Jiosy ve ny gasy?
21. fijo
(
29/11/2007 00:31)
izay mihintsy,ary raha te ho jiosy izy,maninona no tsy manaraka ny finoana jiosy?
22. fijo
(
29/11/2007 00:32)
ary mahagaga ahy koa,fa ny protes no tena mitady io te ho jiosy io?????
23. sitlo
(
29/11/2007 21:54)
Jiosy ve ny amerikanina?
Ny gasy dia ohatra an'i amerika fa taloha fotsiny. Lasopy paty zone totokena sy voatabia, karoty. Izay nahay nitondra sambo rehetra ka tratran'ny cyclone dia nitontona teto amin'ny tanàna daholo.
Ny gasy dia ohatra an'i amerika fa taloha fotsiny. Lasopy paty zone totokena sy voatabia, karoty. Izay nahay nitondra sambo rehetra ka tratran'ny cyclone dia nitontona teto amin'ny tanàna daholo.
24. Mandefitra
(
30/11/2007 11:38)
fijo:
ary mahagaga ahy koa,fa ny protes no tena mitady io te ho jiosy io?????
io ndray zandry kely fa manao affirmation gratuite an.
Aleo hitsimponako kely :
Romana 10:12 Fa tsy misy hafa, na ny jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon'izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Azy Izy.
25. ikaretsaka
(
30/11/2007 19:50)
sitlo:
Jiosy ve ny amerikanina?
Ny gasy dia ohatra an'i amerika fa taloha fotsiny. Lasopy paty zone totokena sy voatabia, karoty. Izay nahay nitondra sambo rehetra ka tratran'ny cyclone dia nitontona teto amin'ny tanàna daholo.
ny naha samihafa azy rasitl dia par hasard (cyclone, miala pas pirates) no nampitontona an-dry zalahy tany Madagascar
fa tsy par volonte na noterena (far west, American dream, traffic ana slaves) hoatran'ny tany bekintana
26. fijo
(
30/11/2007 23:04)
mandefitra,azafady,fa tsy mbola naheno katolika nanao io resaka io loatra aho,fa ny protes dia maro no mivohy io resaka io.
27. deric
(
03/12/2007 09:08)
fijo:
mandefitra,azafady,fa tsy mbola naheno katolika nanao io resaka io loatra aho,fa ny protes dia maro no mivohy io resaka io.
Tsy dia mahagaga ahy loatra raha tsy manao io adihevitra momba io ny KAtolika,ry zareo aza te-hidera fa izy no volaohany teto. AMiko koa raha resahina eto ny maha jiosy dia adihevitra ara-pivavahana no tena tiana tiana hasongadina fa resam-pirazanana mihintsy.
Farany: Tsaratsara koa raha mba nisy mpahay tantara ankàna hevitra momba ary ity.
hamafisiko ihany fa tantaram-pirazanana na tantaram-piaviana no mlisongadina amin'ny maha jiosy fa tsy resam-pinoana.
28. ikaretsaka
(
09/12/2007 20:34)
ka ny an'ny "tsy katolika" izany dia ampiasaina aby izao rehetra izao fa tsy mba misy fototra 1 mihitsy..
Jiosy nareo e e, jentilisy avotra nareo e, sns sns...
Jiosy nareo e e, jentilisy avotra nareo e, sns sns...
