vevavy mampifila

1. suzuki ( 14/11/2007 09:45)
fa manin nvevavy reny no mapfilafila e!!!, sady refa kobony zay elà hoe taraiky aminy tena atony mtapy mits.
novalian'i ainaheri ny 03/02/2008 09:31
2. bitrokel ( 14/11/2007 11:14)
ka aza ataoko kobony leitsy ah!
rehefa mampifila izy dia odiana tsy rarahina mihitsy, izay no fanaovana azy fa izy indry no manantona anao avy teo:°)
3. majakely ( 14/11/2007 12:55)
sady otrizay fona ko ngeh na vevavy na lelah ee!!refa tia le ray de le ray tsy de tia loatra ,otrizany fona fa mahereza de afeno ihany na de tia be tahak'ininnn aza elah de zay ihany!!!
4. simplex ( 14/11/2007 14:31)

suzuki,
neveriko fa vevavy ny ps an'i toi :roll::°):-P:-D:-D

andramo mampiresaka sipa hafa nge e :)
jereo tsara fa tsy maintsy izy ndray no hampiresaka an'la :°):@
mahaiza misafidy fotsiny ;-)
5. DESCARTES ( 14/11/2007 15:03)
lé mampifila zany somary efa naturan'ny sipa mihintsy é,fa toi fotsiny no mba mi1siste kely aloha.Ny sipa vô poinsen'la tsy tonga dé hanaiky,mbola mitsapa ny alalin'ny fitiavan'là azy izy @voaloahany fa manaiky ihany avy eo ra reveny élà.Fa raha oh hoé tonga dé manaiky amboalohany izy,mieritrereta kely aloha sô d mba sipa bômbn io poinsen'là io.:lol:
6. sarobidy ( 14/11/2007 15:18)
za ndray zany mahita oe tsy ny sipa iany no mampifila fa ny bandy ko mba mahay.
7. Aino ( 14/11/2007 17:49)
5. Mpandefa : sarobidy [ Valio ] 14-11-2007 16:18:46
Lohateny : Re : vevavy mampifila
za ndray zany mahita oe tsy ny sipa iany no mampifila fa ny bandy ko mba mahay
^:^^:^ ye misy mihintsy
8. kiadi ( 14/11/2007 19:08)
tsisy bandy mapifila zany eh!!
9. majakely ( 14/11/2007 19:58)
za efa nampifilaina bandy klé !!!:(
10. xxx ( 14/11/2007 20:29)
ié! izaho koa! anefa izaho aho vao mahita hoe hay izy ratsy.....:?
11. ravatorano ( 15/11/2007 11:00)
aiza koa no hisy bandy mampifika izany ry sarobidy sy aino ary majakely ah
oadray bandy avy d dakôro foana kalé !
omeo ny todikivoho raha bandy no mampifila anareo satrai bobaka ange ny bandy milay ary ny favo tsy mety lany e
sa ahona zalah
xxx < zany an sao d tsy enao ary io :-P:-P:-P
12. salmo1 ( 15/11/2007 11:12)
oadray bandy avy d dakôro foana kalé !

Za kalouny tsy miray hevitra am-lah ah!

Misy ny sipa de tena tsisy hilaivako azy maintsy.

Mahay mampifila daolo na lahy na vavy, fa ny mahasamy hafa azy fotsiny dia: ny bandy tsy dia manao fietsika sy manao be-bava tahakany vhv.

;-)
13. xxx ( 15/11/2007 21:05)
ravatorano:

aiza koa no hisy bandy mampifika izany ry sarobidy sy aino ary majakely ah
oadray bandy avy d dakôro foana kalé !
omeo ny todikivoho raha bandy no mampifila anareo satrai bobaka ange ny bandy milay ary ny favo tsy mety lany e
sa ahona zalah
xxx < zany an sao d tsy enao ary io :-P:-P:-P


ravatorano: tena misy ny bandy mampifila ka!
kou raha tsy izany ve ho kivy ny sipa e!

>>ravatorano: izaho ihany ity ka....:wink:
ka io ilay hoe rehefa tiana ilay olona dia mitombo tarehy fa rehefa tsy tiana noho ny filafilany intsony izy dia lasa ratsy amiko:-D


14. keyoann ( 15/11/2007 23:49)
koa ohatran ny bandy ihany io eo refa tia ny iray dia manalika ny iray fa tsy ny sipa ihany no manao izany ry reto a!
15. tendry77 ( 06/12/2007 18:32)
-Le ftiavana anie ry akama tsy miaraka mifoha e!,andramo aza hivakina loha ny sipanareo;fa dia ohatr'izay koa:lehilah mampifila.
16. ainaheri ( 03/02/2008 09:31)
Zay tokotrany zany ,mifanao vice versa eo reo,refa tiavinao zay lay sipa mampifila zany,ary tsika kofa ko manao an'zany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.102