fanotaniana

1. nardy1 ( 20/11/2007 13:44)
Niditra tato @serasera namana za 2semaine zay fa mbola tsy nahazo afatra mihintsy.Za mintsy v no tsisy mi_intéréssé sa le site no tsisy pitsidika fa mba magaga iany a.misaota
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 15:04
2. ari.malala ( 20/11/2007 14:06)
miarahaba anao tonga soa aloha izany an, de zao, aza miandry anoratan'ny olona izany fa tonga d enao no manoratra voalohany e, mijerijere ao @ momba ny namana rehetra ao de ze mafinaritra anao anoratana!:) sa efa nandefa fa tsisy namaly? ra izay de jereo koa hoe oviana le olona no niditra farany e! dia mahità izay tadiavina d mirary serasrea milay b hoanao.
3. sitlo ( 20/11/2007 15:55)

[center]=))=))=))[/center]

ohatra ny hoe efa tapa-bolana aho izay no nanamboatra email fa toa mbola tsy misy email tonga mihitsy. :-D:-D, tapaka mihitsy ny tsinaiko =))=)) Tena video gag.:-D:-D
serasera gag mantsy eh :-D:-D
4. Ralay ( 20/11/2007 16:42)
nardi1> Tsy otomatika akory ny mahazo hafatra fa arak'io voalazan'i ari.malala io dia ianao no tokony handefa hafatra ho an'ny olona izay tianao hifandraisana na koa midira miresaka ao @ tchat dia hahafantatra olona ianao ka hifanafatra aminao izy rehefa masaka ny resakareo.
Aza kivy fa izay maharitra ihany hono no...:lol:
5. endrika01 ( 20/11/2007 18:34)
Izaho ihany koa 2semaines.Za anefa tsy mbola nijerijery tany amin\'ilay nolazain\'i ari.malala,nefa efa maro be no mandefa hafatra ho ahy.Tsy marina ny lazainao hoe tsy misy mi-interessé aminao ny namana ato@serasera,ilaina ezaka kely fifampizarana eo @dinika mandé,mahaiza mandray anjara @tetsy sy teroa!!!Efa nanao ezaka ianao zao,valin\'izay maro ireo mamaly anao fa tsy mamela anao ho irery.Tsy voatery ny messg voarainao ary ambadika ary no zava-dehibe fa izay hitan\'ny besinimaro.Allez souriez un peu\"Tsiky dia ampy\"
6. ravatorano ( 21/11/2007 05:06)
raha tsy enao v no manafatra hisy mpanafatra e
manafara aloha dia afaran'ny namana e
zao enao eto efa nahazo firy sahady
^:^
7. kallie ( 21/11/2007 08:16)
:-D:-D:-D
asio sary somary original ary am namana d ataovy oe "andefaso hafatra za" oe fa mahazo valiny :-D:-D:-D
8. fijo ( 24/11/2007 00:04)
hi hi i oka letsy sitlo an,ten aklown koa izany le,kay lery nitetika ho sitara be .
9. sarobidy ( 03/12/2007 15:04)
mba androraty kosa izy e hihihi:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3309