Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
21. cutie
(
14/11/2007 21:59)
. Mpandefa : bosista [ Valio ] 14-11-2007 19:10:19
Lohateny : Re : Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
ny ahy indray de izao: mba mpivavaka tokoa ve isika mandray anjara amin'ny resaka forum fivavahana ity sa tsia? satria
in no atao we mpivavaka?
22. fijo
(
14/11/2007 22:05)
ny tsapa dia tsy mifanaraka amin'ny vaninandro misy intsony ny finoana misy.manjary mahatonga ny mpino sasany hiala tsy hiaina izay misy eto intsony no vokany.ratsy io amiko
23. cutie
(
14/11/2007 22:09)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-11-2007 23:05:04
Lohateny : Re : Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
ny tsapa dia tsy mifanaraka amin'ny vaninandro misy intsony ny finoana misy.manjary mahatonga ny mpino sasany hiala tsy hiaina izay misy eto intsony no vokany.ratsy io amiko
mety efa manomankomana ny fiainany any an-danitra ngamba :-D:-D:-D:-D
25. kiranil
(
15/11/2007 00:13)
Miarahaba,
Ilay fanajana tokony hatao ho an'ny lehibe kosa angamba no tena asongadin'i Apostoly Paoly fa tsy ilay hoe handana maka 'andevo' sns...
Ny dikan'io dia raha mbola olona sy tenin'olona na iza io na iza io, na papa, na mamera, na masera na mopera no omena lanja bebe kokoa; kanefa hita fa mifanohitra amin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fampianaran'i Jesosy kristy dia izay no hoe tsy mendrika ho mpianatry Jesosy Kristy.
Ohatra fotsiny : Jesosy dia nilaza mazava tsara ny toy izao:
"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako."
I papa, mopera sy masera isankarazany anefa mampianatra hoe @ alalan'ny fanaovana raozerin'i maria ao @ ilay resaka "15 promesses de la sainte vierge" koa afaka ankanesana mankany amin'ny Ray.
http://www.santorosario.net/francais/promesses.htm
Exemple fotsiny ity: hoy ny sainte vierge ::
Celui qui se confie en moi par le Rosaire, ne périra pas.
Dia eo no mipetraka ny fanontaniana: hanaraka ny tenin'i Jesosy Kristy ve sa hanaraka ity fampianarana noforoporon'dry mopera??
Misaotra.
ianareo andevo manajà ny tomponareo, maneke azy, sns
Ilay fanajana tokony hatao ho an'ny lehibe kosa angamba no tena asongadin'i Apostoly Paoly fa tsy ilay hoe handana maka 'andevo' sns...
Ohatra voalazan'i Jesoa : raha misy tia ahy mihoatra ny rainy na ny reniny na ny havany dia tsy mendrika ny ho mpianatro
Ny dikan'io dia raha mbola olona sy tenin'olona na iza io na iza io, na papa, na mamera, na masera na mopera no omena lanja bebe kokoa; kanefa hita fa mifanohitra amin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fampianaran'i Jesosy kristy dia izay no hoe tsy mendrika ho mpianatry Jesosy Kristy.
Ohatra fotsiny : Jesosy dia nilaza mazava tsara ny toy izao:
"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako."
I papa, mopera sy masera isankarazany anefa mampianatra hoe @ alalan'ny fanaovana raozerin'i maria ao @ ilay resaka "15 promesses de la sainte vierge" koa afaka ankanesana mankany amin'ny Ray.
http://www.santorosario.net/francais/promesses.htm
Exemple fotsiny ity: hoy ny sainte vierge ::
Celui qui se confie en moi par le Rosaire, ne périra pas.
Dia eo no mipetraka ny fanontaniana: hanaraka ny tenin'i Jesosy Kristy ve sa hanaraka ity fampianarana noforoporon'dry mopera??
Misaotra.
27. Veloo
(
15/11/2007 00:43)
cutie [ Valio ] 14-11-2007 22:59:09
Lohateny : Re : Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
Voalaza teo :
Mpandefa : piste [ Valio ] 13-11-2007 19:14:28
Lohateny : Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
Dia izay izany ko, fa miandry ny hevitrareo
tsy mivoatra mitsy
jereo eo eto @ forum fotsiny
ie marina ny andry satria samy mitazona izay hainy fa tsy mitady ny tena fahamarinana ...
ikaretsaka [ Valio ] 15-11-2007 01:34:45
Lohateny : Re : Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
izay rehetra ahatongavana any an-danitra atao aby!
mbola betsaka ny zavatra atao alohan'ny atongavana any an-danitra.
28. ikaretsaka
(
15/11/2007 00:50)
mbola betsaka ny zavatra atao alohan'ny atongavana any an-danitra.
betsaka de betsaka tokoa! izay no antony hitadiavana ze tsy hay sy hampiasana azy ety sahady, fa tsy laozana mitanisa ny teo iheny ny teo
29. pissoa
(
15/11/2007 09:47)
Ny dikan'io dia raha mbola olona sy tenin'olona na iza io na iza io, na papa, na mamera, na masera na mopera no omena lanja bebe kokoa; kanefa hita fa mifanohitra amin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fampianaran'i Jesosy kristy dia izay no hoe tsy mendrika ho mpianatry Jesosy Kristy.
