Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
21. watafon
(
15/11/2007 11:19)
K ny tsy nampianarana anzany angamba d le izy evident b oe fady ! fa taty aoriana mou zany amty te iala am mahazatra ty d lasa manao2 foana e
22. watafon
(
15/11/2007 11:20)
K ny tsy nampianarana anzany angamba d le izy evident b oe fady ! fa taty aoriana mou zany amty te iala am mahazatra ty d lasa manao2 foana e
23. booboo
(
15/11/2007 11:30)
Raha fanazavana tahaka izany tokony ampianarina mihitsy fa tsy mionona fotsiny @ hoe " he izany izy hoe fady " " matoa nataon'Atra an'izao dia misy antony " sns....
Zao mazava tsara ilay izy ! misaotra klou fa mahay zava-baovao zà androany e :D
Zao mazava tsara ilay izy ! misaotra klou fa mahay zava-baovao zà androany e :D
25. xxx
(
15/11/2007 21:58)
O ry reto a, na misy côté fahasalamana na tsia ,nareo ve tsy mahita hoe mahadikidiky izany ? Ianao en règle aza efa manorosory sy tsy à l'aise koa ndeha hanao rapport sexuel indray ... Asa aloha fa izaho tsy mahavita e
26. niryna
(
16/11/2007 00:03)
RyAnona:
Nisy olona maromaro te hitarika io resaka io tao aloha tao raha nanontany ny namana 1 raha azo ataon'ny vhv ny manao sport dia nahodin-dry zalahy sasantsasany ny resaka ka aoka mba hisy hanazava ny antony tsy hanaovana rapport @ vhv tonga fotoana "en regle"
Voasoratra ao anaty baiboly io fa tsy tokony atao.
27. niryna
(
16/11/2007 00:11)

Satria ra maloto tokony avoaka dia tazomina indray ary noho izy maloto dia tonga any amin'ilay vady ihany koa.Izay no mety mahatonga ilay fananarana ao anaty baiboly fa tsy nazavain'Atra tsara ilay izy:D.Na samy eo amin'ny mpivady kosa aza ve tsy toa marikoriko sady samy tsy ho mazoto avokoa:oops:
28. watafon
(
16/11/2007 08:24)
fijo: hihihi! izany angaha no betsaka any ?
booboo: efa tsara aloha zay e! am manaraka ndray ny lesona hafa ! hihihi :-*
booboo: efa tsara aloha zay e! am manaraka ndray ny lesona hafa ! hihihi :-*
29. madagasikara
(
16/11/2007 10:55)
Ny henoko aloha dia hoe mahatonga aretina ho an'ilay lehilahy ny fanaovana firaisana amin'ny vehivavy tonga fotoana, satria hono iny ra maloto iny misy tafiditra any amin'ilay lehilahy, efa ela no nahenoako an'io zany hoe tamin'ny mbola tsy nalaza ny kapoty, fa ankehitriny moa efa mahay misalotra avokoa ny mailo rehetra! Raha toa moa ilay vehivavy te-hanao tsy hitako ny olana, satria za indraindray de te-hanao rehefa tonga fotoana iny, tsy misika izany fa manao foana za na tonga fotoana fa mba entina ilazana hoe misy faniriana te-hanao na dia tonga fotoana, zany hoe ny tena mihitsy no mitady fa tsy ny lehilahy akory no miala ny tena.
30. xxx
(
16/11/2007 20:16)
za ndray manao we resabe fotsiny izany
za manko rehefa tonga fotoana iny de miakatra be ny libido de mi... fôna tsy mirarà ze drap maloto any fa tairina ihany ny bol, za koa tsy anisan'ireny manao règles abondantes ireny ka tsy dia manahirana anay loatra le izy
ka raha marina zany resaka anticorps zany de tsy ho niteraka za, nefa nenà rehefa te bevohoka vao mitsahatra ny pilulles 1er essai fotsiny de mipetraka tsy misy olana ny zazà
mba notadiaviko ihany ilay infos fa tsy nahita aho @reo sites medikaly isankarazany misy ireo.
De gagagaga ihany am le resaka 8O8O8O8O8O

31. xxx
(
16/11/2007 20:18)
za ndray manao hoe dokotera nianatra nandritra ny firy taona ve dia hanao resabe ny amin'izany ?
32. keyoann
(
17/11/2007 00:18)
fijo:
io le hoe source rediredy ry sakaizakely an;ratra aiza ity resahana eto??????
marina tokoa io lazainy i bakozetra io satria io regle hita ety hivelany io dia tsy hoe ra niangona tao anaty tranonjaza(uterus) fa raha ny marina d izao no fandehany rehefa mitombo ny hormone progesterone( izay hormone mivonona foana ho an ny vohoka) dia mitombo sy mihamatevina ny myometre(nofo ao anatin ny tranonjaza) ka mihabetsaka ihany koa ny lalandrà raha sendra nisy ny firaisana dia voa mainka mihabetsaka ny progesterone mba hitazonana ilay zaza fa raha tsisy kosa ny firaisana teo @ le fotoana tokony ho maha bevohoka dia midina ny taux d la progesterone ka mihakatra ny oestrogène ary ny oestrogène dia manana faculté manafaingana ny hemorragie noho izany dia io hormone io no anisany manapaka ilay lalandra miolakolaka ao anaty myometre (rehefa tsisy vohoka)ka mahatonga le ra mivoaka ary io fahatapahan ny lalandra ao anatin ny myometre io le ratra lazain i bakozetra ary io ratra io d microscopik.
Noho le ratra kely d kely dia tsy hita ety ivelany ary tiako ho saininareo fa ao anaty millilitre de sperme d misy 4000000 d spz o minimum ka mba eritrereto hoe io ratra kely io dia afaka mampitoetra spz maromaro ka mahatonga an i bakozetra milaza hoe lasa ho corps etranger le spz dia lavin ny organisme.Resaka immunologie le iz refa tena dinihana.
Angamba nanampy an i fijo nanazava ny tian i bakozetra ny fanazavako:D:D
33. xxx
(
17/11/2007 08:57)
ko refa tsy mahatanty ataovy e, mahavoan'ny zaza antsokoditra nge hono io e
34. Veloo
(
18/11/2007 01:54)
booboo [ Valio ] 15-11-2007 12:30:09
Lohateny : Re : Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
Raha fanazavana tahaka izany tokony ampianarina mihitsy fa tsy mionona fotsiny @ hoe " he izany izy hoe fady " " matoa nataon'Atra an'izao dia misy antony " sns....
Booboo a, ny izy dia oe matoa Andriamanitra mandrara dia misy antony, mitsinjo ny fahasalaman-tsika izy..:wink: sy ny aretina maro samy hafa...
35. sarobidy
(
20/11/2007 07:36)
Booboo a, ny izy dia oe matoa Andriamanitra mandrara dia misy antony, mitsinjo ny fahasalaman-tsika izy.. sy ny aretina maro samy hafa...
Azo fantaraina ve oe mety inona avy kay zao no aretina azo avy am zany?:roll:
36. booboo
(
20/11/2007 11:19)
ny karazana kroba sy virus mora miparitaka @ alalan'ny rà refa tsy mitandrina ( mst, vih )...
37. sarobidy
(
22/11/2007 11:47)
ka le microba nge ny fahazahoako azy rehefa tsy mampiasa fiarovana de efa azo na de tsy misy ra aza le vevavy eh, sa...:oops:
38. miraymel
(
26/11/2007 04:07)
lol, refa tena te-hanao de asiana cagoule lery de :* sady tsy asiana :-@ tsony