IZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO

41. ikaretsaka ( 27/11/2007 17:36)
tena miala tsiny fa izhao tena tsy mahay mitsimpona raha izany andinindininy izany! tsy mety @ principe ko ilay izy
ny ahy tena par contexte no amakiako fa tsy hoe ity misy passage kely dia ... mizesta be hoe namaky baiboly aho fa nahay iny andalana kely iny!

NB> samihafa koa aloha ny komonio sy ny fanasan'ny tompo... samihafa be mihitsy! na ny symbolisme na ny principe na ara keviny na ara-pomba...
any ianao no mila mijery kely aloha !
Transubstantiation: ny @ katolika di alasa vatana aman-dra an'i Kristy ny mofo sy divay.. raisina @ komonio
fa ny fanasan'ny tompo dia fanasana fe fanasana fotsiny de mikaly ohatran'ny fanasana rehetra!
42. veromahefa ( 27/11/2007 19:13)
ty lay izy ry endrika01 a!
Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Tesalonisiana
Tesalonisiana I toko 5. 21
21 fa zahao toetra ny zavatra rehetra, ka tano izay tsara;


Ites5 :21"fantaro ny zavatra rehetra, hazony mafy izay tsara"
43. ikaretsaka ( 27/11/2007 22:03)
misaotra an'i veromahefa @ kitsimpotsimpona
44. veromahefa ( 28/11/2007 08:40)
ikaretsaka:

misaotra an'i veromahefa @ kitsimpotsimpona


Mampalahelo ahy ny toe-tsainao!tsy misy fisaorana e! efa fantatro tsinona fa tsy maintsy hiteny izay ianao...
Fa inona no nisahiranan'ny olona nametraka ny Baiboly katolika sy baiboly protestanta ary ny konkordansa ho azo vakiana amin'ny internet raha tsy hampiasaina ? ka raha manana fotoana hanoratana eto, mampaninona moa raha mahasoa ny hafa ny fanomezana zay andalan-tSoratra Masina tadiaviny ?

45. rijadolly ( 28/11/2007 15:40)
ika:
dia misy tenin'Md paoly izay koa manao hoe "fantaro aby"!

Izao no atao hoe tsy kitsipona ry zareo fa hinaro an! izay ny tia an'sé ampita ry Ika ô?
ika:
"fantaro aby"!
ary
ika:
ny ahy tena par contexte no amakiako fa tsy hoe ity misy passage kely dia ... mizesta be hoe namaky baiboly aho fa nahay iny andalana kely iny!

Tena lava lotra kosa io teny io ry ika an!"fantaro aby" saody tokony ahena kely :roll:
46. ikaretsaka ( 28/11/2007 15:52)
za tsy nitsimpona ka nanome toko sy andininy.. izay no naha samihafa azy:-D
47. rijadolly ( 28/11/2007 16:00)
tamin'boky inona?Mba jerenay manao ondana fotsiny ny Baiboly
48. ikaretsaka ( 28/11/2007 16:30)
amin'ny par contexte.. vakina daholo fa tsy ny "boky inona" ihany!
jereo fa io efa notsimponin'i veromahefa io

omnia autem probate quod bonum est tenete=fantaro aby

49. rijadolly ( 28/11/2007 16:41)
izaho anie tsy manontany an'veromahefa é fa sé.
50. ikaretsaka ( 28/11/2007 16:56)
dia jereo ao amin'ny tenin'i paoly ao hoa!
tsy mots 1 fa ilay contexte rehetra
51. rijadolly ( 28/11/2007 19:07)
KA TSY HITAKO ILAY IZY FA ATOROY AHO é
52. ikaretsaka ( 28/11/2007 19:56)
ia mamakia integrale fa tsy andalana 1.. izay no tiako lazaina, fa hitanao ao ihany izy
53. fijo ( 29/11/2007 00:42)
de hiandry ny avy namaky teny isika tompoko
54. soanja ( 29/11/2007 04:13)
endrika01:

Fa ny tena tsy zakako de ireo ray aman-dreniko lasa manaraka atonkom-pivavahana hafa de rehefa mivavaka izy ireo de tsy lay vavaka toram-po milamindamina fahiny !!!!!!!!fa kotaba be ao an-trano,de za mou mody fanina be de za tsy mety mandray anjara miitsy @ lay vavaka ,satria ny foko mivonto be hoatran'ny baolina kitra,tena marina eee,
ny Mamako moa dia niteny miitsy fa raha tsy nivavahana tany @io an-tokom-pivavahana io ny raiko d'efa maty hoatr'izay,de natao Batemy vaovao tany hono,de za lasa kivy be de tsy hitako intsony zay lalana ho aleha!!!!!raha ianareo no teo @ toerako inona no fanampahan-kevitra noraisinareo??????:cry::cry::cry::cry::cry:


Tsy dia mifanalavitra tamin'ny zavatra niainako izany zavatra lalovanao izany ry Endrika. Tsy misy mahakivy anefa izany fa samy manana ny fomba fifohazana ny tsirairay ary misy ny mitabataba, misy ny mitomany, misy ny mangina ary misy amin'ny alalan'ny asa na zavabita hita maso na tsia.

Tsotra ny torohevitro. Tohizo ny fivavahana mangina izay manampy anao. Ny resaka finoana dia tsy dia na journey itambarana rehefa mandray ny fahatsapana fa ho anao irery saingy kosa azo irahana ny fanompoana na fikatsahana azy. Zany hoe raha hiditra ny lanitra ianao dia ho ianao irery ihany eo imason'Andriamanitra fa tsy ho eo i papa sy mama sy izoky sy zandry. Koa izay mahasoa anao no ifikiro tokoa saingy aza ariana kosa Andriamanitra satria ny hafa no naka lalan-kafa amin'ny fanompoana azy.
Ny marina aminy mety tsy marina aminao saingy kosa samy mafonja ireo raha te hino an'Andriamanitra ianao. Raha tia anao koa ry zareo dia hanaja izany fomba fanompoana tianao atao izany.

Io no zavadehibe dia ny fifanajana ny safidin'ny tsirairay.

Ny hany olana fotsiny amin'ny fivavahana mitabataba dia tena lasa mampisy aretim-po tokoa io amin'ny farany. Be no efa tapaka lalandra noho io fomba fivavahana io. Eny fa na miasa aza Andriamanitra dia mila tandremana ny aina tsy atotona loatra amin'ny zavatra mandreraka nefa samy fantatra fa handaitra avokoa na ny mangina na ny mitabataba. Io fampianarana manome faharerahana ny mpivavaka io dia tsy ekeko tokoa satria manisy fahasimbana ny ainy izay tokony mbola hanompo sy hanome ny hafa fahalalana.
Matetika ny fivavahana mitabataba dia manakotaba ny zazakely sady mampatahotra ny manodidina izay mila fahanginana. Lasa katahotra ny zazakely fa lasa adala angamba ny iray trano. Koa ilaina fandanjalanjana ny fanaovana izany satria lasa tsy mieritreritra ny hafa ny olona manao izany fa ny tenany ihany sy izay miaraka aminy eo. Tsara raha atoro azy ireo hoe ary amoron-drano na ery an-tendrombohitra na any anaty tranolay sns no tsara hanaovana azy fa tsy eran'io akory satria tsy manampy ny hafa tokoa.

Lazao ny ray aman-dreninao raha azo resahina ry zareo fa mila fahanginana ny ao an-trano raha misy zazakely na ankizy saingy kosa tsara ny mivavaka fa any ampiangonana no tena anaovana ilay fitabatabana. Amin'izay tokony hisy marimaritra iraisana.

Soa moa aky fa nandeha nanambady aho dia tsy nitranga izay olona izay satria nilamina ny zava-drehetra rehefa tsy eo ambany vahoan'ny ray amandreny intsony fa ny tenako no manapakevitra izay tiako atao miaraka amin'ny vadiko. Ny haha-independente anao izany no tanjona voalohany raha ny fahitako azy. Mahereza hatrany!


55. tsiambaratelo ( 02/12/2007 13:37)
Tsy hitako akia zay avaly andry ry endrika,
misy tsy fifandaminana kely fotsiny angamba eo
aminao sy ireo fianakavianao,na izy ireo tsy niresaka taminao ,ny momba ny finoana arahin'izy ireo ankehitriny ka izany no mahatonga anao ho diso fanantenana,amiko tsy dia tena azo inoana ny voalazanao hoe" zaho kristianina nefa tsy mino"
Amiko diso fanantenana ianao ,dia mihevitra ny tenanao ho malemy aram-pinoana.Milaza ianao fa nisy zavatra nahasoa an-dry zareo tao @ le fivavahana arahiny ankehitriny,amiko manokana dia "tsy niova finoana ry zareo fa ny finoany efa nisy teo aloha no hamafisiny ka mety mba any @ hafa no hanamafisany izany be be kokoa,aza mijery lavitra fa fakafakao tsara aloha,iresaho izy ireo ny tena ao am-ponao ao dia mety hahita mazavazava ihany ianao.Mahereza(l)(l)(l)
56. endrika01 ( 08/12/2007 19:34)
Misaotra ny namana rehetra.Enga anié ka hovain\'izy Tompo ny fiainam-panahiko @zao Noely zao,ahay hanetri-tena sy handinika lalina ny tena finoako!!!
57. endrika01 ( 09/12/2007 13:24)
Matoa mantsy mametraka hevitra dia zavatra tena
ihainana le izy na iainan'ny manodidina anao.
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
58. endrika01 ( 03/02/2008 13:14)
soanja:

endrika01:

