Ireo karazana vorona azo hitarafana ny toetra kristiana!!

21. niryna ( 17/11/2007 04:01)
fijo:

tsa mba ahako ,tsa mba ahako yyyyy.

aryny fody izny ahoan a,ankoatry ny fangalarany akotry?

ahoana tokoa?

22. xxx ( 17/11/2007 07:14)
niryna:

Maro hono ny karazana vorona izay azo tarafana ny toetran'ny kristiana.

Magpie
http://www.cs.vu.nl/~kielmann/magpie-photo.jpg
Vorona kely mazoto sy mavitrika kanefa tia ady.
Mitovy ny kristiana izay sahisahy,tsy manaja olona,mahery vaika.Manao zavatra kitoatoa.
Ireny karazana olona ireny hono dia tsy mijery afatsy ny tenany ary lasa manalavitra an'Atra ny olona noho ilay toetrany.....

Manoatra indray ity nohon'ny art divinatoire raran'ny baiboly...mitovy amin'ny horoscope.Sa juste mba hihomehezana?Fa angaha ny kristiana mba mahazo mihomehy amin'ny resaka mifandray amin'ny spiritualité mondaine?

23. tsimiandravola ( 17/11/2007 08:50)
xxx:

Toy izao foana no miseho.Asain'i Niryna miditra ao anaty sambo goaka isika dia samy rendrika miaraka aminy daholo.Tsy mieritreritra ve ny tenantsika fa mannipulé ,voasintona amin'ny sanga na amin'ny orona?Tsy tadidintsika sahady angaha ilay post hoe "sunflower" ,"tournesol" ,"tanamsoandro", tsy manan-tsafidy fa voatery manaraka ny fizotran'ny masoandro mba hanohy fiainana ? Dia ampitoviany amin'ny olombelona izay afa-miaina na tsy misy an'i Jehova aza.
Izany no maha-phantasme azy.Olona voan'ny syndrôme délirant no mampiditra antsika any amin'ny "fiction"-ny ,dia roboka daholo ny miseho azy ho katolika tsy azon'ny propesta ozongozonina rehetra.Ireo fanatika evanjelika rehetra koa moa sy tenenina intsony na dia tsy manaiky ho gisitra aza ny sasany toa an'i LD sy ry kiranil fa te hanana ny dernier mot foana.
24. niryna ( 17/11/2007 11:55)
tsimiandravola:

Toy izao foana no miseho.Asain'i Niryna miditra ao anaty sambo goaka isika dia samy rendrika miaraka aminy daholo.

:roll::cry: Mahatsiaro ho voatsindrona angaha hianao ? Sorry ! Mialatsiny raha izany.Ny fahamarinana mantsy mandratra ary izay no hianarana hilazana ny marina fa tsy safosafona amin'ny Atra tsy hita maso dia manenjika ny Atra velona.
Fa maninona no manaiky miditra any amin'ny sambo goaka:D:D .Angaha hono tsy manana hazon-damosina no hanara -drenirano ry tsimiandravola a.8O Ka raha tsy hoe zazakely na ny zaza aza mahalala misafidy,koa maika fa hianao lehibe ?
Tsy mieritreritra ve ny tenantsika fa mannipulé ,voasintona amin'ny sanga na amin'ny orona?

=))=))
Fa afaka taritina amin'ny sanganao angaha hianao na mpitarika sangan'olona .
"Fantaro izay hinoanao,na i Kristy,dia manaraha Azy fa Atra velona Izy,mbola manao fahagagana ,manasitra,mamela ny heloky ny rehetra izay te-hanatona Azy,tsy mbola tara fa omeo Azy ho tantanany ny fiainanao.Na Atra tsy miteny,vongan-javatra manana masobe fa tsy mahita,manana sofina fa tsy mandre,manana tanana fa tsy afaka mandray ,tsy velona fa vitan'olona."Masobe tsy mahita,sofina be tsy mandre,iza no anarany?"
Tsy tadidintsika sahady angaha ilay post hoe "sunflower" ,"tournesol" ,"tanamsoandro", tsy manan-tsafidy fa voatery manaraka ny fizotran'ny masoandro mba hanohy fiainana ? Dia ampitoviany amin'ny olombelona izay[quote]
=))=)) [quote] afa-miaina na tsy misy an'i Jehova aza
.

