hiran-jazakely malagasy

1. imeva ( 17/11/2007 17:11)
Miarahaba

Aiza izao no mety ahitana an'ireny hira ireny? Mba mangataka page web na mpivarotra eto Antananarivo. Ilay karaoke ireny ho tena tsara amin'izay sady mampianatra mamaky teny.

mandihiza rahitsikitsika
bitrokely
matoria ry zandry malala

Fa raha tsy mahita ianareo dia ny tonon'izay fantatrareo fotsiny no angatahiko.
novalian'i imeva ny 29/11/2007 17:59
2. Rasiligaoma ( 18/11/2007 03:03)
toa ho sarotra be ny hanao karaoke ny "aminah amina ah" raha feony fotsiny ko! sa dia aponga sy tehatehaka fotsiny?
3. imeva ( 18/11/2007 09:55)
Ary sao dia misy mahay ary ve ny fomba fanamboarana karaoke e?:oops:
4. ikaretsaka ( 18/11/2007 16:11)
raha mahay mitendry mozika
mampiasa MIDI,
mividy instruments (claviers guitares, misy koa aza izao sodina sy violon) dia branchena @ carte son sy mampiasa logiciels (garage band ohatra raha Mac ny solosainanao) dia mitendry
5. imeva ( 22/11/2007 06:32)
misaotra fa saingy tsy haiko indray ny manao an'izany :-*
6. diamondra27 ( 22/11/2007 06:43)
f'anagah tsy misy mivarotra cd
7. imeva ( 29/11/2007 17:59)
tsy mahita aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454