cheville mivadika fona!

1. ari.malala ( 20/11/2007 13:42)
Manahoana daolo ndray e!

Inona ry zareo no mahatonga ny cheville mivadika fona? tam za classe de seconde nanao volley, d nitsambikina hikapoka bol d ts nahatombina tsara ny tongotro fa ny cheville ko no nivadika ary nivonto be tsisy otr'izany:-( d nanomboka teo d lasa otran'ny mivadika hoazy zany le cheville:-( d vao tam alahady teo ndray no tratra d nentiko tany amdokotera, de diclofenac crème no azoko tany, d ny nolazain'ilay dokotera d hoe somary lâche ny ligament, inona no azo atao itandremana tena fa sao ka sanatria ho tapaka! misaotra mialoha e!
novalian'i niryna ny 24/11/2007 05:22
2. sipagasy ( 20/11/2007 15:41)
manaona aloha injiko e! sady bizzz,

izao aloha dia ajanony ny kiraro avo vodin-tongotra hihih, injiko aza toa tsy manao akory e! dia ny kiraro karazana bottine ireny no mety aminjiko izany mitana ilay cheville fa tsy kapa² akory, fa mamizaka azy ireny e!
dia lomy à ranon-tsira ihany koa indraindray ny tongotr'injiko akia ann, sady manala havizanana no mampatsara ilay cheville ihany koa.
3. Ralay ( 20/11/2007 17:22)
Tsy tsara tsabo izany ny chevillenjy t@izy voa voalohany dia lasa miverina foana raha vao sendra mitailana kely ny lalana hitsahana.Tokony no-imobilizena 15jours teo izy t@zay minimum dia nanao réeducation kely avy eo.
Marina ny nolazain'ny doc fa ny ligament externe-njy no distendu no mahatonga azy ho sensible mora voa raha vao tsy mipetraka tsara à plat ny tongotra rehefa manitsaka sol.Tsy misy azo atao hafa tsy ny mitandrina dia manao kiraro tsy misy voditongotra na kiraro mitazona cheville voalazan'i sipagasy io sinon dia operation.
Amiko dia tokony nataony strapping kely koa aloha mba hitazona azy izy zao voa izao.
4. ikaretsaka ( 20/11/2007 20:50)
miombon-kevitra za sy ralay sy sipagasy eto!
Tandremo io ratsy tsabo io! nenao aza mba cheville fa nena lamosina! operation vao vita sady veloma ny ankitsambikina:?:(:x
5. niryna ( 21/11/2007 05:12)
ikaretsaka:

miombon-kevitra za sy ralay sy sipagasy eto!
Tandremo io ratsy tsabo io! nenao aza mba cheville fa nena lamosina! operation vao vita sady veloma ny ankitsambikina:?:(:x


ari-malala> fadio tokoa ny manao kiraro avo sy kiraro mavesatra.

:cry:mampalahelo izany hianao. http://vitalitychiro.com.au/Exercise1.htm
Andramo ireo exercices ireo sao manampy an'ika :D
6. ari.malala ( 21/11/2007 05:34)
Manaona daolo ndray :) d kiss jiaby

Misaotra am torohevitra.

Sipagasy, ny kiraro avo aloha de efa natao veloma hatry ny ela e hihih, matahotra sao mivadika tampoka eny ko sao tapaka eo:P

