gasy petsaravelatsy

1. baraingo ( 16/11/2007 11:12)
rôvina tsika vô tafala @ ity fetsarambelatsy ty e!!!. tena tsy avotra mits. nôrmal ra mikororosy ty firenena
novalian'i fijo ny 04/12/2007 21:45
2. patrick2002 ( 16/11/2007 13:40)
ka tsy hasina diplomatie izany,:lol::lol::lol:
3. Jeankely ( 16/11/2007 14:12)
Ny Diplomatie ahazoana vokatra soa ho an'ny Firenena fa ny resaka dia hoe mikorosy ny firenena. Tsy nitondra nankaiza izany ilay fihantsarambelantsihy.
4. sarobidy ( 16/11/2007 14:44)
za mahita oe tsy ny gasy iany kosa no mahay an'io toetra io eee fa de toa ramalagasy fôna nentsika isaky ny miteny :(
5. xxx ( 16/11/2007 14:59)
sarobidy: ka ny gasy aloha no hita mifanerasera aminao ahitàna an'izany.....:wink:
izaho mifanerasera amin'ny vazaha fa ny an'ireo tonga dia direkta be raha misy zavatra tiany ho lazaina.....mahafinaritra...tonga dia fantatrao ny zavatra tiany ho lazaina sy hambara aminao hany ka afaka mifampiresaka tsara...

baraingo: atao ahoana fa efa foto-pisainana sarotra hialàna izany ka aza ny tratrany ihany, aleo mihitsy raha tsapa fa mihatsara ivelan-tsihy izy dia tsy mifanerasera aminy no atao.
6. rova30 ( 16/11/2007 17:59)
baraingo: Inona no tena tianao ho lazaina amin'ny hoe "gasy mpihatsara ivelan-tsihy"? velabelaro ilay hevitra fa tsy azoko!
7. fijo ( 16/11/2007 20:50)
xxx mba mifanerasera amina vazaha koa aho ,fa tsy ny rehetra no miteny mivantana izany.mody mitsiky eo ireo fa manombo ivoho.

fa nisy inona tokoa aloha fa toa avy dia fanaratsiana safobemantsina le izy
8. niryna ( 16/11/2007 23:47)
sarobidy:

za mahita oe tsy ny gasy iany kosa no mahay an'io toetra io eee fa de toa ramalagasy fôna nentsika isaky ny miteny :(



=D=D
9. sarobidy ( 17/11/2007 07:23)
Tsy arakareo ngah le fitenenana hoe : "Manao vazaha mody miady fa kobay an-kelika ihany" :°)

Ry zareo zany ary no tena panao azy!!!!!
10. heidi ( 17/11/2007 07:41)
ato foitsiny aza anie dia ahitanao olona manao an'izany e!
11. ayle ( 17/11/2007 10:35)
tsy ny gasy irery no tena mpiatsaravelatsihy,fa refa firenenana d misy io aby,ary atok angamba fa ny gasy ary mbla azo leferina,refa enao mahita ny vazah tsita oui tsita non,fa mody asiny tsiky vendrana izay fa ny ao ampony,oatranireny tsy aiko reny;fa tonga d mapaka L B
12. mbaliana ( 17/11/2007 11:03)
ny fiantsoana azy fotsiny no samyhafa fa n'aiza n'aiza dia misy ny fihatsarambelatsihy
13. xxx ( 17/11/2007 11:06)
mbaliana: tanisao oe znay fiantsoana azy samihafa zany
14. mbaliana ( 19/11/2007 10:55)
xxx > ny fiantsoana azy amin'ny fiteny isan-karazany no tiako tenenina ... asa na misy fiteny (langues) firy eto an-tany...fa raha te hahalala bebe kokoa ianao dia mitadiava dictionnaire amin'ny fiteny maro samihafa misy eto an-tany...sa tianao ho fantatra koa hoe fiteny firy no haiko miteny? tsisy idiran'izay haiko sy tsy haiko nefa amin'izany... samy mitady ze tiany sy mahasoa azy mantsy ny tsirairay ary tsy anjarako no hanome anao an'izany !!!!:evil:
15. kelly13 ( 19/11/2007 15:27)
mbaliana:

ny fiantsoana azy fotsiny no samyhafa fa n'aiza n'aiza dia misy ny fihatsarambelatsihy


miombok'hevitra :wink:
16. mbaliana ( 19/11/2007 20:01)
kelly13 :-D:-D:-D
17. xxx ( 20/11/2007 06:16)
mbaliana: kalma kalma rafotsy aaaa, ary tô tezitra :-D ento mora ny fiainana fa dinika nge no ataontsika eto e, mino a fa tsy teny niteny ratsy anao kosa a teo an :wink:
18. mbaliana ( 20/11/2007 11:22)
xxx> ka ny anao fanontaniana tsy mitombina ka...
19. fijo ( 20/11/2007 21:49)
mitombona kosa ka
20. xxx ( 21/11/2007 06:24)
mbaliana: ho fatifatin'ny aretim-po amzany :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3005