kristianina sy ny zava-pady!! ......azo ekena ve?
1. bosista
(
18/11/2007 09:17)
manaona daoly,
mba manontany aho we :mba aiza ho aiza ao amin'ny bible( ho an'izay mahalala)no misy ny resaka mikasika ny olona fady aminao tsy azonao vadiana?
ary raha mifanipaka izany amin'ny fadin-drazana de inn no position raisina,alaiko oh @'izany ,isika rehetra de mahafantatra fa ny osy dia tsy anisan'ny biby fady ao amin'ny baiboly masina ,vao mainka aza azo lazaina hoe biby azo atao sorona ho an'Andriamnitra ,nefa misy kristianina sasantsasany tsy mihinana mihintsy fa fadin-drazany hono,de fadiany izany ny mihinana ny osy ,mba tahak'izany koa ve raha misy olona oh tsy fady izy araka ny soratra masina de nohon'ny fadin-drazana ve no tsy anambadiana azy?
satria samy manana ny fadiny manko ny foko tsirairay,na ny samy mitovy fiaviana sy firazanana,fa mba hisian'ny marimaritra iraisana inn no position'ny baiboly? indrindra ho antsika mpino kristianina?
de misaotra anao mialoha!

novalian'i fijo ny 22/11/2007 23:40
2. ikaretsaka
(
18/11/2007 14:40)
misy ihany ao ka: ohatra hoe ny jiosy manilikilika Samaritanona ohatra! I Jesoa tsy tia mainty fariseo ohatra. Kristianina fady Jentilisy ohatra!
HS, zahako de tia sy mihinana osy fa tsy mihinana akoho, noho izhao manokana!
raha resaka fady dia jereko foana ny hoe "satria nahoana"?
dia na tsy ankatoaviko aza dia hajaiko rehefa mendika ilaina fanajana.
tsy haiko fa izahay kristianina katolika angamba nozarina be t@ io resaka fanajana io!

4. nandrianina1
(
18/11/2007 16:52)
hoy bosiste we:
betasaka nge ny tahaka zany ry bosy e! tsy hoe resaka fanavahana ar-pinoana na firazanana fotsiny fa misy mihotra mintsy zany aza.
nefa eo koa ny position ny baiboly manao hoe aza manaiky hitondra zioga ikambananareo @ tsy mpinoraha ara-baiboly zany de tsy tokony hifananmbady @ tsy mpino ny mpino. nefa raha ampian'ny ho tsy mahazo manambady vazaha oh ao @ fianakavian'i bosy de tsy mahazo manambady vazaha tsy kristiana za bosy:lol:
mba tahak'izany koa ve raha misy olona oh tsy fady izy araka ny soratra masina de nohon'ny fadin-drazana ve no tsy anambadiana azy?
satria samy manana ny fadiny manko ny foko tsirairay,na ny samy mitovy fiaviana sy firazanana,fa mba hisian'ny marimaritra iraisana inn no position'ny baiboly? indrindra ho antsika mpino kristianina?
betasaka nge ny tahaka zany ry bosy e! tsy hoe resaka fanavahana ar-pinoana na firazanana fotsiny fa misy mihotra mintsy zany aza.
nefa eo koa ny position ny baiboly manao hoe aza manaiky hitondra zioga ikambananareo @ tsy mpinoraha ara-baiboly zany de tsy tokony hifananmbady @ tsy mpino ny mpino. nefa raha ampian'ny ho tsy mahazo manambady vazaha oh ao @ fianakavian'i bosy de tsy mahazo manambady vazaha tsy kristiana za bosy:lol:
5. bosista
(
18/11/2007 18:39)
misaotra btsk an'i veromahefa @ andininy,fa mbola eo am-pandinihana azy aho izao,fa ny zvtr tsikaritro fotsiny de lay and-22,fa maniin ary izany ny fiangonana sasany manamsina ny fanambadian'ny lahy samy lahy? tsy fanoherana an'A/TRA tsotra be izao ve ireny? de ao an-tranon'A/TRA ve no anamasinana sy anomezana tso-drano azy ireny?????!!!!!!!!!!!!!!!!
6. soanja
(
18/11/2007 20:24)
bosista:
manaona daoly,
mba manontany aho we :mba aiza ho aiza ao amin'ny bible( ho an'izay mahalala)no misy ny resaka mikasika ny olona fady aminao tsy azonao vadiana?
ary raha mifanipaka izany amin'ny fadin-drazana de inn no position raisina,alaiko oh @'izany ,isika rehetra de mahafantatra fa ny osy dia tsy anisan'ny biby fady ao amin'ny baiboly masina ,vao mainka aza azo lazaina hoe biby azo atao sorona ho an'Andriamnitra ,nefa misy kristianina sasantsasany tsy mihinana mihintsy fa fadin-drazany hono,de fadiany izany ny mihinana ny osy ,mba tahak'izany koa ve raha misy olona oh tsy fady izy araka ny soratra masina de nohon'ny fadin-drazana ve no tsy anambadiana azy?
satria samy manana ny fadiny manko ny foko tsirairay,na ny samy mitovy fiaviana sy firazanana,fa mba hisian'ny marimaritra iraisana inn no position'ny baiboly? indrindra ho antsika mpino kristianina?
de misaotra anao mialoha!
Mifangaro be amin'ny Bosista ny fahitako ny fihevitry Bosista momban'ny fady.
Ny Fady dia zavatra na lalana na fitsipika iray novolena teo amin'ny fiaraha-monina, mahaolona ary ny ara-pinoana.
Anjaranao izany no manaraka hoe iza no tena tianao arahina. Ny fady eo anivon'ny fiarahamonina sa ny fady eo anivon'i Kristianina ohatra raha Mpino an'i Kristy ianao. Inona no fady takian'ny vatanao sao tsy mahasalama anao? ary inona no fady takian'ny toerana iray mba hanajanao ireo olona manodidina anao amzay alehanao?
Atao an-tsoratra mihitsy izany na ao antsaina dia ampanarahana an'iny ny fiainana hoe
1- Ny tenako
2- Ny manodidina
3- Ny fiaraha-monina
4- Ny finoako
5-.....
De izay no hijerevana azy. Koa na tsy hiteny aza ny baiboly hoe vadio ny anabavinao dia mila ampiasaina ny saina hoe mety aminao tokoa ve izany? Inona no fiantraikan'izany amin'ny zaza hivoaka? Inona no foko sy firenana mifanaraka amin'ny fomba fisainako ary inona no hofadiako satria tsy mifandray amin'ny mahaolona ahy sns sns...
Aza akorontana ny saina fa halamina hatrany.
7. Veloo
(
19/11/2007 00:07)
nefa misy kristianina sasantsasany tsy mihinana mihintsy fa fadin-drazany hono,de fadiany izany ny mihinana ny osy ,mba tahak'izany koa ve raha misy olona oh tsy fady izy araka ny soratra masina de nohon'ny fadin-drazana ve no tsy anambadiana azy?
satria samy manana ny fadiny manko ny foko tsirairay,na ny samy mitovy fiaviana sy firazanana,fa mba hisian'ny marimaritra iraisana inn no position'ny baiboly? indrindra ho antsika mpino kristianina?
Ny ahy rehefa tsy ao anatin'ny baiboly dia tsy fady amiko...izay lazain'ny tenin"andriamanitra iany no hinoko.
8. ikaretsaka
(
19/11/2007 00:25)
za nahita fianakaviana nanao io hoe tsy voalazan'ny baiboly hoe ohatra fa tsy azo hatao izao.. dia nanao zavatra taboo dia nanao tokoa..
fa ringana ny fianakaviany.. Dia ahoana?
io ilay hoe "omeo an'i Kaisara izay an'i kaisara" e
dia maninona no mihinana fanafody" rehefa marary
misy mahamarina ny hiran'i madirovalon'i Mahaleo iny ihany an

