kristianina sy ny zava-pady!! ......azo ekena ve?

21. vavolombel ( 20/11/2007 09:17)
fa maninona no tsy lazaina mivantana we ny pretra kato no manamsina ny fanambadian'ny lahy sy ny lahy e? angah ry zareo mahita anio ho vetaveta? ny pretra sasan-tsasany ary voarohirohy amin'io pedofily io ko!
tahaka ny sarivongana izay hitan'ny soratra masina fa vetaveta eo antrehan'Andriamnitra ihany nefa feno azy ny eglizy kato!
22. LazaDaddy ( 20/11/2007 09:49)
vavolombel:
i jesoanao izany akaman'ny fariseo sa ahoana?
tsy nitany ho hoe "akaman'ny" fariseo i Jesoa. Saingy laviko ny filazana fa "tsy tia mainty fariseo" izy. Fitiavany ny olona rehetra tsy an-kanavaka no nanolorany ny ainy :)
vavolombel:
mba mianara baiboly!
Eny, misaotra anao. I Paoly fariseo izao no mba nianarako tao amin'ny Baiboly. Ary fantatro fa tian'i Jesoa izy na dia nanenjika Azy aza fa tsy hoe "tsy tiany mainty" sanatria :)
23. ikaretsaka ( 20/11/2007 15:24)
dein.. iza no niteny fa fariseo i paoly?
24. rijadolly ( 20/11/2007 16:18)
NB:é,Moramora isika fa zara aza tsy mbola tafiditra ny AT,ary aza manonina anaram-piangonana dia aoka tsy ho fantatra ny atokonao.+ aza manohitra fotsiny fa omeo fanazavana na fanamarinana ilay namantsika mba tsy ho lasa fanesoana neafa samy mpino.
Mafinaritra be ilay ady hevitra tena tiako be(l)(l)=D=D Makafia fotsiny aho.
25. LazaDaddy ( 20/11/2007 22:33)
ikaretsaka:
dein.. iza no niteny fa fariseo i paoly?
:)
vavolombel:
mba mianara baiboly!
:)
26. Rasiligaoma ( 21/11/2007 03:52)
dia mba mandiniha!
raha mifankatia ve de ny 1 manozona de ny 1 mifofo aina?dia ahoana?
27. LazaDaddy ( 21/11/2007 09:39)


ikaretsaka:
dein.. iza no niteny fa fariseo i paoly?
Rasiligaoma> :) izay anie rasiligaoma no itenenako hoe hafa kely ny Jesoan'ikaretsaka e. Ny Jesoa inoako aloha tsy izany e :) Ilay inoako tia ny fahavalony fa tsy manao an'izany hoe "tsy tia manity" izany :)

I Paoly izao fariseo kanefa tiany tsara mihitsy sady nifanaraka taminy :)
28. fijo ( 21/11/2007 22:38)
ika an,ity kosa fanavakavahana ngamba"I Jesoa tsy tia mainty fariseo ohatra. Kristianina fady Jentilisy ohatra!"
29. prime ( 22/11/2007 09:56)
Efa voavaly kosa angamba ny fanontanian\'i bosista e?
30. LazaDaddy ( 22/11/2007 21:24)
31. fijo ( 22/11/2007 23:40)
fa ny ahy tsy nisy namaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2999