=D=D ^:^^:^ Glory is my Almighty God!! Ho deraiko anie ny Andriamanitra Mahery izay lazainao fa tsy misy hilaina azy.
Hay aho tsy diso eritreritra fa olona tsy mino an'Atra no miteny eto koa.Na izany aza dia faly miarahaba anao aho tonga soa ato.Raiso ny voninahitra izay nomeny antsika,misaora azy namoha anao maraina,misaora azy fa na milaza Azy tsy misy aza hianao tsy afaka ny hitsambikina hikimpy.:-*:-*

Izany no maha-phantasme azy.Olona voan'ny syndrôme délirant no mampiditra antsika any amin'ny "fiction"-ny ,dia roboka daholo ny miseho azy ho katolika tsy azon'ny propesta ozongozonina rehetra.

Efa voasoratra ao anaty boky volamenanay,sarobidy,hianianana rehefa manao velirano na ny president na iza olona hitondra firenena ,eny fa na ny olona hiakatra fitsarana aza dia io Baiboly foana no mbola am-piasaina hatramin'izao.Tsotra ny valiny,manana ny hajany,manana ny hasiny noho ny boky rehetra izy io,ary efa voasoratra ao fa ireo olona miseho mahay ny abidian'izao tontolo izao dia tsy ho asehon'Atra azy ireo mihitsy ny fahalalana voasoratra ao anatin'io boky sarobidy io raha tsy manan-kina ny fiainany amin'ilay Atra mahery izy.:-P
Dia mazava ho azy fa miseho savant ireo miseho azy mahafantatra kanefa dia tsy ho asehon'Atra azy ireo izany ary dia izy ireo indray no hiteny ny olon'Atra ho adala?
Aiza moa no misy an'iny :miam::miam:
Fa hianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. Rom 8:9
Ary ny fanahin'ireo anti-Christ dia efa miahoaho toy ny vitsika saingy mbola tsy avelan'ny FM hanjaka firy raha tsy tonga i Kristy.=D=D http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=10&andininy=18-20&dika=

http://baiboly.org/toko.asp?boky=OHABOLANA&toko=12&andininy=8-17&dika=

Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany. Lk 11:28
Ho Azy Irery anie ny voninahitra Amena!

Ireo fanatika evanjelika rehetra koa moa sy tenenina intsony na dia tsy manaiky ho gisitra aza ny sasany toa an'i LD sy ry kiranil fa te hanana ny dernier mot foana.
Mahatsiaro voatoana angaha ny fonao no dia tena mivatravatra be.:-*:-* "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" Io no didy vaovao nomen'i Kristy anay,ka raha tsy nampianarina izany hianareo any amin'izay hivavahana dia azonareo am-piharina io,tsy voatery manaraka ny finoanay akory aloha fa tonga dia am-piharo amin'ny fiainana.Na hianao mitia olona,na hianao mankahala olona,tsy aleo ve mitia,faly ny fo,afaka ny hatezerana,tsy hamaly faty fa mety hitifitra amin'ny basy hianao raha hifanena ny fahavalona raha izao no mitohy,dia lasa mihitatra ilay saina,lasa feno bitterness ao anaty ao(feno fankahalana,feno tsy fitiavana).Izany no anisany vokatra iray ratsy raha manana fankahalana olona isika.Mahereza.:-*:-*