Fa ny tena tsy zakako de ireo ray aman-dreniko lasa manaraka atonkom-pivavahana hafa de rehefa mivavaka izy ireo de tsy lay vavaka toram-po milamindamina fahiny !!!!!!!!fa kotaba be ao an-trano,de za mou mody fanina be de za tsy mety mandray anjara miitsy @ lay vavaka ,satria ny foko mivonto be hoatran'ny baolina kitra,tena marina eee,
ny Mamako moa dia niteny miitsy fa raha tsy nivavahana tany @io an-tokom-pivavahana io ny raiko d'efa maty hoatr'izay,de natao Batemy vaovao tany hono,de za lasa kivy be de tsy hitako intsony zay lalana ho aleha!!!!!raha ianareo no teo @ toerako inona no fanampahan-kevitra noraisinareo??????:cry::cry::cry::cry::cry:


Tsy dia mifanalavitra tamin'ny zavatra niainako izany zavatra lalovanao izany ry Endrika. Tsy misy mahakivy anefa izany fa samy manana ny fomba fifohazana ny tsirairay ary misy ny mitabataba, misy ny mitomany, misy ny mangina ary misy amin'ny alalan'ny asa na zavabita hita maso na tsia.

Tsotra ny torohevitro. Tohizo ny fivavahana mangina izay manampy anao. Ny resaka finoana dia tsy dia na journey itambarana rehefa mandray ny fahatsapana fa ho anao irery saingy kosa azo irahana ny fanompoana na fikatsahana azy. Zany hoe raha hiditra ny lanitra ianao dia ho ianao irery ihany eo imason'Andriamanitra fa tsy ho eo i papa sy mama sy izoky sy zandry. Koa izay mahasoa anao no ifikiro tokoa saingy aza ariana kosa Andriamanitra satria ny hafa no naka lalan-kafa amin'ny fanompoana azy.
Ny marina aminy mety tsy marina aminao saingy kosa samy mafonja ireo raha te hino an'Andriamanitra ianao. Raha tia anao koa ry zareo dia hanaja izany fomba fanompoana tianao atao izany.

Io no zavadehibe dia ny fifanajana ny safidin'ny tsirairay.

Ny hany olana fotsiny amin'ny fivavahana mitabataba dia tena lasa mampisy aretim-po tokoa io amin'ny farany. Be no efa tapaka lalandra noho io fomba fivavahana io. Eny fa na miasa aza Andriamanitra dia mila tandremana ny aina tsy atotona loatra amin'ny zavatra mandreraka nefa samy fantatra fa handaitra avokoa na ny mangina na ny mitabataba. Io fampianarana manome faharerahana ny mpivavaka io dia tsy ekeko tokoa satria manisy fahasimbana ny ainy izay tokony mbola hanompo sy hanome ny hafa fahalalana.
Matetika ny fivavahana mitabataba dia manakotaba ny zazakely sady mampatahotra ny manodidina izay mila fahanginana. Lasa katahotra ny zazakely fa lasa adala angamba ny iray trano. Koa ilaina fandanjalanjana ny fanaovana izany satria lasa tsy mieritreritra ny hafa ny olona manao izany fa ny tenany ihany sy izay miaraka aminy eo. Tsara raha atoro azy ireo hoe ary amoron-drano na ery an-tendrombohitra na any anaty tranolay sns no tsara hanaovana azy fa tsy eran'io akory satria tsy manampy ny hafa tokoa.

Lazao ny ray aman-dreninao raha azo resahina ry zareo fa mila fahanginana ny ao an-trano raha misy zazakely na ankizy saingy kosa tsara ny mivavaka fa any ampiangonana no tena anaovana ilay fitabatabana. Amin'izay tokony hisy marimaritra iraisana.

Soa moa aky fa nandeha nanambady aho dia tsy nitranga izay olona izay satria nilamina ny zava-drehetra rehefa tsy eo ambany vahoan'ny ray amandreny intsony fa ny tenako no manapakevitra izay tiako atao miaraka amin'ny vadiko. Ny haha-independente anao izany no tanjona voalohany raha ny fahitako azy. Mahereza hatrany!






© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082