anao izy dia hahatsapa ny tokony ataony. Izay tia mahandry!
Inona hozy ianao no tokony ataony?
Avelany ianao hitady zany lehilahy izay ary avelany ianao hahatsapa izay tsapanao any. Raha tsy afapo mantsy ianao tamin'ny zavatra manitikitika anao dia tsy hitombina amin'izany fanambadiana izany mihitsy.
Matetika dia rehefa afapo ianao dia leo, avy dia hitaky ilay olona efa nomenao ny fitiavanao satria any no misy ny maharitra. Raha tsy hoe angaha tsy mahafapo anao koa ilay hovadianao amin'ny 2008. Izay indray de olana satria raha zah ianao tsy miditra mihitsy amin'olona tsy atokisako fa hanome fahasambarana ahy.
Tsy voatery fanambadiana ny tanjona akory amin'ny fiainana! Fa ny fitiavana/fahasambarana tsapa eo anelanelany.
19. xxx
(
29/11/2007 15:16)
Raha tena tia anao izy dia hahatsapa ny tokony ataony. Izay tia mahandry!na bandy maty hozatra :-D:-D
Raha tsy afapo mantsy ianao tamin'ny zavatra manitikitika anao dia tsy hitombina amin'izany fanambadiana izany mihitsy.Izany ve dia mba marina ?
Matetika dia rehefa afapo ianao dia leo, avy dia hitaky ilay olona efa nomenao ny fitiavanao satria any no misy ny maharitra.Aza manonofy e! http://www.dailymotion.com/video/x2nawf_jeneraly-na-dia-izany-aza_music
20. soanja
(
29/11/2007 15:19)
xxx:

Tena mbola tsy nitia marina ianao!