=))=)) mampihomehy ahy izato hianareo ry xxx sy tsimiandravola.Tonga dia fantatra hoe tsy mino an'Atra. Hianao ihany no mahafantatra izay hivavahanao.Ny olona manana an'Atra tsy matahotra na inona na inona mitranga.Satria ahoana? Manana an'Atra velona miharo azy ary tsy matahotra ny fahavalony na ireo ampiasain'i satana handrebireby ny mpino an'i Kristy. Hita fa manenjika fivavahana hianao ry tsimiandravola,tsy maninona izany fa safidinao io.Ny Tompo anie homba anao mandrakariva,Izy anie hamirapiratra ny tavany aminao. ^:^
25. rabilabila ( 17/11/2007 12:40)
Efa voasoratra ao anaty boky volamenanay,sarobidy,hianianana rehefa manao velirano na ny president na iza olona hitondra firenena ,eny fa na ny olona hiakatra fitsarana aza dia io Baiboly foana no mbola am-piasaina hatramin'izao.Tsotra ny valiny,manana ny hajany,manana ny hasiny noho ny boky rehetra izy io,ary efa voasoratra ao fa ireo olona miseho mahay ny abidian'izao tontolo izao dia tsy ho asehon'Atra azy ireo mihitsy ny fahalalana voasoratra ao anatin'io boky sarobidy io raha tsy manan-kina ny fiainany amin'ilay Atra mahery izy.Dia mazava ho azy fa miseho savant ireo miseho azy mahafantatra kanefa dia tsy ho asehon'Atra azy ireo izany ary dia izy ireo indray no hiteny ny olon'Atra ho adala?

Ignorance!!!ignorance !! quand tu nous tiens !!arrrghhhh!!!!!
26. ikaretsaka ( 17/11/2007 12:51)

Azafady! aoka hazava ry mpangalatra! tsy boky volamenanareo mihitsy io, fa boky mirakitra andia-tSoratra Masina vitsivitsy 46 (ny anareo aza nanesoranareo 9) navondron'ny katolika[ nefa dradradradraina hoe tsy azo ampiana sy analana]! , nindraminareo ka tsy naverinareo satria tsara sy netinety taminareo!

Raha mandeha Tany silamo ianao ka ka miakatra fitsarana dia ny Q'ran no ianianana

Raha any Utah ianoa dia baiboly Mormonina no ianianana...

Aza miteniteny foana hoa fa mandalina
27. mignone ( 17/11/2007 14:14)
iza ary zao mpangalatra zao ! mampimé mintsy ny resakareo ato :-D:-D
28. rabilabila ( 17/11/2007 17:32)
Avereno ho'aho ilay volako nipirina tao anatin'ilay boky nangalarina !!:oops::lol::-D=))=)):snif:
29. ikaretsaka ( 17/11/2007 22:33)
maka tsy miera ve tsy mangalatra kosa e! sady maka tsy mamerina!
30. rabilabila ( 17/11/2007 23:33)
:-D:-D
31. Rasiligaoma ( 18/11/2007 03:12)
tsy matiko lolo!
avereno hono ny zavatr'olona dia manaova ianareo vaovao ry ireto an
fahotana anie ny mampiasa ny zavatry ny hafa sy ny tsy mamerina azy e
32. niryna ( 18/11/2007 04:32)
ikaretsaka:

ary neveriko fa vorontsiloza ialahy....
kay moa ialahy tsy kristianina...
niryna izany boloky raha azoko tsara e?:wink:

niryna:

Hoy ny Tompo hoe Ika
Ity aho Tompo o
Fahano ny ondriko.
Ika !
Ity aho Tompo o
Hiambeso ny ondriko
Ika!
Inona ihany ary ity miantsoantso ahy lava ity?
Ity aho Tompo o!
" Aza fahanana lalitra ny ondriko."
Nalefako hianao mba hiambina ny ondriko ,hay hianao indray no mandefa azy hiala ny vala?
Noheveriko fa miaraka amiko hianao
Hay ve izay tenin'Atra notenenina notsipahinao indray e.
Ika ....Eny Tompo
Moa tia ahy va hianao?
Miverina ,miandry anao ny Tompo
Ny rainao Malalanao.
33. niryna ( 18/11/2007 04:59)
rabilabila:

Efa voasoratra ao anaty boky volamenanay,sarobidy,hianianana rehefa manao velirano na ny president na iza olona hitondra firenena ,eny fa na ny olona hiakatra fitsarana aza dia io Baiboly foana no mbola am-piasaina hatramin'izao.Tsotra ny valiny,manana ny hajany,manana ny hasiny noho ny boky rehetra izy io,ary efa voasoratra ao fa ireo olona miseho mahay ny abidian'izao tontolo izao dia tsy ho asehon'Atra azy ireo mihitsy ny fahalalana voasoratra ao anatin'io boky sarobidy io raha tsy manan-kina ny fiainany amin'ilay Atra mahery izy.Dia mazava ho azy fa miseho savant ireo miseho azy mahafantatra kanefa dia tsy ho asehon'Atra azy ireo izany ary dia izy ireo indray no hiteny ny olon'Atra ho adala?