Toa tsy voatonona i Pasitera ?! Otran'ny maromaro ihany mantsy no mibiloka any ... Sa ao anatin'ilay na iza na iza fotsiny :-D:-D:-D
30. xxx
(
15/11/2007 14:20)
Ny kristiana tsirairay avy dia tokony handalina ny finoany, hampitombo ny fahalalany ary mampiroborobo ny fanahiny araka ny tanjon'Andriamanitra ho antsika olombelona. Ny tsy fahazotoana mampitombo ny fiainam-panahin'ny tena no mapikororosy ny fahazoan'ny Kristiana ny SM.
Na izany na tsy izany, dia efa hita taratra ihany ny fitomboan'ny tena kristiana eo amin'ny fahazoana ny SM.
Mila toetra iraisan'ny kristiana rehetra ny fomba famakiana ny SM vao hahazo ny vontoatiny izy. Io dia ny fahaizana mangataka ny Fanahy Masina mba hanoro izay tian'ny Tompo ampitaina amin'ny Teniny.

31. ikaretsaka
(
15/11/2007 17:09)
pissoa:
Ny dikan'io dia raha mbola olona sy tenin'olona na iza io na iza io, na papa, na mamera, na masera na mopera no omena lanja bebe kokoa; kanefa hita fa mifanohitra amin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fampianaran'i Jesosy kristy dia izay no hoe tsy mendrika ho mpianatry Jesosy Kristy.
Toa tsy voatonona i Pasitera ?! Otran'ny maromaro ihany mantsy no mibiloka any ... Sa ao anatin'ilay na iza na iza fotsiny :-D:-D:-D
tsssssleeeeeeee:-D
32. piste
(
15/11/2007 21:24)
Ny dikan'io dia raha mbola olona sy tenin'olona na iza io na iza io, na papa, na mamera, na masera na mopera no omena lanja bebe kokoa; kanefa hita fa mifanohitra amin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fampianaran'i Jesosy kristy dia izay no hoe tsy mendrika ho mpianatry Jesosy Kristy.
Ohatra fotsiny : Jesosy dia nilaza mazava tsara ny toy izao:
"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako."
I papa, mopera sy masera isankarazany anefa mampianatra hoe @ alalan'ny fanaovana raozerin'i maria ao @ ilay resaka "15 promesses de la sainte vierge" koa afaka ankanesana mankany amin'ny Ray.
Jereo eto
Exemple fotsiny ity: hoy ny sainte vierge ::
Celui qui se confie en moi par le Rosaire, ne périra pas.
Dia eo no mipetraka ny fanontaniana: hanaraka ny tenin'i Jesosy Kristy ve sa hanaraka ity fampianarana noforoporon'dry mopera??
Misaotra.
Aza avily any @ fanaratsina kosa ilay valin-teny ry Bainina à.
Ary mba mandiniha ihany alohan'ny mamaly fa aza asesiky ny fankahalana fotsiny.
33. ikaretsaka
(
15/11/2007 21:31)
izay manko... lasa miteniteny foana fotsiny @ zavatra tsy voadinika sy tsy fantatra
35. cutie
(
15/11/2007 22:56)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-11-2007 01:34:45
Lohateny : Re : Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
izay rehetra ahatongavana any an-danitra atao aby
zay nga no tanjona:-D:-D:-D:-D
36. fijo
(
15/11/2007 23:12)
amin'i kiranyl izany ,ny katolika tsy hotonga any an danitra??????satria manaraka ny lazain'i papa sy masera sy mopera?
37. ikaretsaka
(
15/11/2007 23:41)
ka izay anefa no tsy azoko.. i papa sy i masera sy i mompera no nanao manuscrit an'ilay Soratra masina, mbola ry zareo no nanapaka hoe ireto no avondrona ato...
cutie.. ie: aiza ve de aty ambany aty foana no hibanjina ny lanitra fa aleo mba hifamadika indray indray andro any ka!
ohatran'ny sahona sy ny tsiboboka ihany io e... maika ery ho lasa sahona dia rehefa avy eo nefa ery amorondrano no mitazatazana

38. cutie
(
16/11/2007 05:25)
cutie.. ie: aiza ve de aty ambany aty foana no hibanjina ny lanitra fa aleo mba hifamadika indray indray andro any ka!
ohatran'ny sahona sy ny tsiboboka ihany io e... maika ery ho lasa sahona dia rehefa avy eo nefa ery amorondrano no mitazatazana
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. piste
(
16/11/2007 11:04)
Mifanaraha rankizy dia omeo ny volako a!!
Andraso fa omena ny karaman'ingahy. Fa ny tiako lazaina dia misy na milaza azy ho kristianina eto dia tsy manana toe-tsaina kristianina. Hany ka hihomehezan'ny athée. Antony :
Manao auto-référence foana ka raha vao mahita réalité ha fa na mifanohitra @ izay dia na avahana na diaboliser-na.
Ezaka lehibe mbola miandry antsika kristianina io fanekena ny différence io, mba hananantsika ilay language univesel dia ny FITIAVANA.
40. rabilabila
(
16/11/2007 11:20)
'zaho tsy mila karama ka!!Ilay vola noresahiko dia ireo voapirina tany anatin'ilay boky nindramina nefa tsy naverina :oops:
Fa izaho manaiky an'ilay hoe anisan'ny language universel ny Fitiavana ( ananako koa io na AT aza aho ).
Ary farany : Izay zavatra tokony ho "humour" dia raiso ho "humour"e!!:wink: fa i Rabilabila dia olona AT fa tsy Rabilabila=AT