gasy petsaravelatsy

21. mbaliana ( 21/11/2007 09:27)
xxx> ka rehefa zay ve no anjara ... inn ny olana

fijo> hitanao anga ny vodin'le fanontaniana:-D?
22. xxx ( 21/11/2007 16:11)
mbaliana > ianao koa toa ra xzi an hihihi misy v... angaha ny fanontaniana? Fomba fiteny malagasy ofisialy zany mitombina izany fa tsy ny v... anananao akory

:-D
23. mbaliana ( 21/11/2007 18:00)
xxx> tsy ho anao iny frase iny...fa ho an'i fijo zavatra hafa no dikany fa tsy io nolazainao io...ary tsy misy idiran'ny fananako...
na kzi na tsy kzi... tsy misy idiranao
24. mbaliana ( 21/11/2007 18:03)
au fait ianao xxx no tena mpihatsaravelatsihy fa tsy sahy mampiseo ps
25. sipagasy ( 21/11/2007 18:39)
hiihihi any izanyyyyy
26. fijo ( 21/11/2007 21:10)
hi hi hi mbal an,hitako ny lohany ka
27. tsikih ( 21/11/2007 23:01)
Iza no mbola tsy nihatsaravelatsihy ??? aza mifanenjika e, ary tsy ny gasy ihany fa ny rehetra io, mba isian'ny filaminana !!! raha samy miteny ny heviny daholo tsy misy diplomatie dia mety hisy ihany ireo mora misendoatra ka ho mafàna ny tanàna !!! ka samia mamisavisa hoe hatraiza no tokony ho fetrany ary !!!
28. xxx ( 22/11/2007 09:23)
mbalina: tsy hiady aminao ny tenako fa na xxx aza a mitafa no ataoko eto ka asakasakao na hokizitina amzany eo, nenao no be ndrindra. Zay iany wa le mahavoa, ento mora ny fiainana eh! Raha xxx a tsy anebateba anao mihits sanatria fa ny sainao no efa tsy mety fa akizitinin'ny fiainana enao.
Tsiky de ampy e :D
29. mbaliana ( 22/11/2007 11:47)
tsikih> raha za aloha dia miezaka amin'ny zay tratrako aho tsy hiatsaravelatsihy eo amin'ny fiainako satria sady mamita-tena no mamitaka ny hafa koa... tsy eken'ny saiko no tsy tian'ny foko koa...dia inn koa moa no ifanenjehana eto...misy tratrarina angaha eto?

xxx> ny fitafana amin'ny xxx dia tsy mba fitafana tsotra satria miafina le olona tsy azo itokisana loatra amin'ny fotoana tsy ampoizina io xxx io ihany no hanebateba amin'ny resaka tsotra...
30. mbaliana ( 22/11/2007 12:01)
fijo> ary ianao zany no tena mpanafina ny lohany eto? :^)hihihihi
31. fijo ( 22/11/2007 21:26)
fa aseoko kosa ny vodiny an
32. xxx ( 23/11/2007 06:20)
mbaliana: :D de ampy wa

fijo: asehoy oe jerevana :lol:
33. mbaliana ( 23/11/2007 19:08)
xxx> tsy ianao no hampitsiky ahy... indifference ho anao

fijo> virja mpitana ny vodiny?????:roll:
34. fijo ( 23/11/2007 20:47)
tazomina fotsiny ka
35. xxx ( 26/11/2007 13:33)
mbaliana: :b :-@ rarahiko inn :b

fijo: =))
36. xxx ( 02/12/2007 18:19)
9. Mpandefa : heidi [ Valio ] 17-11-2007 08:41:21
Lohateny : Re : gasy petsaravelatsy
ato foitsiny aza anie dia ahitanao olona manao an'izany e!

marina izany

mbaliana> ary to mora miakatra
37. soanja ( 02/12/2007 21:27)
Tsy resaka razana no hisian'ny fiatsarambelatsihy fa ny resaka samy olombelona. Toetra iray atao hiarovan-tena io indraindray no sady natao koa hanapotehana ny hafa.
38. sarobidy ( 03/12/2007 08:46)
soanja: de ilaina iany ve izy sa tsy ilaina zany eo am fiainana?:roll::oops:
39. malalatinasoa ( 04/12/2007 03:35)
sarobidy:

soanja: de ilaina iany ve izy sa tsy ilaina zany eo am fiainana?:roll::oops:


Arakaraky ny zava-miseho ihany io. Indraindray ilaina, indraindray tsia. Sahala @ fisotroana rano :)
40. soanja ( 04/12/2007 04:59)
soanja:

Tsy resaka razana no hisian'ny fiatsarambelatsihy fa ny resaka samy olombelona. Toetra iray atao hiarovan-tena io indraindray no sady natao koa hanapotehana ny hafa.


Tsy tsara ny fiatsarambelatsihy. Ny fahamarinana ihany no hahaolon'afaka anao.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1971