sakafo andavan'andro ara-pahasalamana

1. Rakotofaly ( 26/11/2007 07:44)
Miarahaba antsika rehetra izay miserasera eto,
Mba miangavy an'izay olona mahay momban'ny sakafo aho na koa olona manana traikefa momba izany ka afaka hanome karazana menu izay afaka hoarahina isan'andro, vao maika tsara be raha misy maraina-atoandro-hariva (+voankazo); izany hoe sakafo ara-pahasalamana isan'andro, ka eo amin'ny resaka apports ho an'ny vatana izany no tena mba tadiaviko satria vao 35 ans monja aho nefa manana problème sahady noho ny fihinanana hena sy ny matsiro be loatra, indrindra nohon'ny tsy fahafantarana ny tokony ho fitaizana ny vatana ara-tsakafo. Dia misaotra mialoha ho an'izay mamaly.
novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:33
2. miantra ( 27/11/2007 14:14)
jereo eto sao mahasoa anao:

http://www.dietinet.info/manger-menu-equilibre/
3. pariniza ( 28/11/2007 18:17)
ny sakafo aloha dia tokony ho lanjalanjaina tokoa ny fihinana azy idd raha mipetraka eto frantsa izay tena tsy orin'izany tokoa,miankina @ taonanao sy ny poids anao ary ny sport ataonao izany,ny fihinana sakafo matsiro sy be menaka loatra dia tokony ho fadiana,ny ahy manokana dia mijery izay produit dietetique sy taille fine arahana sport kely 10 na 20minute isan'andro,ny sakafo tena saine dia ahitana lipide,protide,glucide,vitamine,mineraux,fibre,rano mila sotroina be dia be fa tsy atao jus
4. Rafotsy ( 29/11/2007 10:55)
Rakotofaly:

Miarahaba antsika rehetra izay miserasera eto,
Mba miangavy an'izay olona mahay momban'ny sakafo aho na koa olona manana traikefa momba izany ka afaka hanome karazana menu izay afaka hoarahina isan'andro, vao maika tsara be raha misy maraina-atoandro-hariva (+voankazo); izany hoe sakafo ara-pahasalamana isan'andro, ka eo amin'ny resaka apports ho an'ny vatana izany no tena mba tadiaviko satria vao 35 ans monja aho nefa manana problème sahady noho ny fihinanana hena sy ny matsiro be loatra, indrindra nohon'ny tsy fahafantarana ny tokony ho fitaizana ny vatana ara-tsakafo. Dia misaotra mialoha ho an'izay mamaly.

Salut !
Ny hanao menu kalou dia tsy haiko loatra ! Kanefa ianao dia mahatsapa fa be loatra ny protéine ary matsiro loatra ilay sakafo fihinanao !
Tsarovy anefa fa tsy misy fady ny rehetra fa atao hoe raisonnable ny fihinana azy !
Zah sady tsy nutritionniste no tsy déteticienne , fa ny fanaoko ho ahy sy ny fianakaviko dia izao : ny petit déj : café na thé sans sucre , un produit laitier ( ronono na yaourt na fromage ), céreéales ( baguette na pain , éviter o ny viennoiseries fa be sucre ), beurre kely + confiture , jus de fruit na fruit !
Déjeuner : crudités ( carottes , concombre, tomates , salade verte ect ..)
Viande grillée na poisson miaraka @ légumes verts ( esory ny beurre na huile )
un yahourt
un fruit
Ny diner dia ataovy izay maivana ary éviter ny vianbe rouge ! Viande blanche na poisson miaraka @ légume verts na salade verte
Produit laitier + fruit !
Azonao ampinao soupe de légumes sans pomme de terre raha tena noana ianao !
Raha noana à 10h na 16h , dia afaka mihinana fruit sy yahourt !
Misotro rano tsotra au moins 1litre 1/2 isan'andro !
Dia manao exercices kely na ny mandeha tongotra 30m aza dia efa mety !
Dia mahereza e !



5. mignone ( 30/11/2007 21:55)
misakafoana any aminy cantine e !
6. niryna ( 01/12/2007 12:33)
pariniza:

ny sakafo aloha dia tokony ho lanjalanjaina tokoa ny fihinana azy idd raha mipetraka eto frantsa izay tena tsy orin'izany tokoa,miankina @ taonanao sy ny poids anao ary ny sport ataonao izany,ny fihinana sakafo matsiro sy be menaka loatra dia tokony ho fadiana,ny ahy manokana dia mijery izay produit dietetique sy taille fine arahana sport kely 10 na 20minute isan'andro,ny sakafo tena saine dia ahitana lipide,protide,glucide,vitamine,mineraux,fibre,rano mila sotroina be dia be fa tsy atao jus

Ny any mba voalanjalanja sady matahotra ny hatavy ny olona fa ny aty aminay ,izay jerena ngezabe daholo ary ny sakafo arosony dia ngeza koa.Mbola misy manampy aza ny sasany,hany ka saika mivoraboraka be ihany ,mila manezaka amin'ny exercices mihitsy :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.706