Ignorance!!!ignorance !! quand tu nous tiens !!arrrghhhh!!!!!

:cry::cry: JESUS (l) YOU :cry::cry:

Fa hoy ny Soratra Masina: "Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy" (Isa. 28. 16).

Ary ianao, ry zanak'olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny amiana* sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin'ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy. [Na: maditra]Eze 2:6

Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany hianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao. I Tim 4:6

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&Toko=10&andininy=10&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&Toko=10&andininy=14&dika=
Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" Rom 10:16 :oops::cry:
34. niryna ( 18/11/2007 05:06)
Tsimiandravola sy xxx a>
http://www.liv.ac.uk/~sdb/Safari-2001/Images/457%20Vultures%20kill.jpg

http://i1.treknature.com/photos/6047/common_buzzards.jpg

Vultures ,Buzzards

Ireo vorona ireo dia mihinana izay zavatra faran'izay marikoriko na maloto na efa masiso na efa lo.Ny kristiana izay manenjika ireny olona manana olana amin'ny fiainana ireny hono no hoharina @ireo .Faly izy rehefa misy fahavoazana ny hafa ary izy ireny no manamparitaka ny vaovao ary manova ilay vaovao izay mifanaraka ny sainy.
35. niryna ( 18/11/2007 05:33)
ikaretsaka:

Azafady! aoka hazava ry mpangalatra! tsy boky volamenanareo mihitsy io, fa boky mirakitra andia-tSoratra Masina vitsivitsy 46 (ny anareo aza nanesoranareo 9) navondron'ny katolika[ nefa dradradradraina hoe tsy azo ampiana sy analana]! , nindraminareo ka tsy naverinareo satria tsara sy netinety taminareo!

Raha mandeha Tany silamo ianao ka ka miakatra fitsarana dia ny Q'ran no ianianana

Raha any Utah ianoa dia baiboly Mormonina no ianianana...

Aza miteniteny foana hoa fa mandalina

=))=))=))=)) :-@:-@:-@
Nandeha tany an-tranonao angaha aho nangalatra ilay bokivolamenanay ?
Ary maninona no romotra ika?
Mifalia ao amin'ny Tompo. Fa raha nanao ka tsy nambinina ampisambory fa havana ory!
Izay miaraka amin'i Kristy dia tokony ho tia ny olona mitory ny tenin'i Kristy,tokony ho faly fa antsoiko hoe boky volamena ny Baiboly,raha tsy faly amin'izany hianao dia asa aloha ilay bokinao lazainao fa nangalariko e,ary asa aloha izay hinoanao koa .Maty aho ikaky o.Maty aho fa diso fanantenana ireo nino sy nanaraka anao.
Antsoy Izy hiverina."Fa izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" Rom 10:13
fight,fight back my friend !!
We got victory in Jesus Christ
Every knee shall bow( to Him.)
Every tongue confessed (to Him)
That He is Lord,He is Lord.

Miambena isika,aza manaiky ho resin'ilay ratsy mitady hanala ny finoana ao anatin-tsika
Efa nandresy isika,Kristy Tompo mpandresy
Angaha adinona ilay hira iny hoe:
Mivoa ny varavaran'ny lanitra
Eo anatrehan'i Tompo

Ny olona rehetra hiankohoka eo aminy(kristy io)
Ny olona rehetra hivavaka aminy
Fa Izy no antsoina ho Tompo.
Ary ny anarany irery no fanavotana
Tsy misy anarana na Atra ambony noho Izy.
mahereza
Ho ao amintsika rehetra hatrany anie ny fahasoavana,ny fiadanana ary ny famonjena avy amin'ilay Atra iray mahery ny zavatra rehetra.Amena

=))=)) Io ry ireto fa nivoaka tsikelikely amin'izay ilay fivavahan'ika a.
=D=D Baiboly no ataoko hoe boky volamena dia tsy tiany.Amiko mihoatra noho ny volamena ny fitiavako ny baiboly satria,mihoatra ny zavatra rehetra eto ambonin'ity tany ity ny fitiavako an'Atra izay nanoratra sy nampiseho ahy sy ireo kristiana miaraka amiko ka mino an'i Kristy.
Tiava an'i Jehovah Atrao amin'ny fonao rehetra,@ ny fanahinao rehetra ary @ ny sainao rehetra.