9. LazaDaddy
(
19/11/2007 01:18)
ikaretsaka:Azon'ise antoka ve izany ry Ikaretsaka?
I Jesoa tsy tia mainty fariseo.
Bosista>
1) Ny Kristianina dia mahazo mihinana ny sakafo rehetra rehefa tsy manafitohina ny hafa.
2) Ny Kristianina dia tsy hanambady na iza na iza afa-tsy izay nomen'Andriamanitra azy. (equally yoked)
10. niryna
(
19/11/2007 01:54)
LazaDaddy sy veloo > =D=D
Fady resahina ara-kristiana eto dia izay voararan'Atra tsy tokony atao ary tsy misy sakafo izay tsy azo hohanina intsony hoy i kristy rehefa notsofiny rano.Tsy ny fihinana na ny tsy fihinana no ahazoana famonjena.Hajaina ny hafa raha milaza izy fa tsy mihinana kisoa,tsy tokony handroso kisoa aminy hianao.
Vakio Eks 20:4 Raran'Atra ny mivavaka sy miankohoka amin'Atra na zavatra hafa
Deto 7:25 Raran'Atra ny manao olona na zavatra na mitovy izany izay vitan'olombelona ka ataony solon'Atra
Gen 1:27-28 Nanao olona Atra ho lahy sy vavy fa tsy ho diso velively Izy ka nanamboatra lahy sy lahy na vavy sy vavy.Voararany izany io ( Gen 19)
Tsy niteny izy izany hoe aza manambady,safidy io fa voarara.
Gal 5:22 Tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra ireo manohitra ny zavatra norarany.
Anjaran'ny hafa ny manome fa tsy mahazo miray amin'ny biby ny olona,tsy mahazo miray amin'ny havana ny olona,voararany daholo izany.
Satria ny lalan'ny olona tsy mba lalan'Atra ary izay ataon'Atra tsy ataon'ny olona ka dia nomeny safidy (Prov 14:12)

