abraham

21. rabilabila ( 25/11/2007 11:11)

Hoy i xxx>

Ankehitriny tokoa dia hita fa tena manenjika ny Baiboly ireo olona milaza tena fa mandroso sy mpahay ara-tsiansa ary miezaka mitady porofo materialy etsy sy eroa. Ny aza adino anefa, ary efa voalaza ao anaty Baiboly dia fanoherana ataon\'ilay ratsy mamilivily ny Morale omen\'Andriamanitra izany asa ataony izany.Amiko dia ireo maty fanahy no mitady porofo hamotehina ireo fivavahana.

.

Voalohany indrindra aloha dia tiako ampantsiahivina kely ny atao hoe :siansa.

Ny nipoiran\'ny siansa dia ny filazan\'ireo filosofy grika sy romana taloha fa AFAKA MAHALALA NY MIKASIKA NY MANODIDINA AZY NY OLOMBELONA amin\'ny alalan\'ny FAMPIASANY NY SAINY fa tsy voatery iankina amin\'ny finoana sy ny fivavahana : izany no hevi-baovao nentin\'ny olona toan-dry Anaximène na ry Thalès na ry Pythagore izay nino daholo fa nisy namorona izao tontolo izao ( maro ny andriamintra ninoan-dry zareo tamin\'izany ; misy ny andriamanitry ny rivotra , ny ranomasina ,..... ) ; misy koa anefa ireo izay tena nanangana ny filosia materialista toan-dry Democrite na ry Epicure na koa ry Lucrèce . Izy ireo no tena nametraka sy nampitombona ny fahalalana an\'izao tontolo sans faire intervenir dieu et autres esprits dans leur explication et compréhension de l\'univers ohatra : ny atomes sy ny vide ,2400 taona lasa izay , no fototra hanazavany ny univers

NY FILAZAN\'IREO FILOSOFY TALOHA FA METY HO FANTATRA IZAO TONTOLO IZAO amin\'ny alalan\'ny fijerena sy fandinihana ny zava-misy ( tsy mila andriamanitra ahafantarana ny mampisy an\'izao tontolo izao na ny mahatonga ny loza samihafa na izay zavatra rehetra mitranga amin\'ny fiaianana ...)
Io no hevitra itombonan\'ny FIKAROHANA SIANTIFIKA : methodologie matérialista no ampiasain\'ny siansa rehetra . Einstein et autres...se sont nourris de leurs pensées et les fruits de leurs observations de la nature. De ce fait ,le matérialisme est effectivement lié au developpement de la science .

Inona no dikan\'izany ? Rehefa miasa amin\'ny saha-mpikarohana iray ianao dia miala amin\'ny zava-misy , mamakafaka , mamadibadika , manao fanamdramana , mamdrefy , mampitaha...fa tsy miantso andriamanitra akory na ny avelon\'ny Razana ...
-tsy milaza mihitsy izany akory hoe ny TSY MPINO IHANY no manao ny fikarohana ; betsaka tokoa ny kristianina na ny silamo na ny hindouista ...no manao ny fikarohana ary matetika aza taloha seminarista ...no manao ny fikarohana satria ireny no nandia fianarana ambony sy nanana ny vola ary ny fitaovana ampy .

Manarak\'izany ,ary efa naverimberiko matetika teto fa ,arak\'ireo zavatra nosoratako etsy ambony dia : ny anton\'ny siansa dia ny fiezahanahanazavana ny zava-misy ,fa tsy ny hanaporofo ny fisiany na ny tsy fisian\'andriamanitra akory .Ary ny enti-manantanteraka izany dia ireo efa nolazaiko eo ambony .

Fa tsy hoe :Ekeko ny siansa rehefa mitondra fahasoavana ho ahy ( fanafody ,sy ireo teknolojia isan-karazany ampiasaina ....) na fahasoavana ho an\'ny taniko ( ny famarotana basy sy mines anti-personnelle , sy izay teknolojiam-piadiana rehetra....) ary tsy ekeko kosa raha manozongozona ny \"efa voalaza\" ( efa hatramin\'ny andron-dry Galilée , sy Giordano Bruno izay nodorana velona no efa nisy an\'io tsy fanekena io ).


22. ikaretsaka ( 25/11/2007 12:20)
hery:

Tena tsy arak'i Tsimiandra ilay resaka... tsy ifanomezan-tsiny io fa misy zavatra mety ho takatra dia misy zavatra tsy takatra... arakaraka ny fahafahana manakatra ihany.

Andao hatao ohatra akaikikaiky kokoa, izay inoako fa mety mba ho takatrao amin'izay (efa nazavaiko tamin'ilay zandriko farany fa takany)

- Eritrereto hoe mandeha any ambanivohitra be tsy mbola nahita goudron akory ianao
- Rehefa tonga any ianao dia manazava amin'izy ireo izany hoe firenena matanjaka iray atao hoe Japon izany.
- Dia miandrasa 20 taona fotsiny dia anontanio ny zaza eo antanàna hoe fantatrareo ve i Japon.
- Mety tsy ho Japon intsony no iantsoany azy fa mety ho lasa Zapà, mety lazainy hoe nisy sarety volamena tany Zapà, satria sarety oatra no malaza eo aminy ary ny volamena ohatra no lafo vidy aminy.
- Dia hilaza ianao ve avy eo fa tsy misy an'izany Zapà izany?

Toa izany koa...


raha izhao aloha ny tratran'io dia ezahiko fatarina ny hoe inona ny tiany lazaina @ zapah! izay no mety!
anontaniana hoe iza no nanoro sy nahatonga isany fisainana izany, sns...

anay vakinanjaratra de ny Eveka Rosario aza lasa Ra chariot, de lasa zatra izay ahako!
jerena aloha hoe fa naninona Ingahy Rosario ohatra ...no lasa Ra chariot sy Mompera sario t@ izy mbola cure an'i Betafo :-D
dia amiko tokony izay no atao!
23. fijo ( 28/11/2007 00:27)
ka eto wa olon ampino daholo le miresaka;izya no tena mahazendana ahy
24. Rasiligaoma ( 28/11/2007 03:47)
mpino fga tsy mandalina izay finoany fa manoatra nohon'ny sosialista ny sy boky mena
25. fijo ( 29/11/2007 00:29)
an an tsymanaraka resaka indray rasily.jereo fa efa nomeko ery ambony ery ny mpandray anjara.misy rabin teo,misy mpitarika finoana silamo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7899