ianao mahalala izay hieverana ahy
1. minofaramira
(
19/11/2007 08:56)
Slt!
Za re mba mangataka an'io hiran'ny "Ny Fanilo "io fa tiko be le izy dia misaotra be dia be e!
Za re mba mangataka an'io hiran'ny "Ny Fanilo "io fa tiko be le izy dia misaotra be dia be e!
novalian'i diamondra27 ny 20/11/2007 10:30
2. diamondra27
(
19/11/2007 09:18)
ity misy iray aloha fa asa na io ilay angatahinao na tsia
http://www.dailymotion.com/relevance/search/fanilo/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music
fa raha tsy mety io dia manasa anao mba hihaino ity playlist HIRA MASINA ity , dia mihainoa finaritra e!
http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_masombahiny_hira-masina/video/x2dr0t_izay-elaizay_music
http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_masombahiny_hira-masina/video/x39z7t_raiso-jesosy-fefi
(l):-*:-*:*(l)

3. diamondra27
(
19/11/2007 09:22)
minofaramira: toa rythme hafa manko no amantarako io hiranao io fa tsy ilay nomeko io fa ao anatin'io playlist io no misy le faheno reko ...
tahian'i Tompo e!
tahian'i Tompo e!
4. fahamarinana
(
19/11/2007 09:53)
:arrow:Diamondra :Tsara be ilay hira RAISO JESOSY fa misaotra betsaka akia,mankasitraka e(l)
5. diamondra27
(
19/11/2007 10:04)
fahamarinana: tsy misy fisaorana akia fa enga anie ka mba ho betsaka ny handray an'i Jesosy.
7. diamondra27
(
20/11/2007 10:30)
tena tsy mety tadidiko wa le version iray fa tsy io slows io le izy fa hafa.
sarobidy 599 hira hono akia a! tondé vita ny fiareta-tory mihaino an'io
(l)
sarobidy 599 hira hono akia a! tondé vita ny fiareta-tory mihaino an'io
(l)