mitady sary gasy
1. rvn
(
17/11/2007 07:19)
Ao lesy (aky) mba atoroinareo oe aiza no mety aitako sary gasy na @ forme manaona na azo jeran'i..... na tsy :-/
de préférence alou ana sipa lay sary fa n'i mec satry mba bandy ntena e
de préférence alou ana sipa lay sary fa n'i mec satry mba bandy ntena e
répondu par keyoann le 21/11/2007 00:18
2. sarobidy
(
17/11/2007 08:38)
tsy azoko mihitsy zany zavatra tedavin'ise zany. Ao am le oe sary rehetra misy sarina gasy bdb :oops::roll:
4. ravatorano
(
20/11/2007 10:55)
sarobidy < omeo anazy akia ny blog ndry ah fa any misy sarinà gasy bdbd ah