Ralay, inona le straping? d ts mbola tara loatra v raha zao no atao?
7. fantsika ( 21/11/2007 06:17)
miarahaba,
ny fandinihako ny zavatra mitranga aminao dia somary mahavariana ihany. ny tiako ho fantatra aloha dia hoe ny tongotrao ve mipetraka tsara amin'ny tany rehafa mandeha ianao? izany hoe tsy misy malformation ve?
faharoa, raha mahitsy tsara ary ny tongotrao, soa dia mba ny fandehanao kosa no tokony hovaina? tsy haiko fa sosokevitra fotsiny io an! misy olona manko manao fandeha hafahafa zay eny an-dalana(migeste), ka raha sanatria anisa'ireny ianao dia tandremo.
izay aloha fa raha mbola misy tsy azonao dia apetraho ndray ny olana.
8. ari.malala ( 21/11/2007 07:46)
fantsika, tsy azoko loatra ny tianao ambara @ le hoe mi geste, manao ahoana izany? izaho aloha mipetraka tsara mintsy ny tongotro refa mandeha aho e! ary tsy misy malformation mintsy ka! ra tsy izany efa noteneniko t@ za nametraka olana;)
9. fantsika ( 21/11/2007 09:49)
hay?? le hoe migeste aloha dia hoe manovaova fandeha (@zay hono milay), misy sipa manko, na bandy koa aza manao an'izany. raha toa ka diso hevitra aho dia izao indray andramana: manaova kiraro feno somary miakatra toy ny boots na tennis basket ohatra, dia mba jereo tsara izay hitsahana fa tsy dia sarotra e! aza ilaozana miandrandra foana rehefa mandeha, sady mety hanitsaka zavatra tsy ampoizina koa anie e!:P
10. ari.malala ( 21/11/2007 13:38)
fantsika, ts mbo za zany migeste refa mande zany:) ts miandranandrana lava izany kou za fa mijery lalana, fa zany we, misy problema e! hihihi
11. Ralay ( 21/11/2007 15:46)
ari:Ny toko lazaina dia tokony nataony straping ny chaville-njy t@ izy voa farany teo fa tsy iocremeio fotsiny.
Fanazavana tsotsotra:
Straping: dia bandage atao @-na sparadrap somary bebe velarana hitazomana ny cheville rehefa folaka.Ohatran'ny hoe solon'ny platre izany e.
Mila fahaizana ny fanaovana azy io fa sao voatery mafy loatra ka mijanona indray ny rà, izany hoe tsy terena mafy nefa tsy aketraka koa.(Jambe sy pied blokena à 90°) dia rehefa mandeha ianao dia tsy mihetsika ny cheville.
Asa raha azonjy ny fanazavako azy.
12. ikaretsaka ( 21/11/2007 17:50)
niryna:


miombon-kevitra za sy ralay sy sipagasy eto!
Tandremo io ratsy tsabo io! nenao aza mba cheville fa nena lamosina! operation vao vita sady veloma ny ankitsambikina:?:(:x


:cry:mampalahelo izany hianao. http://vitalitychiro.com.au/Exercise1.htm
Andramo ireo exercices ireo sao manampy an'ika :D

efa manao foana ka , raha tsy izany tsy tafatsangana intsony! fa ny ankitsambikina sy ny misetrasetra sy ny manampatra ny halavana no tsy azo atao loatra intsony.
f


13. ikaretsaka ( 21/11/2007 17:55)
ari.malala:

fantsika, tsy azoko loatra ny tianao ambara @ le hoe mi geste, manao ahoana izany? izaho aloha mipetraka tsara mintsy ny tongotro refa mandeha aho e! ary tsy misy malformation mintsy ka! ra tsy izany efa noteneniko t@ za nametraka olana;)


rehefa mandeha ianao dia aiza @ faladian-kiraro no lany mialoha ?
14. ari.malala ( 22/11/2007 07:51)
Ralay, azoazoko antsaina:P fa mila olona mahay ny fanaovana anzany ko! d ts tara v ra zao efa herinandro latsaka no voa vao atao? d bande velpeau v mety? (le bandin-jazakely reny fa efa ts mila manao bandy tsony ny znaako mantsy:P)

ika, mivoaka any ivelany daolo:P mety avy amzany v?
15. Ralay ( 22/11/2007 08:38)
ari> Mety tokoa ny bande velpeau ary pratika kokoa satria azonjy esorina rehefa haka douche mba tsy ho lena dia averina indray avy eo.
Tsy sarotra be manao ahoana ny manao azy fa ataovy @ zay ahaizanjy azy fotsiny fa ny but dia ny imobolizena ny cheville tsy hietsiketsika.
16. ari.malala ( 22/11/2007 11:04)
Ralay, okay aza e, merci fa ataoko rariva alohan'ny hatory iany:-*:-*
17. sarobidy ( 22/11/2007 11:35)
tanjemo zany ry ari aaaa 8)
18. ari.malala ( 22/11/2007 12:11)
sarobidy, ts fananina aky a:P
19. niryna ( 24/11/2007 05:22)
ari.malala:

sarobidy, ts fananina aky a:P

Izaho koa taloha isaky ny manao basketball dia misilifatra foana ny cheville-ko ary dia mivonto ka noentina tany amin'ny mpanotra.Afaka ihany ilay izy taty aoriana na mbola nilalao ihany aza aho .:D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2645