Ahoana ny fijerinareo ity fifidianana maire ity?

1. teamryan ( 20/11/2007 11:03)
Amiko alo dia ohatran'ny mbola tsy itako ny maharatsy io efa eo @ toerana ankehitriny io ka tsy itako zay tokony tsy ifidianako azy eh, mba ahafahany manohy indray ireo asa efa vitany.
novalian'i reve ny 24/11/2007 17:55
2. didieravalo ( 20/11/2007 11:47)
aleo hande fotsiny ny fifidianana fa zay laniny @ fahamarinana ihany no tokony ho eo .
3. reve ( 20/11/2007 12:01)
ry tanora malagasy ! tonga izao ny fotoana hanehoantsika fa tena milay ty iarivo ity hatrami'izay nitondran'i PDS Rafalimanana azy zay! za aloha ry zalahy sy zavavy namana isany tsy de mahay politika fa ny ahy ny fandrosoan'ny tanana no hitako de hifdy aho e!tsara ra tohizana zany ny dingana efa vita e! de faly aho e!:lol::D8)
4. salopard ( 20/11/2007 13:27)
NO, not This fucking-man (rafalimanana), never a Tim boy too: throw them away
The TIMe is over

tsy ampy dôzy aloha
sniff, tchouff...
5. teamryan ( 20/11/2007 13:41)
Tsy omeko tsy ianao fa na ny fiteny nampiasainao ary dia efa ita fa olona tsy dia salama saina tsara ianao.Aoka ny hevitra no ampiadiana eh."reve" mahafinaritra sy mahaliana ary mba mivaingana.Hevitra toy izany no tena ilaina iposaka eto.:D^:^=D
6. fijo ( 20/11/2007 22:04)
hi hi i iza indray io marary saina io hono e
kilalao mafan aio ry zareo fa aleo hanao an
7. teamryan ( 21/11/2007 04:45)
Ny ahy alo dia izay efa hita ny zava-bitany teo am-pitindrana ihany no fidiko eh
8. ravatorano ( 21/11/2007 05:59)
Za ry zalah eny antsimondrano no mifidy ah
eny adoharam
fijo < eny bongatsara mbola ilay madama iny irery no nilatsaka raha ny fahenoako azy

momba ny eto Tanà ville indray dia na iza lany eo na iza dia inoako fa tsy maintsy hanatsara hatrany ny fiasan'izay ho dimbiasany eo fa ho sahirana izy raha tsy manao an'izay , ka na Ingahy Rafalimanana aza no mbola ho lany eo dia mino aho fa tsy maintsy hanohy hatrany ny zava bitany izy
9. teamryan ( 21/11/2007 07:30)
Ka mba manao ahoana ary ny hevitrareo momba ny asa vitanio PDS eo zao io eh?
10. mandrindra ( 21/11/2007 08:59)
vakio ao amin'ny madagate.com fa misy article mahafinaritra ao
11. ravatorano ( 21/11/2007 09:06)
teamryan < ny zava bitany aloha dia tsara ary mila tohizany
fa ianao koa v mino fa raha miova olokafa eo ny fitondrana ny tanana'Antananarivo dia mety tsy hahavita ny vitan'io PDS io
ny azoko ambara dia izao aza adino fa raha tsy tim ny maire dia ho sahirana izay ho eo satria saika tim daholo no mitondra ny ambaratongam-pitondrana eto amitsika amizao ka tsy hahazo rariny mihitsy
jereo ny efa lasa toa an'i Fianarantsoa,Toamasina sy ny hafa koa
ny mora ahitana izay dia izao e raha tim no ben'ny tanana ka ireo mpikambana lany ao amin'ny filankevitra antoko hafa na mpanohitra no maro an'isa defa lany resaka politika ilay fampandrosoana ny tanana
ka ami'ny lafiny iray dia aleo izany Ingahy rafalimanana Hery no eo mba hampirindra ny fandehanan draharaha
izay fotsiny ihany
:wink:
12. teamryan ( 21/11/2007 11:50)
Marina mitsy ny anao ravatorano fa raha te ampandroso ny tanana dia aleo izay olon'ny fitondrana ihany no eo satria reo ihany koa no afaka miara misalahy ampandroso ity tanana mamintsika ity sady raha ireo no tsy lany dia mbola azo lazaina hoe départ 0 indray izany isika eny fa na dia anoy ny efa vita ary ny manaraka ny olona anatanteraka azy mbola ho soavaly vao indray sa ahoana hoy ianao? aLEO MIERITRERITRA tsara sa ahoana?
13. patrick2002 ( 21/11/2007 14:12)
izao aloha dia tsy mifidy any ka tsy haiko ,fa raha ny hevitro dia mba aleo indray i Andry TGV no eo
- Mba tsara raha hisaina kely ny TIM fa tsy misy masoandro natao tsy hilentika akory ka hanapatra ny fahefany eo izy
- Ho hita eo raha tena mahatanty democratie ny TIM raha nidradradradraina izany t@ 2002 ,ka hanao raha matahora an'izay Maire vaovao lany eo rehefa tsy TIM
- Ary aoka izay ny fahefany TIKO boys fa aleo indray hiditra ny injet-MAN.
14. fijo ( 21/11/2007 21:37)
ravato ,ie toa le ramatoa iny ihany ny any an tanana ka.
fa io ao tana io ry zareo,izay tonga eo tsara .samy manana ny maha izy azy ireo,ary samy ita hoe tia an'antananarivo.ka aoka ny vahoaka no hisafidy.
15. teamryan ( 22/11/2007 09:26)
Io manandrakandrana io iany nge r zala no aitan-doza eh.Otran'ny t@ andron'i mosesy eh.D depart 0 ndray tsika, tsy aleo ve le efa mba ita ny zava-bitany eh
16. reve ( 22/11/2007 11:54)
ka aleo kosa izy mba hanandrana e!manam bola harina izy tsinona ko, sady zoany koa nge no milatsaka e! de am zay izy tena tafalatsaka tsara!:lol::°)
17. teamryan ( 22/11/2007 16:21)
reve, zay tokoa nga oe aleo o tafalatsaka tsara!:D, ny aiko dia ny o tafalatsaka any anty LAVAKA=)):-@
18. fijo ( 22/11/2007 22:19)
aza mora manary fanantenana,fa izay no mampilatsaka lalina
19. teamryan ( 23/11/2007 06:31)
Milatsaha ary dia miroso @ lalin-dalina oh.
20. fijo ( 23/11/2007 21:26)
ady hevitra ny antsika fa aza mora sendoatra toa io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541