11. ikaretsaka
(
19/11/2007 02:57)
LazaDaddy:
I Jesoa tsy tia mainty fariseo.Azon'ise antoka ve izany ry Ikaretsaka?
ko raha mifankatia ve de hifanozona sy hifamofo aina (ny fariseo anisan'ny nifofo ny ainy)
12. LazaDaddy
(
19/11/2007 07:26)
ikaretsaka:Tsy mba ilay Jesoa inoako izany Jesoa an'ikaretsaka izany fa hafa kely. Ilay Jesoa inoako mantsy tia olona be mihitsy (sans condition), na mpanota, na olo-marina, na fotsy, na mainty, na tso-bolo, na ngita volo, na Jiosy, na Grika.
I Jesoa tsy tia mainty fariseo.
13. rabilabila
(
19/11/2007 07:44)
Tsy mba ilay Jesoa inoako izany Jesoa an'ikaretsaka izany fa hafa kely. Ilay Jesoa inoako mantsy tia olona be mihitsy (sans condition), na mpanota, na olo-marina, na fotsy, na mainty, na tso-bolo, na ngita volo, na Jiosy, na Grika.
Oay รด!!! Mitovy ny andriamanitr'i LD sy i Bessa:lol:
14. bosista
(
19/11/2007 09:44)
ny cousin sy cousine izany de tsy misy maha-fady azy eo anatrehan\'Andriamnitra,
raha amiko manokana dia izay lazain\'A/TRA fa fady no tokony fadiana satria Izy no nahary ary mahay ny zvtr mifanentana sy mifanaraka amintsika ary izay manimba ny tenan-tsika koa!
indray2 koa manko ireny fadin-drazana ireny,tsy nohon\'ny fahalalana tahaka io anana\'A/tra io no andrarany azy fa nohon\'ny tantara nisy taloha ,dia manafatra ny taranany :raha taranako tsy tokony hihinana an\'izao sns....!
LD>> inona no tianao hambara amle we tsy manafintohina ny hafa? raha ao an-tranonao ianao no misakafo?
soanja>> tsy hitako ny mahasamy hafa ny fady eo anatrehan\'ny fiaraha-monina sy ny kristianina ,raha oh ka fiaraha-monina kristianina ilay izy, fa ny fady eo anatrehan\'Andriamnitra no didy lehibe,
ry niryna a! misy ny safidy sitrak\'A/tra misy ny tsy sitrany,ny fanambadian\'ny lahy sy ny lahy tsy sitrany! satria tsy maintsy hatory miaraka izy roa raha vao mpivady,nefa ny and-22 @ lev toko faha-18 dia mandrara ny tokony tsy handriana @ lahy tahaka ny fandry @ vavy!
LD>> Fa ilay Jesoa izay inoanao ve tsy nanozona fariseo imbetsaka sa baiboly inona ny anao? mormona ve?

16. ravatorano
(
19/11/2007 10:38)
za aloha tsy mifady sakafo izany satrai toa tsy tazako ao anatin'ny baiboly izany kle sady zahay koa tsy mba nolazaina hoe mifady an'izao na izao
ny ankoatran'izay indray tena hitako fa tsy sitrak4ndriamanitra tokoa ny fanambadian'ny lahy sy ny lahy na ny vavy sy ny vavy ka tena fady izany raha eo ami'ny fiaraha monina kristianina !

17. bosista
(
19/11/2007 17:10)
nefa mbola misy fiangonana izay sahy manamasina an'izany, fa tsy holazaina eto sao de lazain'ny sasany fa manaratsy ny fiangonany indray!
18. ikaretsaka
(
19/11/2007 20:39)
LazaDaddy:
:Tsy mba ilay Jesoa inoako izany Jesoa an'ikaretsaka izany fa hafa kely. Ilay Jesoa inoako mantsy tia olona be mihitsy (sans condition), na mpanota, na olo-marina, na fotsy, na mainty, na tso-bolo, na ngita volo, na Jiosy, na Grika.
I Jesoa tsy tia mainty fariseo.
dia izay indray le resultat negative an'ilay mitsimpona: izay tiatiana ihany no tsimponina fa izay tsy tiatiana dia ariana.. dia lasa hafa sy mivilana mihitsy no handraisana azy aty afara..
\nefa voalaza ao @ le "bokinay nindraminareo" tsara mihitsy izany! saingy hafahafa ka tsy notsimponina!
"Lozanareo ho'zy... lozanareo" ny ankilany manao hoe "homboy homboy" dia ahoana izany?
sa dinganina ireo fa hafahafa?:-D:-D
19. LazaDaddy
(
20/11/2007 07:37)
ikaretsaka:tena hafa kely mihitsy ny "Jesoanao" ka :)
I Jesoa tsy tia mainty fariseo.
20. vavolombel
(
20/11/2007 09:06)
i jesoanao izany akaman'ny fariseo sa ahoana?
raha akaman'ny fariseo manko de voahozona miaraka amin'ny fariseo!
i jesoanao ve tsy ilay nokorakoraina hoe homboy homboy? sa izy nanombo?
-mba mianara baiboly!