y fivavahana sy ny emboka...hatraiza ny fifandraisa'izy roa?

21. ikaretsaka ( 16/11/2007 15:17)
bosista:

fa manin wa ny sasany no manao toetra tsy mampiseho mpino fa manimbazimba ,resaka emboka izao no atao eto dia lava-piringa no resahin'ny sasany?!fa mitovy ve ireo aminareo e?
misaotra amin'i Ika @ le fanazavana fa tsy ampy,satria le majy izay resahinao,dia ekena fa nanolotra emboka manitra ho an'i Tompo zazakely fa mbola kely anie ny Tompo t@'izany ka tsy afaka manda na manaiky,fanomezana iny,Izy moa mbola tsy afaka miteny rahateo,fa ho antsika kristianina @ maha-kristianina antsika mba nampiasa an'io ve ny Tompo izay inoantsika sy arahin-tsika?


Jesoa anie na zaza kely aza dia tao aminy foana ny fanahin'ny Tompo e.... Corps mystique foana izy malgre ny taonany, Zanaky ny ray foana izy, Afaka nanda Izy @ maha Andriamanitra azy dia nataony tsy tonga tany akory ry zalahy ireo, raha tiany!Fa nankasitraka izy matoa nalefany sy no guideny tany aza!
I Maria Madelenina rehefa nahatsapa fa diso dia zava-manitra no nanasany ny tongotry ny tompo... fanandratana koa izany sy fangatahana famelana heloka(izany ny hevitra rehetra ao ambadik'iny nataony iny)
ary iznay ihany koa no saika nataony rehefa voalevina ny Tompo... saika hanamanitra ilay Andria"manitra " izy!
Tsara ihany ilay teny Gasy hoe Andriamanitra ka


22. zamanoro ( 16/11/2007 20:13)
bosista:

fa manin wa ny sasany no manao toetra tsy mampiseho mpino fa manimbazimba ,resaka emboka izao no atao eto dia lava-piringa no resahin'ny sasany?!fa mitovy ve ireo aminareo e?



Zamanalaazy eh, sa koa tsy azo atao izany
Raha tsy azon'i Bosista dia ny emboka manitra, na menaka manitra fanembohana izay heverina ho fanahy, na razana mitahy no nahatonga ny olona hiantso ny Anarana hoe Andria-manitra
Fa tsy hoe noho ny baiboly no nahatonga ny Andriamanitra akory. Tsy ny misiona no nitondra io teny io teto Madagasikara, fa teny efa nisy teto io ary nentina nandikana ny baiboly. Fa tsy hoe avy amin'ny baiboly akory ny teny hoe Andriamanitra.
Ka noho izany tsy any amin'ny toerana toa ny lava-piringa no hieritreretana azy, sady mboal tsy nisy niheritreritra an'Atra tao amin'io toerana io izany, fa mba te hampiresaka fotsiny sy te hanohitra fotsiny no betsaka.
23. fijo ( 16/11/2007 22:11)
tsy voatery ho ratsy anie ilay toerana e.fa le fisainana azy no mety hoahiana
24. zamanoro ( 16/11/2007 23:03)
fijo:

tsy voatery ho ratsy anie ilay toerana e.fa le fisainana azy no mety hoahiana


MArina ihany ny anao, saingy ilay fisainana mihintsy no efa voa eh. Iay ilay hoe voa any amin'ny aty fanahiny mihintsy
25. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:07)
ary le fijo ity tato ho ato tena lasa wise tsara foana an
26. fijo ( 16/11/2007 23:21)
efa ato amiko ny fitiavana hanaka
27. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:34)
mety ka! mety mihitsy:-D
28. bosista ( 17/11/2007 11:24)
ika>> fangah tsy ny voafora hatrany anaty kibo no tsara, nefa naninona no tsy nataon'i jeso-kristy izny?fa mbola naka mpanampaka filahiana hamora azy? midika izany tsy mi-guide izany izy na tsy manana safidy @ fahazazany!
29. ikaretsaka ( 17/11/2007 12:42)
izay le ao anaty credo ry nosista hoe mampa "andriamanitra nitafy ny fomban'olombelona azy an". Fanahy iniany daholo izany!
Ary raha averiko @nao ny fanontaniana: maninona aza izy na efa lehibe no mitazona ny filahiany rehefa mivalan-drano, sy nandeha ra nony voakapoka?
30. bosista ( 18/11/2007 09:34)
ka amin'ny fandraisana emboka ary izany ry ika tsy @ maha-olombelona azy??!
ary aza mba manao rresaka sahala amin'io fa tsy otran-tsika izy mba tokony jerena ny voambolana sn....
31. ikaretsaka ( 18/11/2007 14:43)
ka izay: mandray 2 ny Tompo, izya ilay hoe "Andriamanitra sady olombelona"
raha io no hanazavako sy hahazoanao ilay point maninona?
firesaka bornE izany hoe mamemetra tena izany! tsy handrosomihitsy raha tsy mivoaka ny vorne fa ny kilotetatra hatreto ka hatreto ihany no kosikosehana eo foana
32. fijo ( 21/11/2007 23:51)
ity fisainan'ialahy farany ity dia tena tsy zakan'ny mpino sasany fa mahagaga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1095