[b] Love the Lord your God with all your heart, with all your soul and with all your strengh.

Avelao ho hitan'ny havany eo amin'izay ika fa kay izy tsy tia sy mino an'i kristy.=D=D
Hay izany no nitenenao hoe fa maninona no faranana hoe Kristy foana ny vavaka ? 8O8O
36. niryna ( 18/11/2007 05:38)
mignone:

iza ary zao mpangalatra zao ! mampimé mintsy ny resakareo ato :-D:-D

Misy manao HS foana ato ary hiaraha-mahalala ilay izy e.Mivavaka ho an'izany mpangalatra izany isika fa nisy nitondra hono ny boky volamenako dia tsy tiany izany.:D Tsy mahazo miteny izany hono fa anazy io.Any aminy irery ihany no maka alalana vao afaka mividy ilay bokivolamena misy ranombolafotsy .:D
=))=)) avelao ny tantara no hitsara.Izay hafafy no ho jinjaina. Mandrora mitsilany io ka ny tenany ihany no voarorany.:-$:-$
37. niryna ( 18/11/2007 05:40)
rabilabila:

Avereno ho'aho ilay volako nipirina tao anatin'ilay boky nangalarina !!:oops::lol::-D=))=)):snif:

=D=D andao haka polisy aloha fa sao mitombo ny vidin'ilay boky volamenako tadiaviny alaina?=))=))
38. niryna ( 18/11/2007 05:50)
ikaretsaka:

maka tsy miera ve tsy mangalatra kosa e! sady maka tsy mamerina!

Mila miera aminy hono fa tsy mahazo mitoriteny,mila miera aminy hono fa tsy mahazo manao vavolombelona,mira miera aminy hono fa nandeha tany amin'izany blaogina tsy fantatro sady tsy misy hilaiko azy izany akory,ary mila mandeha any aminy hono fa diso izy niteny fa nalaiko ny teny ka tsy nalaiko indray fa eritreritra diso lalana ny azy ary ny tenin'Atra ao am-bavan'izay miaina aminy.Aza gaga raha mety hitovitovy ny teny saingy hay moa hianao efa niteny fa tsy izy indray(Ny teny dia toy ny fitaratra).
Ary mila mankany amin'ny polisy isika sy rabilabila fa averina ilay vola tafiditra ao anatin'ilay bokivolamena,sarobidy mamiko indrindra raha samy boky,nangalariko tany aminy hono araka ny soratra voalazany ao io an :roll:.:D:D=))=))=))

I (l) Ika :-*
Bedin'Atra isika raha miady ary mila mitia sy miezaka ny mitia ny reheta ,eny fa na dia ny fahavalo aza.:wink::wink:
39. niryna ( 18/11/2007 05:53)
ikaretsaka:

maka tsy miera ve tsy mangalatra kosa e! sady maka tsy mamerina!

:roll: iza tanin'ireo vorona ireo izany tsy naverina izany? Ilay nifahon'ilay papango ve? Ilay vorondolo ve:roll: tsy mila an'io aho fa vorona tsy mandeha ao anaty mazava fa maizina foana no tiany.Ny ahy ny hazavana no tiako.
Maizin-droa toa ny tain'omby ao an-dava bary io vorona io kou.
40. niryna ( 18/11/2007 05:58)
Rasiligaoma:

tsy matiko lolo!
avereno hono ny zavatr'olona dia manaova ianareo vaovao ry ireto an
fahotana anie ny mampiasa ny zavatry ny hafa sy ny tsy mamerina azy e

=D=D=))=)) Ika ihany io Rasily a,nangalariny ny boky volamenako sarobidy indrindra,nanasorany ny pejiny=))dia tsy naveriny.Rabilabila no vavolombelona fa nisy volany tafiditra sy adinony tao, tamin'izy mba sainga hamaky ilay bokivolamenako iny.:D:D
Izaho aho izaho voatery handefa vola any amin'ny western union ho azy.:snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081