Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina

41. ikaretsaka ( 16/11/2007 17:22)
piste:

Mifanaraha rankizy dia omeo ny volako a!!

Andraso fa omena ny karaman'ingahy. Fa ny tiako lazaina dia misy na milaza azy ho kristianina eto dia tsy manana toe-tsaina kristianina. Hany ka hihomehezan'ny athée. Antony :
Manao auto-référence foana ka raha vao mahita réalité hafa na mifanohitra @ izay dia na avahana na diaboliser-na.
Ezaka lehibe mbola miandry antsika kristianina io fanekena ny différence io, mba hananantsika ilay language univesel dia ny FITIAVANA.


ekena.. COEXIST

42. cutie ( 16/11/2007 17:53)
believe in coexistence:lol::lol::lol::lol::lol:
43. ikaretsaka ( 16/11/2007 18:13)
namaste. amen, misa est!
44. fijo ( 16/11/2007 22:37)
izay anie no nananganana ilay "fitiavana hiombonana" ry zareo e.nareo wa efa tolorana ny marina marimpototra sy hoan'ny rehetra ,mbolabe siasia ihany.hannnnn
45. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:09)
ka nen la anie ry fijo mety le hoe "mifankatiava eeeeee sika Raholombelona fa..... de eo @ le "Iha ro namboatse" nen' la tsy feno!
46. fijo ( 16/11/2007 23:25)
ko isika ro hamboatsa ko iha ndray ary moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357