Ireo karazana vorona azo hitarafana ny toetra kristiana!!
41. ikaretsaka
(
18/11/2007 14:29)
niryna..io indray fa tsy mamaky: bokin-tsoratra masina naravon'ny katolika anie no nalainareo e!
naninona tsy nandravona hafa, ohatra nasiana asasoratr'i lotera sy kalvino sy ry nenilava ohatra?
didy fahadimy ny hoe aza mangalatra!
avereno ny zavatr'olona

43. ikaretsaka
(
18/11/2007 16:51)
tsara ny owl ka! ireny koa ange symbolen'ny wiseness e! sady symbolen'ny faharetana.. ireny ao anatin'ny maizina (azo atao hoe ao anatin'ny tsy fisian'ny Tompo) dia mahavatra tokoa miandry sy miasa fatratra, dia rehefa tonga ny mazava (tonga ny Tompo) dia iny izy fa manao passation, mandeha matory , tsy mi worry fa iny fa tonga ny Mazava ko!
dia vonona indray izy hanao releve rehefa maizina

44. niryna
(
18/11/2007 17:20)
niryna:
Tsimiandravola sy xxx a>
http://www.liv.ac.uk/~sdb/Safari-2001/Images/457%20Vultures%20kill.jpg
http://i1.treknature.com/photos/6047/common_buzzards.jpg
Vultures ,Buzzards
Ireo vorona ireo dia mihinana izay zavatra faran'izay marikoriko na maloto na efa masiso na efa lo.Ny kristiana izay manenjika ireny olona manana olana amin'ny fiainana ireny hono no hoharina @ireo .Faly izy rehefa misy fahavoazana ny hafa ary izy ireny no manamparitaka ny vaovao ary manova ilay vaovao izay mifanaraka ny sainy.
xxx eo ambany io fa tsy xxx milaza ny marina a.Aoka aloha hazava tsara.:D
45. niryna
(
18/11/2007 17:21)
ikaretsaka:
niryna..io indray fa tsy mamaky: bokin-tsoratra masina naravon'ny katolika anie no nalainareo e!
naninona tsy nandravona hafa, ohatra nasiana asasoratr'i lotera sy kalvino sy ry nenilava ohatra?
didy fahadimy ny hoe aza mangalatra!
avereno ny zavatr'olona
=))=)) nalaina taiza e,ary lazao anay tsara ny toerana nisy azy.
46. niryna
(
18/11/2007 17:23)
ikaretsaka:
tsara ny owl ka! ireny koa ange symbolen'ny wiseness e! sady symbolen'ny faharetana.. ireny ao anatin'ny maizina (azo atao hoe ao anatin'ny tsy fisian'ny Tompo) dia mahavatra tokoa miandry sy miasa fatratra, dia rehefa tonga ny mazava (tonga ny Tompo) dia iny izy fa manao passation, mandeha matory , tsy mi worry fa iny fa tonga ny Mazava ko!
dia vonona indray izy hanao releve rehefa maizina
Mifandom-bera ao anaty maizina ao izy izany,tsy misy hifankahitana fa samy mbola ao anaty maizina.Maizina ny tany aman-danitra aminy ary mila tsilovina amin'ny jiro.
47. ikaretsaka
(
18/11/2007 18:35)
porofoy ny tsy maha marina izany!
gifted manokana ireny ary ireny manana hery hiasa sy hahita ao anatin'ny maizina ao...
tsy hainao ny mijery @ izay fijery izay?
niryna> nalainareo tany @ katolika, tany @ manuscrit an'ny katolika sy ny tahiriny tany... naninona tokoa raha namorona vaovao e? nasiana bokin'i lotera ohatra na bokin'i kalvino na bokin'i nenilava na tsy haiko aby? hmmm? naninona? naninona?

48. niryna
(
19/11/2007 07:28)

=))=))
49. xxx
(
22/11/2007 11:39)
Tenin'Andriamanitra sa bokin'ny katolika marina ireo lazainareo ireo ry Ikaretsaka?
51. niryna
(
23/11/2007 06:23)
xxx:

:roll: